Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i pengiun, milahatra araka ny daty
pengiun ( 28/07/2010 10:20)
Misy marina betsaka ny nolazain'i andrywui etsy ambany ...
Hoy izy hoe : --- Tena tsy ho voarodana sy tsy afaka eo intsony io Fitondrana io (na ny olon'ny TGV hilatsaka ) hoy izy satria : - mataoatra mafy ny miaramila rehetra amin'izao fotoana izao ny hiara... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 18:41
pengiun ( 27/07/2010 06:33)
GTT PROVINCES ,NANAO MEETING TANY TOULOUSE
[img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2009/10/montpellier1.JPG[/img] [img]http://i.ytimg.com/vi/TgEjattTguc/0.jpg[/img][img]http://1.bp.blogspot.com/_BgvtMoPNWh4/Sf3V8CZNxeI/AAAAAAAAAB8/TGYHEGCqW1... tohiny
pengiun ( 25/07/2010 14:14)
Miarahaba ny Mpisera ! manao ahoana daholo isika ! -TSY MIJANONA NY TOLONA TOY ILAY TAO JERIKO MANDRAPIDOBOK'IO FITONDRANA IO
Koa satria moa elaela ny tenanay tsy teto dia faly miarahaba antsika rehetra indray izany ! mikasika ny politika manokana dia mbola tiako ny manamarika eto fa mahafinaritra ny fandraisan-tsika rehetra... tohiny
novalian'i pengiun ny 28/07/2010 09:58
pengiun ( 26/02/2009 14:08)
Fa ny TGV koa anefa TIANAY ka tsy lavinay fa ekenay
Marina fa TIM izahay ary tsy mivadika fa ny TGV koa anefa dia tohananay marindrano ny hevitra avoakany satria mahavelombolo ny Tolona izay natao ka raha miteny amin'ny anaran'ny TIM aho ho Fanohanako ... tohiny
pengiun ( 23/02/2009 12:20)
HO ELA VELONA NY TGV E! TSY TIM TSONY ISIKA E !
vita hatreo ry zalahy zany Tim zany fa Tgv isika zao a! efa tapa kevitra tanteraka aho fa aleoko manao Tgv fa be loatra le olona vonoin'ny Tim ka tsy laniko lé rà ao ambony lohako isan'andro e , ka ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007