Ny Malagasy no manao ny tantarany.RA8 mendrika htr@'izao
1. penguin
(
27/02/2009 10:14)
Ny Malagasy tsirairay no manamboatra ny tantarany. Porofon'izany, tsy misy tolona tafavoaka raha tsy tonga manamaro isa eo amin'izay tolona isankarazany ny vahoaka madinika nagariana sy tsy norahirahiana ireny. Manampy ireo voalaza sy heveriny ahafaka azy amin'ny fahantrany izy vahoaka madinika ary roboka sy miseho ho eo amin'ny vavahady mihintsy. Maratra, maty nefa gaga satria nihevitra ny ho afaka kinanjo ny teo ihany no teo.
Tsy fantany fa ny ezaka ataony no ahalasa lavitra azy fa tsy ny fanaovana sorona ho an'olona.
Ho ahy dia RA8 hatrany no mendrika raha ny tantara no jerena. Ny mihevitra ny mandeha ho azy no tsy mahita ny asa ataony. Ny fampianarana olona ny mandeha ho azy hifototra aminao ka aoka mba hisaina

novalian'i fijo ny 27/02/2009 21:07
2. Devil
(
27/02/2009 10:21)
Marina zany penguin ah,tsy misy mendrika ôtran'i ravalo,nisy mpanjona teny morondava dia voasakan'ny vedety fa hoe efa an-dravalo hono io ranomasina anjonoana io,tena mendrika lery ka.Ry 3 freres mba niezaka namatsy menaka ny tanana inn no vokany anefa,nakaton'i ravalo satria mendrika ravalo.Ny kobama nakatony tanteraka,ary ny sambo izay tokony ho niantsona tao Tamatave izay nitondra ny akoran'ny kobama tonga dia naodina tany Toliary dia tany indray vao nanofàna kamio hitatitra ho aty Iarivo,fa ny andravalo tonga dia ao @ port tamatave mintsy ny ozinina mpanao lafarina,tena lery marina no mendrika..............santionany ihany ireo fa akimpio foana ny maso e,dia minoa fotsiny ihany fa ravalo no mendrika
3. penguin
(
27/02/2009 10:28)
Tsy mikipy fa mihiratra tanteraka. Efa zatra ny mandeha ho azy dia vizana rehefa sendran'ny mpifaninana enjana ary tia hamotika ny asan'ny sasany. Tsy miala io ary tohananay hatramin'ny 2012. Tsy omenay na ho tapaka eo aza ny lohan'elah. An'iza ny lamba miahy ?
4. batista007
(
27/02/2009 10:32)
marina izany devil an,mendrika lery eh,raha tsy izany ve izy hividy air force one tsy niera t@ izy na tamin'iza,na tamin'iza,mendrika lery hoe ataony manana 4l daholo any diego ary frigo any majunga mendrika lery eh mino fotsiny ihany hoy izy izay ,le mesie nandrasana .ho ela velona anie ny mpanjakantsika ,Ravalomanjaka :-* :-* :-*
5. Devil
(
27/02/2009 10:33)
Maninona ary ilay mpanohana an-dravalo no rehefa iadiana hevitra dia ilay manao be fiavy be sy mamaly bontolo be reny fotsiny fa tsy mba manana raisonnement mintsy ?????
6. batista007
(
27/02/2009 10:38)
ny argument ny resaka fivavahana nefa mangalatra akolo alatsinainy,misy ary moa tsy miandry alatsinainy intsony no mangalatra akoho :-D :-D :-D
7. andrywui
(
27/02/2009 10:51)
marina izany ra- devil fa mbola ho ampiako ko ho mafy andry azo hianteharana lay teninlah teo :::
--- Misy site privé akaiky plage ao Anjanjavo ze efa tany Analalava-Antonibe ,nalain-Ravalo tena ankeriny mihitsy ! satria tonga de miaramila iray helico no niambina forcé ilay tananan'olona sy nandroaka azy 72h ary mba nanome solony azy alo izy fa aty anaty tanana alavtra aty Bekoratsaka_port-bergé no mba nataony solony !!! de toy izay koa io Akorondrano Ampefy io !! eo Ampary alohan'ny hiditra an'i Soavinandriana no tena tanin'i Andry(akamandra8 fa ts Tgv) nefa de lasa oe io eo Ampefy Ankorondrano io ndray satria Sofia fantany fa efa tsy eo intsony !! moa io efa vita fefy tamboho be ! nefa iza no tena tompon'io ?? tsy i Ra-andry be zany fa i Ramosé be !!! de ny SINPA rehetra ny FITIM ny sns.... de nanaovana bodongerona be daholo !! ny tanin'olona any Alaotra amzany ts tenenina intsony !! fa mitomany isan'andro am gazety ao ireo !!! mbola betsaka fa tohizana am manaraka eto ny tohiny mba tsy handainga eee

8. agoago
(
27/02/2009 11:22)
Olona fantatray 600 ha no lasa ny andry zareo any Alaotra, mitolona izy amin zao fotoana izao. Izahay koa manana tany any fa tany amin'ny toerana tsy mi interesser andry zareo angambany, hoy olona io mantsy anay hoe satria tsy nalainy ny anareo dia tsy miraika ianareo.
Vy tsy mikitrana irery zany e!
Vy tsy mikitrana irery zany e!
9. andrywui
(
27/02/2009 11:27)
agoago !! tena mampalaelo be hianareo zany !! de tsy nisy solony akory ve nomeny ho anireo tamzany ?? za alou tsy nahita tany fa le izy am gazety mandé fon no hitako é !!hay ve zan tena resak alika mits izy ty e!! de tantarao tsara oe ry agoago !!
10. yuka
(
27/02/2009 11:53)
amarino kely aloha ry andrywui ilay ampefy fa zanak'ampefy anie nyaty ee!
11. xxx
(
27/02/2009 11:55)
izaho aloha dé tsy manohana an'iza na iza. zay no teneniko voalohany.
miteny ra8, ny ahy zany ny zavatra niseho t@lay fihaonana ireny no tsy mety ho azoko é.
fiainam-pirenena no hatrehina. zavatra lehibe mihintsy izany, ary tena ao anaty krizy zao isika. fa dé aona loatra no oé nandeha ni-presenter an'ireo ministra sy cemgam tany @ faritra izy? tean zava-dehibe tsy maintsy natao V izany? tsy vitan'ny praiministra V izany?
amiko aloha ny tantara niseho, miseho, ary hiseo dé mitovy tsy misy valaka @ zé nisy teo aloha ihany. isika malagasy mihintsy izany no mbola tsy vonona ny handroso é. jereonareo ngé, fa raha mijanona eo i ra8, dé hanao mitovy @ingahy chavez any nicaragua izy ref'veo. asa mety V izany??
marina fa nanao izy, iaraha-mahita ireo lalana namboarina tao anaty ny fotoana fohy. fa ireny lalana ireny, dia RIP avokoa, route d'interet presidentiel (fa tsy provinciale akory) daholo. saika ho atao ny lalana sambaina-faratsiho-soavinandriana, saingy indrisy, tsy nety ny "afera" tao faratsiho, dé najanona ilay lalana. ny vita tany sabaina-faratsiho ary moa izao, dé efa potika sahady indray. satria tsy RIP tampoka teo ndray lay izy.
raha ho raikitra ihany indray ny fanelanelanana ataon'ny UN, dé tonga @lay oé, isika malagasy, dé tsy manana lesona afa-tsy ny "oui vazah". fa raha ny gasy no mampihavana gasy, dé tsy hisy ngé izany?? fa naona ary??

12. andrywui
(
27/02/2009 11:57)
Fa hamorona tantara inn ndray ise ry Yuka ?? ary taminio afera io ve ise mbol tany M/car sa efa tany Japon ??
13. peta83
(
27/02/2009 11:57)
Maninona ary ilay mpanohana an-dravalo no rehefa iadiana hevitra dia ilay manao be fiavy be sy mamaly bontolo be reny fotsiny fa tsy mba manana raisonnement mintsy ?????
Satria ry zareo manao lohana "crevette" hihihihihi =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. tanymasina
(
27/02/2009 12:01)
Tsy mifampiraharaha Atoa Andry Rajoelina
Manaiky ny zavatra mitombina entin’ny andaniny Andriamatoa Andry Rajoelina rehefa eo amin’ny fifampiraharahàna.
Hoy ny tatitra : “Naneho ny fahavononany sy fankatoavany ireo tolokevitra efatra [natolotry ny Filoha Ravalomanana] Andriamatoa Andry Rajoelina ho fitsinjovana ny tombontsoampirenena… Nitohy ny dinika ka tonga teo amin’ny fanekena hanamafisana ny fandriampahalemana sy ny fiarovana ny olona sy ny fananany ka ao anatin’izany ny fampiharana ny lalàna velona”.
Nekeny tsara izany ny loha-hevitra faha-4 izay azony nararaotina nametrahana ny DEMÔKRASIA nampanantenainy ny vahoaka : falalahana amin’ny fitenenana ho an’ny rehetra, falalahana amin’ny fanehoan-kevitra ho an’ny mpanohitra, fifaninanana malalaka amin’ny fandraharahàna, mangarahara amin’ny fitantanana ny vola sy ny fananam-panjakàna, fitondràna tetezamita, fialàn-dRavalomanana, sns.
Tsy ireo anefa no nentiny nifampiraharaha fa « fangatahana » 4 izay novalian’ny Filoha Ravalomanana tsara, araka ny foto-kevitra efa nifanarahana etsy aloha.
Mitsoa-teny
Rehefa avy nanaiky an’ireo Andriamatoa Andry Rajoelina dia niantso mpanao gazety ary nilaza fa tsy nivonona hifampiraharaha momba ny « fitakiam-bahoaka » mihitsy ny andaniny fa ny Firaisambe Afrikanina sy MAP no natao anton-dresaka tao.
Vokatr’io izy namadi-dresaka io dia tsy navelan’ny mpanelanelana nanao fanambaràna intsony ny mpiara-midinika taorian’izay.
Ankoatr’izany dia natao ho azy mirahalahy mianaka ihany aloha ny dingana fifampiraharahàna hatreo. Avy eo vao hiampita amin’ny solontenany. Rehefa hiditra amin’ny dingana manaraka anefa tamin’ny 25 fevrie dia nentin’Atoa Andry Rajoelina teny avokoa ireo mpiara-miasa aminy eo anivon’ny Kaominina Antananarivo, izay tsy solontenany amin’ny fifampiraharahàna akory.

15. yuka
(
27/02/2009 12:08)
marina fa zava-dehibe ilay dinika ka izay indrindra koa no tokony najaidry zareo ankilany ny mahazavadehibe azy,ka tsy tokony nitondrany ny forogony
sy ny ekipany hakeny teny!
na izaho aza no teo toeran-dR8 tsy nakeny aho kooh!
resaka ambony latabatra no hatao fa tsy eny amorondalana toy ny mahazatra!
ary tadidio koa fa filoha amperinasa anie R8 ee! maro arakizany ny andraikitra
sahaniny fa tsy mitovy TGV mihintsy!!!

16. yuka
(
27/02/2009 12:28)
zay hoa avy any ampefy ny tanindrazanay ry andrywui aa!
vaza niompy gisa be reny ny teo taloha,dia lasa nody izy dia namidiny io tany io,dia ilay andry lazainao hamarino fa akaman'i sofianao fa tsy r8 akory!
zay no mahatonga io akorondrano io hapiasain'ny TVplus fa tsy MBS akory!
ilay tany ray inadray any @ BTM mangataka fanazavana fanampiny!
nampalahelo aloha ilay olona nanajary ny tany saingy tsy i r8 no tompony!

17. xxx
(
27/02/2009 13:26)
Marina ny ahy nareo izy mbola mendrika hatramin'izao fampandrosoana ny gasikara no antony UA
18. fijo
(
27/02/2009 21:07)
hay ve yuka avy ao ampefy e,mahafinaritra ao ka,de an'iza izany izoa io tant be voafefy tsara eo ampidirana io??????