TGV mandeha RORA tsy mahay mameno governemanta é
1. andrywai
(
10/04/2009 11:56)
Aiza ry akama no ahaizan'izany TGV mandeha rora izany hameno governemanta a ? Mbola manontany hevitra eran'ny vaza-mototra satria tsy nivonona tamin'izany roindefo. Faly hampirafirafy ny Malagasy samy Malagasy no haindreo fa tsy ny hiasa. Menatra tokoa ry zalahy mahita ny olona nahavita asa na nolazaina nangalatra aza ary ny TIKO indray no hianarany ho hendry rehefa hitany fa tsy ahatsangana sahala izany izy. Tsy mitovy ny manangana sy mandrava efa ry TGVinaingitra iiiii
novalian'i fijo ny 10/04/2009 19:12
2. penguin
(
10/04/2009 12:02)
Ok ary misaotra na tsy namaly sy nanaraka ny loha-hevitro aza ry akama a. Heverin'ny TGVendrana fa mitovy amin'ny hogahoga eny amin'ny 13 Mai ny miasa angamba ka vao mametraka olona hitarika asa dia kofona. Fa resaka mandeha rora tokoa mantsy ireo Ministera rehetra ireo an ?
3. essera
(
10/04/2009 12:13)
Aiza ry akama no ahaizan'izany TGV mandeha rora izany hameno governemanta a ? Mbola manontany hevitra eran'ny vaza-mototra satria tsy nivonona tamin'izany roindefo ?
Tadidio fa ny dadan'i Roindefo no tsy afaka teo amin'ny fianarana. Fa anontanio tsara ny fianarana nolalovan'i Roindefo dia tsy hino ianao avy eo hoe izany ve ilay bandy ity.
Faly hampirafirafy ny Malagasy samy Malagasy no haindreo fa tsy ny hiasa.
Dada Zafy antsoina amin'izay fa izy no tena manana spécialité sy programan'asa amin'io. Euh, diso numéro ianao (oups).
Menatra tokoa ry zalahy mahita ny olona nahavita asa na nolazaina nangalatra aza ary ny TIKO indray no hianarany ho hendry rehefa hitany fa tsy ahatsangana sahala izany izy.
Menatra tena menatra tsy mahajery olona tokoa satria dia afera maloto tena maloto ve no nahavitako an'izao orin'asa be izao. Menatra anao aho Andriamanitra !!! Mila miova ilay ao andininy slogan-ko iny hoe "Minoa fotsiny ihany..."
Anankiray ao am didy folo fotsiny les alaina efa voadikan'dra8 daholo izy mianakavy fa impossible hahavitantsika manaja azy 10.
Tsy mitovy ny manangana sy mandrava efa ry TGVinaingitra iiiii
Mora dia mora taminy Ra8 ny nanangana an'io Groupe Tiko io satria ny teo an-tanana no nampiany ny heripom-bahoaka dia toy ny madio mangatsakatsaka avy eo lery.
Nareo koa anisan'ny namelona azy teo fa mbola miady mafy ihany hozogainy.
Z[center]ogay mafy aho dada, zogay tsara, zogay miaraka izahay rehetrarehetra.[/center]
4. Mirananirina
(
10/04/2009 12:19)
TGV mandeha RORA
Mba rano kosa hoe,..
ogay mafy aho dada, zogay tsara, zogay miaraka izahay rehetrarehetra.Tsy azoko mihitsy ity lazainao.
5. penguin
(
10/04/2009 12:22)
Disobe ny TGVendrana satria tsy mbola Maire akory i Ravalomanana dia efa nisy sy tafavoaka ny TIKO. Anontanio ny Banque Mondiale fa ny TIKO no anisany tsimiankina nahazo fanampiana mivantana taminy teto Afrika. Tsy hain'i roindefo na andry tgvendrana izany.
6. taralila09
(
10/04/2009 12:30)
tena tsara ny loha-hevitra.
Satria ny revin-gadra ndray zao ny mahavita ny fiainam-bahoka.
Normal ny resulatat azo ary tsy mahagaga e.Governemanta TGVetaveta.
Satria ny revin-gadra ndray zao ny mahavita ny fiainam-bahoka.
Normal ny resulatat azo ary tsy mahagaga e.Governemanta TGVetaveta.
7. essera
(
10/04/2009 12:31)
Mirananirina, ity ny fanazavana an'ilay hoe "zogay". Voambolana malagasy niainga tamin'ny hoe zioga. Mety diso tsipelina kely angamba dia izao amzay :
- Ziogay mafy : mivadika omby zan ny vahoaka
- Ziogay tsara : ary mbola mivadika omby ian zan ny vahoaka
- Ziogay miaraka tsara dada a : ary mivadika omby miaraka ny vahoaka manontolo.
Fito taona izay tena valaka kosa ny hatoko klé.
Izahay aloha tsy manaiky hanohy an'ilay lalao intsony fa nareo no mbola te hanohy foana hatramzao
- Ziogay mafy : mivadika omby zan ny vahoaka
- Ziogay tsara : ary mbola mivadika omby ian zan ny vahoaka
- Ziogay miaraka tsara dada a : ary mivadika omby miaraka ny vahoaka manontolo.
Fito taona izay tena valaka kosa ny hatoko klé.
Izahay aloha tsy manaiky hanohy an'ilay lalao intsony fa nareo no mbola te hanohy foana hatramzao
8. essera
(
10/04/2009 12:35)
penguin:
Disobe ny TGVendrana satria tsy mbola Maire akory i Ravalomanana dia efa nisy sy tafavoaka ny TIKO. Anontanio ny Banque Mondiale fa ny TIKO no anisany tsimiankina nahazo fanampiana mivantana taminy teto Afrika.Tsy hain'i roindefo na andry tgvendrana izany.
Tena tsy laviko mihitsy, ary Ratsiraka anisan'ny nanampy azy tamin'izany fotoana koa raha mbola ampiako. SFI anisan'ny nanampy an'i Ravalo tamin'izany. Fa vao au pouvoir izy d rehefa manana ariary 2 moa dia lasa izao no tanjona :
Bénéfice io :
2 fois 1 = 2
2 fois 2 = 4
....
....
2 fois 100 milliards = 200 milliards tokony naloa. Mbola volantsika miaraka nopehan'lery io.
dia hiverina zéro izy raha vao tsy mahay eo ko
10. xxx
(
10/04/2009 13:05)
penguin:
Disobe ny TGVendrana satria tsy mbola Maire akory i Ravalomanana dia efa nisy sy tafavoaka ny TIKO. Anontanio ny Banque Mondiale fa ny TIKO no anisany tsimiankina nahazo fanampiana mivantana taminy teto Afrika. Tsy hain'i roindefo na andry tgvendrana izany.
Marina io, la Hutte sy Socolait sy ny forongony efa teo fa tsy hita izay natao
Rehefa tonga ny Tiko dia lazaina fa ny Tiko no manao monopole nefa ny teo tsy hita izay vita !!!
12. penguin
(
10/04/2009 13:18)
Ka aza mandiso tena fa tsy mety satria nolazaina fa teo vao nahalala zavatra ny olona. Ity ka TGV mandeha rora sy tsisy vatany no ampanantenaina olona ka lasa Laingam-pandeha.
13. KALACK
(
10/04/2009 14:49)
ANDRYWAI======Na ny miresaka amlah aza ry lety mandreraka be amlé fopla be entinlah eo andohanlà ,,, manàna aloh ry Tim hazondamosina vao mikoraraika eto a,,,ps anlà angah io???
14. KALACK
(
10/04/2009 17:00)
AN'NY TGV ZAN RY LETY KA ZE TIANY HANAOVANY AZY Satria na ny Mpitarika ny TIM aza de namotsotra ny fitondrana efa teo antanany ho an'olonkafa !!! raha tena tia ny Fitondrana izy de tokony nitazona amin'ny fomba rehetra ny Fitondrany fa tsy natsipitsipy fotsiny teo !!! de oe nambanana basy eee!! zao eééé !!zandary marobe sy polisy marobe , gardes pd. mbol amanjatony tao reo ve de hamela azy ho ambanana basy fa izy mitsy no efa malaina ny mbol Hitondra satria efa be no voakipiliny !!! izao no porofo ,,!!tsy manatsaina ze hiverina eto M/car zany izy na de efa mitomany ny hiverenany aza i Penguin !!! izy hiraharaha !!
