Iza ary no afaka atao eo

1. Noue ( 27/02/2009 12:40)
raha oatra zany ka miala teo Ravalomanana, dia araky ny hevitrareo, iza no susceptible azo apetraka ho filoha eee ?? raha jerevana manko ny fandehan-javatra dia ny delegasiona , na ny olona ao ambadiky tgv dia ireo ekipa taloha t@ andron'ratsiraka, ka tsy ho possible mahintsiny kosa aloha no hametrahana an'ireny olona ireny eo @ fitondrana eee ! nefa samy mahafantatra isika fa misy farany avokoa ny zava-drehetra ka iza no possible atao eo ee ?? c'est sur kosa aloha fa tsy ho tgv mahintsiny eee ! amiko aloha dia efa maty pasipaoro i tgv na dia hilatsaka @ manaraka rehefa feno taona aza eee !
novalian'i xxx ny 27/02/2009 14:39
2. batista007 ( 27/02/2009 13:05)
eo indrindra no tena olana,tsy maintsy le rafitra mihitsy no solona donc miova 4republique.Atao mba misy ny alternance izany hoe regime parlementaire ary ny deputes no mifidy ny president meme systeme ny any israel,jereo ohatra ny firenena aty afrika regime presidentiel daholo lasa ohatrany mpanjaka mihitsy,tsy maniky ny hiala mora eo .
3. Mirananirina ( 27/02/2009 13:10)
Tsy hita izay azo apetraka eo e,aleo aloha hisy ny fifidianana,dia mifidy indray ny vahoaka,raha izany apetrapetrapoana izany tsy miady.
4. batista007 ( 27/02/2009 13:19)
ra8 efa tokony tsy ho lany intsony 2012,efa tsy tian'ny vahoka intsony nefa raha samy hifidy ny peste sy ny kolera tsy manatsafidy ny olona,i ra8 no ho lany avec le record d'abstation.I tgv fitaovana iray nampiasainy ra8 hanimbana ny oppossition izay tsy misy any dago.Izao ra8 libre be noho ny election farany teo ny hibata ny fandresena.
5. xxx ( 27/02/2009 14:39)
Mandinika kely an'io tenin'i Noue io aho de nanao xxx kely klony Sao tokoa ary de ravalo ihany no maniraka an'iAndryTgv hanao mpanohitra io marina e poliyika avo lenta be nefa raha izay ,satria toa otran'ny maty lalana daholo izao ny mpanohitra raha vao manaiky tanteraka eo i tgv na miaramiasa fotsiny ry zareo na miditra ao am gvt lery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0548