GTT PROVINCES ,NANAO MEETING TANY TOULOUSE

1. pengiun ( 27/07/2010 06:33)



NAHAFINARITRA NY FIARAHANA TANY
NISY NY ZAVATRA NIARAHANA NANAO SY NANAPAKA
2. xxwx ( 27/07/2010 07:45)
Salama e
Milay izany ry pengiun, TSY avelantsika ny talona e, ira @ ireo aloha i pengiun
Mankalaza
3. pengiun ( 27/07/2010 08:58)
Manahoana r'ise ry xxwx a ieny r'ise iray amin'ireo lehilahy lehibe eo ireo aho ary anisan'ny nampiditra ny hevitra rehetra ny amin'ny famahana ny krizy sy ny fitohizan'ny tolona izay efa natomboka
4. fijo ( 27/07/2010 19:43)
tandremo ary sao atao hevitra "pengouin" an.hihihihi vazivazy ihany e
5. xxwx ( 27/07/2010 20:33)

penguin - 19/06/2009 16:57
Samy mahalala ny rehetra fa par "tâtonnement" no itondran'ny tgvendrana ny firenena. Na iza na iza na avy aiza na avy aiza dia mba mahalala ny hitondrana ny raharaha saingy tsapatsapa no ataon'ny tgvendrana ka maro no ny ekipa taloha no tazonina aloha hakana traikefa dia mihevitra fa hanipaka avy eo nefa tsy omen'olona spap dia mitsapatsapa sisa no atao. Ka handroso amin'izany tokoa vé ny toe-karen'i Madagasikara ? Sa izany no filamatra ankehitriny ? Esorina ny mpangalatra fahefana na ahoana na ahoana

TENA PENGIUN IO FA TSY IRY NANDEFA DINIKA IRY AKORY pingiun sy pinguin nafamadiky wiwi , efa an'i wiwi taloha io ps io fa nony vaky ny fonja dia tafavoaka tao koa ny lolovokatra

http://forum.serasera.org/forum/message/m4a3ba7532a67f
Teto no nanoratra faramparany ny tena vrai "pinguin"
Izay i wiwi rehefa tsy mahita alahatra dia misandoka sy migafy foana no ady klény, tsy misy fiovana mihitsy ilay saina lomorina
6. andrywui ( 28/07/2010 09:01)
tena nahafinaritra kosa izany a

merci penguin a ! ary miarahaba tonga soa e
7. Rabaradaka ( 28/07/2010 10:09)
Tsy revenay ry dadatoa izany gasy mandady sy mamafa kirarom-bazaha izany a, Gasy Tia Tena ireny ary aza miandry an'ireny raha tehanafaka an'ity firenena ity
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0512