HO ELA VELONA NY TGV E! TSY TIM TSONY ISIKA E !

1. pengiun ( 23/02/2009 12:20)
vita hatreo ry zalahy zany Tim zany fa Tgv isika zao a! efa tapa kevitra tanteraka aho fa aleoko manao Tgv fa be loatra le olona vonoin'ny Tim ka tsy laniko lé rà ao ambony lohako isan'andro e , ka de izao no baikom-pitolomana manomboka izao oe :HO ELA VELONA NY TGV ARY HALAKY HO FATY NY TIM EEE
2. xxx ( 23/02/2009 12:32)
pppppffffffffff! efa tsisy hevitra hatao dinika intsony angamba, de rahoviana indray ny hivadik AVI na AREMA MATOTRA? mba menatra! :lol: :lol: :lol:
3. andrywui ( 23/02/2009 12:34)
Aokanlah izy ra xxx1 an !! fa avoahy ny ps raha hifampitana resaka aminay elah fa aza sarimbavy eo fa nahazo namana zahay e!!!!
4. xxx ( 23/02/2009 12:36)
hahahahahahaha! de ho fantantrelà ve za raha hivoka PS ve? amiko lety ny olona mpiovaova hevitra no sarimbavy a! tena sarimbavy tena izy, kely loha, hahahahahahahaha! aoka lesy ry oui oui oui oui a!
5. pengiun ( 23/02/2009 12:39)
Avoahy ny ps anlah hanaovako anlah ry lety fa aza miafina a, an'ny TGV zao ny tanana fa tsy an'ny Tim tsony e
6. xxx ( 23/02/2009 12:43)
hahahahahahahaha! ho reraka eo alà ry Tanora gasy Vendrana a! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: , tsy biby mitorina intsony elà izao fa olona mitorina, :oops: :oops:
7. Noue ( 23/02/2009 13:10)
tssssss ps fosika fotsiny io PINGIUN io fa tsy PINGUIN io eee tssss
8. rangorivao69 ( 23/02/2009 13:22)
raouioui>REFA TSISY KIL LESY ELAH DE NDANA HOA MANAO KAMIKAZE ENY AMBOTSIROHITRA :-D :-D :-D
9. andrywu ( 23/02/2009 13:35)
za ry lety rangory tsy kanosa oahtranela akory ho hitanela eo rahampitso fa hisy surprise be eto :} :} :}
10. rangorivao69 ( 23/02/2009 13:46)
raouioui>ATAOVY NDRAY LE PS rangorivao96 EH FA IO TSY TGV SADY TSY TIM :-D :-D :-D
11. Noue ( 23/02/2009 14:06)
tsy wiwi io fa mpisandoka eeee !!!
12. Andribe ( 23/02/2009 14:08)
ary ho faty haingana ny tim anefa dadan i lery sy ny dadatoany ary ny nentoany ny cousine sy cousin ao @ tim hadino daholo :-D :-D :-D :-D :-D :-D . Sao de mba misy palitao koa aloha any fa mangatsiaka hono eny ambony TGV sady moly no foan dry zalahy tsy mba bex :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. rangorivao69 ( 23/02/2009 14:18)
raouioui> MIVOAH TAO ANATY LAVA-BOALAVO TAO ELAH ARY MBA ETO @ ZAY NY VRAI PS FA TSY MANAO SARIMBAVY TENA :-D :-D :-D
14. pimaso ( 23/02/2009 14:26)
Thay
Goavana
Vendrana
15. andrywui ( 23/02/2009 14:28)
fa ahoana ary no za foana no voahosopotaka eto klé !! maninnn no za foana !! rehefa te hiova kosa ve cny olona de za no omena rihatra ? avelao ny olona hiaina malalaka fa aza hatao didy jadona e !!
16. andrywu ( 23/02/2009 14:38)
marina izany eh hihihi
17. penguin ( 23/02/2009 14:41)
Mahaiza mipetraka fa tsy ny penguin no anaovana kilalaonteny. pengiun tsy hita anaty dikisioooneeraaa.
18. rangorivao69 ( 23/02/2009 14:41)
raouioui> ZANY LEITY REFA TE HANAO A :-D :-D :-D
19. pengiun ( 23/02/2009 15:20)
sady tsy hita anaty diksionera y penguin no tsy hiaraka aminareo Tim tsony ko mandrakizay fa hiala aho
20. andrywu ( 23/02/2009 15:28)
marina izany pengiun an :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593