Misy marina betsaka ny nolazain'i andrywui etsy ambany ...

1. pengiun ( 28/07/2010 10:20)
Hoy izy hoe :

--- Tena tsy ho voarodana sy tsy afaka eo intsony io Fitondrana io (na ny olon'ny TGV hilatsaka ) hoy izy satria : - mataoatra mafy ny miaramila rehetra amin'izao fotoana izao ny hiaran'ny valifatin'ny GTT sy ny TIM ,3mvs samy hitambabe aminy eo daholo ,dia aleony mihitsy izy manambitamby ny Mpitondra HAT sy ny ekipa TGV mba tsy hiala amin'ny Fitondrana mihitsy aloha ,satria dia ho betsaka ny Miaramila hiditra Tsiafahy ve ? - tsy hanaiky an'izany ry zalah surtt hoe mbola eo amindry zalah ny herijika rehetra ahafahany mitazona ny HAT (TGV) eo de mba milamina ry zalah aloha !

ZAY LAY IZY TOMPOKO ka dia anjarantsika no mandinika izay !...
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 18:41
2. pengiun ( 28/07/2010 10:23)
resaka efa mpiverina matetika sy foan fona isak'izay Miova andriana io ka sur fa efa fay ry zalah miaramila ka tsy hanao zay ampihiboka azy any Tsiafhy izany mihitsy aloha ry zalah !

-inona no ho ataony ?? ... milela-paladia ny HAT ny miaramila rehetra mba tsy hi abandonné poste mihitsy satria ratsy ny ho fiafaran'ny tantara raha tsy eo tsony ny TGV
3. xxwx ( 28/07/2010 11:38)
Pengiun fopla= wiwi , tsy tahotra tsy henatra intsony ny hanehoan'ialahy ny habadoan'ialahy , eo dia mifandrotsirotsy @ ty resaka fampandriana adrisa fotsiny eo
Miaramila manaraka ho azy fa ialahy ve mitapy e!
4. andrywui ( 28/07/2010 12:01)
Aza mamaly an'io be teny ratsy sy demony be io pengiun a! efa niverina ato amin'ny serasera elah alou de izay no mahafaly anay rehetra ! betsaka no lasa adala otran'ileio ato fa tandremo penguin a! ao ohatra ny tena lasa adala be ohatra i zigzag sy i bekiraro sy i feticon(efa razana) , ao koa i ouioui sy i xxwx sy i zama izay efa andalan'ny hipika tanteraka amin'ny maina ny lohany !
ka tandremo penguin a! tohizo ny fahen,drenlah fa aza manaiky ihantsian'ileio ady eto enao misaotra penguin a!.....
5. ouioui ( 28/07/2010 15:25)

Pengiun fopla= wiwi ,
kôzy ve zany klé, ary efa nahiako mantsy iny fa efa fanaony foana teto io
6. andrywui ( 28/07/2010 19:53)
-- penguin anie lety bandy politicien tsy tia vazivazy fa aokanlah lery fa inona ary ty !!!


--azoko aty lty batista ny sarindrangorivao fa ela ny ela a! ....
7. fijo ( 28/07/2010 20:01)
hihihihihi
8. tsaragasy ( 28/07/2010 22:22)
Lafo loatra ny frais ho an'ny GTT , ny TIM indray efa manaraka , sy manosika moramora olon-kafa Ilay NEUTRE ,
9. andrywui ( 29/07/2010 11:35)
tsaragasy ===) efa manome sopapa milay ah fa i Raharinaivo hoa andrasana ny hivoahany ny fonja de iny tohanana iny koa mbola madio arapolitika iny na i Ndafy be soavaly !!!...
10. xxwx ( 29/07/2010 18:35)
Ny an'i wiwi dia resaka valamaty foana ! Mba ataovy matotra rangahy ty a
11. andrywui ( 29/07/2010 18:40)
matotra letsy io a! ozy ah oe io hoa i Ndafy be lava tava soavaly tohanana na Raharinaivo petsa any Tsiafahy andrasana fa reny zao no mba metimety ao fa ny ankoatra izay de i satrobory sy ry nicolas mpiogaoga no azo ikimpiana !
12. xxwx ( 29/07/2010 18:41)
Miteniteny foana loatra ialahy , aza asiana tsaho e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0459