MILA MIJORO NY KRISTIANA

1. kabota ( 27/02/2009 09:10)
Efa mitady hatsatso ny lohany ka mila ampaherezina satria masina ny firenena
Mila atambatra ny vavaky ny kristiana . Tsy manao politika fa mitady izay hahasoa ny mpiarabelona. Maro ireo fikambanana kristiana mila manadray anadraikitra ankehitriny. FMB FMBM FFMMBM ary ireo fiangonana ara-pilazantsara
Mivavaha ka aza mitsahatra
Izay tena afaka mamaly no manome hevitra amin'ity fa tsy izay vetaveta fanoratra
Homba anao anie ilay Nahary.
2. batista007 ( 27/02/2009 09:49)
ny politika hidiran'y fivavahan io ihany no tena manimba.Tsy azo afangaro ireo ,Ny finoana perso,ny politika hoan'ny rehetra y compris ny tsy mino,ny anjaranao mpino fotsiny ny mitondra ambavakadia,satria voa soratra hoe raha mino ianao na dia io tendrombohitra io aza dia hifindra,vao maika ve fa ny resaka politika kely io
3. rangorivao96 ( 27/02/2009 10:10)
Tsar ny politik hidiran'ny fivavahana raha mahay mitondraazy lay Mpitondra Fanjakana fa raha entina hanaovana fangejan'olotokana de tsy mety ,(ohatra lafrantsa : vao taonjato ray angamb ra ts diso ah vao niataka kely tam fiangonann ny Fanjakana ,fa ny Fanjakana de mira Fiangonann ny azy hatramzay ary de tena lasa be miits )
4. andrywui ( 27/02/2009 11:12)
Ha !!! tafaverin tato lety marina !!! aona lesy Rangory !! Ary lasa gentil be tampoka teo les lety lé !! fa inonn no nohaninlah lety nahatong anlah hendry be otrnio anzan Rangory !! faly mandray anlà ndray zan e! ary niova Tgv an ?? angah ts revenlah tson lé Tim letsy ?? arahabaina zany e! arahabaina fa TGV ndray zany e! ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
5. xxx ( 27/02/2009 11:33)
mitandrem andrywui fa lolo io fa ts izy tsn ,
6. chiquitta ( 27/02/2009 13:41)


Marina mihitsy fa mila mijoro ny kristianina, izany akory tsy midika hoe afangaro
amin'ny politika, fa mila mametraka eo am-pelatanan'Andriamanitra ny
fiainam-pirenena isika kristianina. Manana anjara toerana lehibe ny kristianina
ka mahereza avokoa.
7. xxx ( 27/02/2009 14:28)
ary ny tsy kristianina sy ny tsy mpino atao aiza :roll: :roll: :roll:
8. klitika ( 27/02/2009 14:48)
Ary f'anga ny kristianina matory eh?
9. tanymasina ( 28/02/2009 20:31)
Mila tonga saina i Andry fa izay nokitikitihan'io Monseniera Odon io Nigadra daholo jereo Jeneraly Fidy, jereo Pety, ity indray i Andry kely.
Dia zaza anie izany fa dia lalaovin'ireo mpanao politika efa malototanana rehetra ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1229