Izahay dia RA8 hatrany ary tsy miroharoha saina mihintsy

1. penguin ( 26/02/2009 13:51)
Tsy mampiova inona anay fa ny ara-dàlana no fantatray. Andraso ny fifidianana raha tia izany resaka fanjakan'ny be sy ny maro izany. Vita ny fifidianana arabainay nereo raha ahazo sahala ity TGV nihevitra ho HAT avy eo mitomany ho Maire indray. Tsy mitsoaka izahay fa manohana anao RA8
novalian'i Noue ny 26/02/2009 19:34
2. andrywai ( 26/02/2009 13:59)
Izay aloha tsy afaka ny ho TIM fa ny havanay fitahan'ity TGV ity no manahirana anay. Izy tsy samborina fa ny madinika voaviravira sy voafitaka no militility mandray mahamay eo.
3. TEGEVE ( 26/02/2009 14:06)
mamerina @ nareo ny fialan-tsiny nohon'ny fahadisoanay tgv ny ato @ foibe (l) (l)
4. penguin ( 26/02/2009 14:07)
Rehefa tonga saina dia harabaina ary tandremo sao lasa andrywui sa wai sa Wanted sa TGVendrana?
5. xxx ( 26/02/2009 14:14)
ary rehefa mba miala tsiny zahay de aza ompaina tsony e sa mitady inona ry Tim voretra ireto ? rehefa tsy azo alamina ary nareo dia ho amboariko tsi11 ato a tsy misangy aho zay ,tsy azo hialana tsiny tsinona kà
6. Noue ( 26/02/2009 14:33)
penguin:

Tsy mampiova inona anay fa ny ara-dàlana no fantatray. Andraso ny fifidianana raha tia izany resaka fanjakan'ny be sy ny maro izany. Vita ny fifidianana arabainay nereo raha ahazo sahala ity TGV nihevitra ho HAT avy eo mitomany ho Maire indray. Tsy mitsoaka izahay fa manohana anao RA8
ekena eee !!


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
7. andrywui ( 26/02/2009 18:41)
Tsy ekena e!! :p :p :p :p :p :p :P :P :P :P
8. Noue ( 26/02/2009 18:45)
Ekena oa eee !! :-D :-D :-D :-D :-D
9. andrywui ( 26/02/2009 19:06)
Noue ! ekeko !!!! :* :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. Noue ( 26/02/2009 19:34)
:-D :-D :-D :-D mitandrema fa ahazo bala eo ialahy @ ifiona aaa !! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.9994