vaovao farany avy any dago @ izao ora izao
1. xxx
(
28/02/2009 09:19)
toa tsy misy fil journé androany nefa misy manif be eto @ 13mai en plus zone rouge
novalian'i andrywui ny 28/02/2009 17:34
3. xxx
(
28/02/2009 09:34)
izay koa ary mba miandry olona hitanatra eto fa toa hoe gidragidra be hono eo @ 13 mai hono izany an :?: :?: :?:
5. xxx
(
28/02/2009 09:45)
aza mitsaho fotsiny fa mandreraka be ! ouffff ! mbol miandry an'i prezida de la Republique Andry Rajoelina fa aza mikorapaka e!
7. xxx
(
28/02/2009 09:53)
le oula niresako en tel to tany dago nisefosefo be dia tsy heno intsony fa tapatapaka be
8. pimaso
(
28/02/2009 10:06)
MBOLA NANGERY AMPATALOHA I ANDRY FA NARARY KIBO NY LAINGA DIA FENO TAY H@NY LOHANY FA NITSONGOLIKA IZY NANGERY
BERK
BERK
9. xxx
(
28/02/2009 10:11)
izahy kosa aloah tsy hanaiky intsony raha mbola misy mati2 foana eto eh,sady efa mipoakoaka be ,ety 67ha izahy maheno ny fipoakany :roll: :roll: dia tsy hay aloaha famisavoritaka be izy ity
11. andrywui
(
28/02/2009 11:34)
zahay tofirina aza tsy mapalaelo ko nareo mijery fotsiny anay tofirina no manjokaiky sy mivalaketraka mialoha !! mitrakà fa tsis laitrambala tsony eto fa efa nozaraina anti-balle daolo androany ny olona e !! jereo fa ze voatifitra de mitsikitsiky be daholo mitranga lela !! ha ha ha
13. xxx
(
28/02/2009 12:17)
hoy andrywui
ho hita eo e
zahay tofirina aza tsy mapalaelo ko nareo mijery fotsiny anay tofirina no manjokaiky sy mivalaketraka mialoha !! mitrakà fa tsis laitrambala tsony eto fa efa nozaraina anti-balle daolo androany ny olona e !! jereo fa ze voatifitra de mitsikitsiky be daholo mitranga lela !! ha ha ha
ho hita eo e
14. AndryRajoel
(
28/02/2009 15:25)
Andrywui ataoko ho praiminisitra solon'ny Monja ianao rehfa voasambotra izy fa omeo anah ny coordonée anao sy ny farimphaizanao sns :°) :°) Tompokolahy tompokovavy
15. andrywui
(
28/02/2009 17:34)
Ndana miala ilany ary ry TIM a!! ndana mitsy elah miainga any fa tsssss !
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: ^:^ :p :p :p :p :p :p :p :p :p
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: ^:^ :p :p :p :p :p :p :p :p :p