leo politika
1. xxx
(
27/02/2009 18:02)
leo politika izahay dia izao no fomba legal entina mahohitra azy fomba democratie non.
novalian'i xxx ny 27/02/2009 23:47
6. Noue
(
27/02/2009 18:09)
ny ahy ny tsy voako dia ity fanokafana ps lava ity eee ! dia inona indray zao ity eee ???
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49a8264f3d559
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49a8264f3d559
7. NoueAndrywui
(
27/02/2009 18:11)
Tsy ps anao anie io ry noue,tsy ompa teto na nanala baraka fa amin'ny fomba democratie daholo :-D :-D :-D :-D
8. andrywui
(
27/02/2009 18:14)
fantatro amin'ny fomba fanoratra fa ela io Rangorivao ah !! nahazo adresse email hafa de naketo ialahy !! fa avereno ny teny ratsy de mbola ahita amin ra- hery elah !! ialah io rangorivao a!! nitady moyen tany elah io
9. xxx
(
27/02/2009 18:15)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) tena tezitra mitsy Ranoue leaza a! sa sao de mba nareomitsama iany aza io le sa mety bandy neutre ngamba lery e! sa onu io sa oua :-D :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) fa tsy za aloha io a! sao mahita ny xxx eo de oe miafina zany rawiwi a!
11. xxx
(
27/02/2009 18:24)
ssssssh ! fika efa antitra be lesy io manokatra ps fosika io a! efa lany maminy de tsy milay tsony , fa mba mitadiava ndray milay noho io manokatra ps fopla io e !! fa ny teo aloha no malaza fa tsy elahy ,be fianarana ny atidohan olona fotsiny elah !! tsy manakambo zany fa mba manaova fika hafa e, mitadiava ,mikaroha ny loha fa fikan'olona io hizoranlah io ,mba menatra aminity fahaizan'olona entina ity e!