Association mére pére celibataire

1. xxx ( 26/02/2009 13:11)
Te hanangana fikambanan'ny reny sy ny ray tsy manambady, zay intéressé, ity ny mail: mereperecelibat@yahoo.fr

D misôtra e!!
novalian'i soanja ny 07/03/2009 12:03
2. soanja ( 27/02/2009 04:26)
Tsara kosa izany. Mahavita be daholo ary amin'izay soa katsahina. (l)
3. kelly13 ( 27/02/2009 07:43)
inn no but an'lay fikambanana?
4. ari.malala ( 27/02/2009 07:44)
Inona no tena tanjona @ fananganana ilay association? efa hitako tany @ site hafa mantsy io annonce io
5. xxx ( 27/02/2009 08:16)
Ny tanjona @ d ny mba hifanampian'ny samy ray sy reny tsy manambady, torohevitra, traikefa, ary indrindra ny mba hiovan'ny fiarahamonina malagasy ny fomba fijeriny @ ntsika tsy manambady nefa mann janaka.
Koa raha mety d manoratà ao @ io mail io.
D misôtra
6. fahamarinana ( 27/02/2009 08:28)
:arrow: xxx mpandefa :misaotra nanazava e !.. (l)
7. ni81 ( 27/02/2009 08:50)
Ny tanjona @ d ny mba hifanampian'ny samy ray sy reny tsy manambady, torohevitra, traikefa, ary indrindra ny mba hiovan'ny fiarahamonina malagasy ny fomba fijeriny @ ntsika tsy manambady nefa mann janaka.
Koa raha mety d manoratà ao @ io mail io.
D misôtra
Hay ve e! Io no tiako ho fantarina tary ambadika tary mantsy e! Misaotra o
8. kelly13 ( 27/02/2009 08:50)
tsy maintsy oe pere ou mere celibataire v vao afaka mba miditra ho mpikambana?
9. ari.malala ( 27/02/2009 10:30)
Misaotra nanazava e! fa ovaina atao inona moa ny fijerin'ny olona fa ny olona anie tys maintsy miteny foana na tsara ataonao na ratsy ataonao e! :P
10. vale ( 27/02/2009 16:17)
Tena mbola ho ela ny fiaraha-monina malagasy vao hanana fijery hafa mikasika io cas iray io, raha efa niteraka aza ilay lhl na ilay vhv de antsoina hoe zana-baratra hono ilay zaza, anefa dia ny ankizy tsy manantsiny, njekaky oooooo, tena ratsy be le fisainana momba ny zana-bady, tsy manantsiny kely!! :?
11. ikaretsaka ( 27/02/2009 16:23)
le izy miantonta any @ le zaza no tsy mamely.. fa nen'ilay RAD ..sitrapony ny azy ka tokony ho zakainy
12. fahamarinana ( 27/02/2009 16:59)
:arrow: zay koa iray...mais sarotra gerer-na ,ny rehetra no mila miaraka manao effort sinon tsy tafa. :? (l)
13. Lejoba ( 27/02/2009 18:41)
7. Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 27-02-2009 09:50:59
Lohateny : Re : Association mére pére celibataire
tsy maintsy oe pere ou mere celibataire v vao afaka mba miditra ho mpikambana?

iza no mahita, rehefa tafiditra ao @ fikambanana ianao mety tsy hijanona maharitra ho selibatera. Mety tanjona iray koa izay
14. vale ( 27/02/2009 22:32)
:°) :°) :°)
15. kelly13 ( 28/02/2009 13:35)
lejoba>lol, vôtery hampirafy aho zany
16. MMS ( 01/03/2009 07:08)
Mahita maromaro azo anaovana safidy!Tsy maintsy lasa mampirafy ihany zany raha miditra ho mpikambana an!
17. ari.malala ( 02/03/2009 06:45)
vale:

Tena mbola ho ela ny fiaraha-monina malagasy vao hanana fijery hafa mikasika io cas iray io, raha efa niteraka aza ilay lhl na ilay vhv de antsoina hoe zana-baratra hono ilay zaza, anefa dia ny ankizy tsy manantsiny, njekaky oooooo, tena ratsy be le fisainana momba ny zana-bady, tsy manantsiny kely!! :?



mahavariana marina an...
18. soanja ( 07/03/2009 12:03)
vale:

Tena mbola ho ela ny fiaraha-monina malagasy vao hanana fijery hafa mikasika io cas iray io, raha efa niteraka aza ilay lhl na ilay vhv de antsoina hoe zana-baratra hono ilay zaza, anefa dia ny ankizy tsy manantsiny, njekaky oooooo, tena ratsy be le fisainana momba ny zana-bady, tsy manantsiny kely!! :?


Diso toerana be ny hatezerana amin'io ka. Mahatsapa olana eo amin'ny fiarahamonina izy ireo amin'izany saingy tsy tena fantany hoe inona ilay olana dia lasa ilay zaza tsy manantsiny no voaperoperotra. Na fantany fa tsy hitany izay hanitsiana azy satria mifampidimpiditra be ilay olana.

Mety tonga koa angamba ny fotoana ampisehoana ny fiarahamonina hoe ny fianana akory tsy voatery izay heverin'ny hafa sy hinoan'ny hafa no izy fa isan-karazany ny fisehony nefa mandaitra tsara avokoa.
Ny fiainako tsy fiainanao saingy fantatro ny ezakao ary manaja izany aho!

Tokony asiana toerana eo amin'ny fiarahamonina Malagasy manindrahindra ny reny na ray izay nahavita be manokana tamin'ny fikarakarana ny zanany ary tafavoaka tsara amin'ny fiainany ilay/ireo zaza. Ny zaza rahateo ampiana hanoratra journal momba ny fiainany hoe Sambatra aho fa misy I Neny/Dada eo amin'ny fiainako.

Mahereza lalandava amin'ny fitsinjovana ireo solofodimbin'ny ala!


:-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2909