Nitrosona amin'ny tany ny TGV ary tsy mandeha intsony
1. andrywai
(
25/02/2009 06:38)
Malahelo mafy izahay havan'ny maty sy naratra satria rebireben'ny TGV. Hanaiky hiresaka sahala izao ihany koa inona no nandrasana sa dia fitaovana tokoa izahay vahoaka madinika.
novalian'i rangorivao69 ny 26/02/2009 00:14
2. andrywui
(
25/02/2009 06:53)
Oay !! le andrywai !! iza ndray ko ty leeee !!tsy milay letsy a ! :evil: :evil: :evil: :evil: 8-) 8-) :twisted: :twisted: :twisted: lasa fosika , tonga fosika ,lasa sandoka tonga sandoka !!! innn ary ty ataon"ny lereto klé !!! ajanony any amzay letsy io fosika io fa efa fika antitra be a !!!!!!! kobobe fika ranavalona be
3. andrywai
(
25/02/2009 07:04)
Sahy mijoro izaho andrywai fa tsy mila TGV satria raraka an-tany ny ràn'ny havako. Mitraka ianao andrywui raha hamelona ny afo maty fa izahay hanohana an-dRa8 noho ireo fitaka sy fandaniana andro teny @ 13 mai nefa hilelaka ihany avy eo
4. andrywui
(
25/02/2009 07:07)
Ka lé anaranlah fopla io no tsy ahazaoanlah killl ato fa ra vo tonga eo daoul ary ny oul de ialah ndray no vitain'ny ol matavy eo fa jereo moa e !!! efa leo sandoka ny ato fa petsa eo elah anio :p :p :p :p :p :p :p :p :p :p
5. ngoiha
(
25/02/2009 07:15)
Aza lolon' lah ny ol tonga saina ry wiwiwi a ialah no efa donto tsy misy aleh intsony ialah kou ary zao efa hiova solon'anarana fa efa kely sisa de any akady le TGV000000000000000000000
6. andrywai
(
25/02/2009 07:17)
Izay vita matavy dia aleo ho vita hitrosona sahalan'i TGV namono ny havanay ary namono ny tolona.
7. ratavao
(
25/02/2009 07:45)
Fa iza no nitifitra nahafaty ny havanareo iTGV sa RAVALOMANANA ? Nanana basy angaha ny TGV tamin'izany ?
8. andrywai
(
25/02/2009 07:59)
Ravalo tsy rehako naniraka fa ny TGV sy ny tariny no nandrokiroky nitarika tany amin'ny mahamay nefa izy any an-trano tsy naratra na kely aza.
9. andrywui
(
25/02/2009 08:38)
TSY REVEN'NY POKNA ATO OA TY AMINIO ANDRYWAI FOSIKA RATSY KELY IO FA MIALA TAO !!! ELAH ANE HO FAIZIN'NY OLONA EO EEE
11. tsinjo
(
25/02/2009 09:47)
hahaha mahereza letsy ra ANDRWUI A io njay misy ANDRWU sy ANDRWAI hahahah
12. Noue
(
25/02/2009 10:22)
fa inona daholo aza ireto ps ireto eee ??? tsssss
andrywu ,andrywai dia iza koa ny manaraka eee ?? tsss
andrywu ,andrywai dia iza koa ny manaraka eee ?? tsss
14. nyavo2000
(
25/02/2009 11:23)
Ha ! ha!
Mahafinaritra ANDRYWAI a! miletra mihintsy le andrywui io ! mivoaka tandroka mihintsy ny lohany mahita ny fivadihan-javatra
Mahafinaritra ANDRYWAI a! miletra mihintsy le andrywui io ! mivoaka tandroka mihintsy ny lohany mahita ny fivadihan-javatra
andrywui:
TSY REVEN'NY POKNA ATO OA TY AMINIO ANDRYWAI FOSIKA RATSY KELY IO FA MIALA TAO !!! ELAH ANE HO FAIZIN'NY OLONA EO EEE
15. rangorivao69
(
25/02/2009 11:29)
raouioui>kay mbola elahpouuu ihany kay io fa mi-jouer ho victime eo,tsisy kil ve :-D :-D :-D
16. AndryRajoel
(
25/02/2009 11:37)
:-D :-D :-D aza tezitra hoaa fa tsy maintsy tafita ny tolona..... :*
18. TEGEVE
(
25/02/2009 11:51)
ry anaka ,andrykely,tsy mety ny mitolona miaraka @ habadoana fa henoy ny mpanolon-tsaina ato @ foibe (l) (l)
