tena tsy rariny kosa

1. batista007 ( 28/02/2009 01:31)
tena mahagaga sy mahavariana fa tao ato dia tena mirongatra be ny fangalarana ps mino sy manatena izahy mpisera ara dalana fa mba tokony efa andray ny andraikiny ny tompon'andraikitra isantsokajiny. :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
hery an tsy rariny intsony e raiso ny andraikitrao
répondu par TEGEVE le 01/03/2009 00:01
2. xxx ( 28/02/2009 05:39)
tena tafiditra eto ny mpamono afo ! Milay kosa le izy fa tampina ny domy clé, raha mba io no atao any amin'ny site TIM sy sobika.com any dia tena manja ! Tohizo fa tsara e !
3. andrywui ( 28/02/2009 08:55)
tena mahagaga sy mahavariana fa tao ato dia tena mirongatra be ny fangalarana ps mino sy manatena izahy mpisera ara dalana fa mba tokony efa andray ny andraikiny ny tompon'andraikitra isantsokajiny.
hery an tsy rariny intsony e raiso ny andraikitrao


marina ihany izany batista ! mety misy fahamarinany ihany! ha ha ha
4. xxx ( 28/02/2009 09:01)
xxx:

tena tafiditra eto ny mpamono afo ! Milay kosa le izy fa tampina ny domy clé, raha mba io no atao any amin'ny site TIM sy sobika.com any dia tena manja ! Tohizo fa tsara e !

tsy tafiditra tao lesy

:-D :-D :-D
5. andrywui ( 28/02/2009 12:26)
hoy batista007 :


tena mahagaga sy mahavariana fa tao ato dia tena mirongatra be ny fangalarana ps mino sy manatena izahy mpisera ara dalana fa mba tokony efa andray ny andraikiny ny tompon'andraikitra isantsokajiny.
hery an tsy rariny intsony e raiso ny andraikitrao



eny e! azo ekena ihany raha ny teninlah ka ! ha ha ha
6. TEGEVE ( 28/02/2009 17:03)
anaka andrywui miangavy anao aho mba hajanony ny ps be dia be fa hatreho ny @ andywui ihany (l) (l)
7. andrywui ( 28/02/2009 17:56)
elah ry pimaso mba mivoaha tao aminio andryrajoel io amzay fa ra tratrandrahery eo elah de ho voapala hatram email nlah eo fa izany no lalana eto zao
8. TEGEVE ( 01/03/2009 00:01)
anaka andrywui tsy pimaso akory io

anaka batista ahitsio aloha ny fanaovanao ps hafa koa alohan'ny hitenenanao ny sasany (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1159