Mendrika ho gadraina izy

1. xxx ( 01/03/2009 13:52)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m49aa38e9d6c62#m49aa92651da8d
2. naughtyboy ( 01/03/2009 14:32)
ka izay no tena mahamailo tsy azo anjanonana na amambolana fotsiny aza anle babakoto le8 fa efa be izay heloka vitany izay
3. Annie2006 ( 01/03/2009 15:36)
Eo mihitsy ny olana hoan-dravalomanana: Hiala eo @ fitondràna dia ireto MAFIA INTERNATIONAL IRETO no hanajedaka azy voalohany satria ho very daholo ireto FANANANA voatanisa ireto.

Hijanona eo izy dia ny vahoaka no hitrongy azy satria tsy tantin'ny vahoaka intsony ity fanapotehana sy fandrobana ny harempirenena sy ny famonoana malagasy izao hoan'ny tombotsoan'ireto MAFIA VAHINY ireto.

Vahaolana hitandravalo: HITIFITRA SY HAMONO IZAY GASY MANOHITRA AZY.

Lojika be ange io ataondravalo io e. Fa lojikany.
4. xxx ( 01/03/2009 16:06)
fa raha tonga eo ve TGV dia miliardera ny gasy sa miakatra velona any andanitra :n'importe koi
5. naughtyboy ( 01/03/2009 16:16)
tsy TGV no olana fa i le8 miala aloha dia aleo izay mahavita azy no hiakatra fa tsy zay teo tsy nahita natao afatsy namarina ankady ny firenena 1 manontolo sy fahavalombahoaka
6. xxx ( 01/03/2009 16:20)
ka iza lay ho ampiakarina e! ny mpandroba sa ny jiolahy mitadiava aloa solony poince dia alao izy fa raha i andry any ampaladiany ny toetsaina vao miha zava-doza
7. pimaso ( 01/03/2009 18:20)
Nefa kosa mbà mieritrereta !!!! Tsy hadalàn'ny tany hafa anie no mihazakazaka manintona ny conférences internationales, ny colloques sns e !!!
Mety ao angamba ny tombotsoa direct : fahatongavan'ny olona sns... fa ny retombées indirectes mba jereo .
Nosy marina i Madagasikara ka tena jamba isika, marina e ! Mba jereo ny tombotsoan'ny firenena voisins mihazakazaka sommets internationaux : Maurice, Tanzanie, Kenya... Raha mankany Nairobi ianao na mankany Thailande dia misokatra ny masonao !
Madagascar est trop EXCLU de la vie politique et économique mondiale ; La visibilité obtenue avec les sommets, les accords qui s'ensuivent représentent une manne CONSIDERABLE pour TOUS LES SECTEURS CONFONDUS !!!
Tsy hadalàna anie ny salons du tourisme, ny colloques fruits tropicaux, ny sommets francophonie sns sns....
Sarotra ny manazava azy fa mba JEREO NY HAFA re tompoko ô !
8. ravalomanan ( 01/03/2009 18:40)
minoa fotsiny ihany ianareo vahoaka.
Misaotra 8-)
9. naughtyboy ( 02/03/2009 12:17)
=)) =)) =)) ef ela loatra nahenoana anzany de lasa olana ,fa miala fotsiny ihany le8 de milamm ny rehetra =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4793