TGV mandeha rora sy revin-gadra no hivoaka ny Tonelina

1. andrywai ( 09/04/2009 10:43)
Tsy TGV resahina an-dafy no misy eto Madagasikara fa TGVinaingitra ka rehefa mampanantena vahoaka dia hoe ho avy ny fanampiana avy atsy sy avy aroa. Fa aiza ny hazakazaka mampalaza izany TGV izany sa mandeha rora izy izany. Rora ve no hivoahana ny tonelina ka hampandroso an'i Madagasikara ry TGVinaingitra ?
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:08
2. penguin ( 09/04/2009 10:51)
Tena tsy manaraka revin-gadra izahay ry andrywai fa eo ampanalana ny TGVendrana nahazo fahefana avy t@'ny CAPSAT.
3. ifiona ( 09/04/2009 10:51)
ha!ha!ha! milay kosa lé contre-attaque! :-D
4. essera ( 09/04/2009 11:46)
Ary ny tena milay ry penguin sy Ifiona dia ity :
Na tsara sakafo aza isika (produits laitiers, menaka, vary etc etc) dia tsy ampy akapoky ny akolahy fataka lava sanga sady vendrana. Tsy arakaraka ny habeny fa nahay vava fotsiny fa tsy nisy afitsoka sy tsy misy lazon'ady rehefa raikitra ny tena combat.

Ary ahoana iny sur-contré iny ry Ifiona.

:-D :-D :-D :-D
5. molota ( 09/04/2009 11:58)
TGVendrana Vé?? tena V ireny mandeha amin'ny Produit Tiko nangalarina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 09/04/2009 11:59)
ary ra-andrwai zany, lé karazan'lé bandy mpanmpiasa rora an, kobon'lery ny fandeany, :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. fijo ( 09/04/2009 21:08)
hihihiii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0524