Tombotsoa ny firenena sy ny Malagasy rehetra

1. pimaso ( 01/03/2009 18:07)
Sommet Africain

misy tombotsoa ponctuel azon'ny firenena aminio sommet io, ary koa misy tombotsoa MAHAritra izay ny vahoaka no MAHAZO AZY ao aoriana , ny tokony anotaniaao dia ny hoe:::: ny pourcentage miverina ao aorianan'io SOMMET UA IO !!!



TGViste mora manipulena satria:tsy mieritreritra afa-tsy vary sy laoka.Ary sarotra ny manazava amin'dry zareo izany MAP,SOMMET,FANDROSOANA,DEMOKRATIE,ZONE ROUGE zany satria tsy mety atao = vary + laoka izany .ireny le manao hoe;lalana,hopitaly,tsena,trosa afaka,mpizaha-tany sy mpandraharaha tonga maro, = tsy mahavoky.
Aleo-dry zareo grevy = vary sy menaka vetivety



Rehefa tsy mahita afa-tsy Isotry ny maso, ary tsy mihaino afatsy viva ny sofina ary tsy andeha lavitra mihoatry ny 13 mai dia tsy afaky ny hahalala na inona na inona. Mihevitra angamba izy ireo fa i Madagasikara (na antananarivo) irery no firenena eto ambonin'ny tany!!!!
Ny androany ihany no ao andoha ka INCAPABLE hijery izay rahampitso. Izany no mampirefarefa amin'ny tany ny fisainana satria tia tena sy mameno ny kibony ihany no hainy.
Lazaiko anareo fa ireo olona ireny na omenao 1000000000000000 ariary aza laniny androany ihany.
novalian'i xxx ny 01/03/2009 20:47
2. ravalomanan ( 01/03/2009 18:43)
Misaotra anao amin'io indray mi pimaso io.
Tsy mora ho an'ireo tgv ireo anie ny mahazo izany e. Tadiaviny hoanina daholo fa noana rĂ  izy ireo
Misaotra
3. xxx ( 01/03/2009 19:21)
i pimaso ihany no ravalamoanan f'aza daholo ny mpisera e,toa hoe vacance hono dia tsy hita ny kil
4. xxx ( 01/03/2009 19:33)
Pimaso ihany no ravalomanana ny antony dia ireto : 1/- mampiasa teboka ( . )isaky ny maha vita phrase iray ! 2/ts mampias teny ARGO mihits iz na ten ts tong volan toy zao ataok zao, fa tena mazava tsara ny phrase n'ny pimaso sy ravalomanana (olona iray)


marina ve lets zan pimaso ??? ary vao miova fanoratra eo ialahy de tratra an !!!
5. Annie2006 ( 01/03/2009 20:31)
Tsy maninona raha miandry sommet Ravalomanana. Io no maha fokafoka azy. Ny an'i TGV dia ny tombotsoam-bahoaka no mampitsangana azy miady @ jadona.
6. xxx ( 01/03/2009 20:47)
Lazaiko anareo fa ireo olona ireny na omenao 1000000000000000 ariary aza laniny androany ihany.
Taiky ,tsy ratsy iny .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1019