Esory le mpanimba forum sasany ireo

1. essera ( 27/02/2009 04:01)
Salama é

Mba angatahana mihitsy ny modérateur mba hanala an'ilay bandy manoratra teny ratsy ato fotsiny.

Amiko tsy maninona na hifanasa vangy aza fa ilay teny ratsy mba rehefa any amin'ny sisiny miaraka amin'ny namanao atao fa tsy ato anatin'ity site izay jeren'ny olon-drehetra ity.

Ity pseudo ity izao no tena efa tsy milamina mihitsy : rangorivao69. Mandehana fotsiny mijery any amin'ny article rehetra any dia ho hitanao fa tsy mila amariniko eto angamba.

Misaotra mialoha.
2. zandikely ( 27/02/2009 04:59)
Essera:
Misaotra anao fa izaho koa mba efa saika nampiditra ity hevitra ity!
Ataoko fa azon'ny tompon'Andraikitra ny hafatra fa dia ho hita eo ny tohiny. Tsy indray mandeha ary tsy olona iray no hanaovany azy.
3. essera ( 27/02/2009 06:00)
Azo atao ny manisy lien hoe "signaler un abus" ohatran'ny site rehetra misy an'itony dinika itony fa manjary maty antoka fotsiny izay namorona an'ilay site ka ho lasa site fianarana "fomba sy fiteny ratsy".

Ilay rangorivao69 moa d araka ny taonany ao amin'ny profil dia teraka tamin'ny taona 1966 nefa dia mbola ohatra izany ve ny fomba firesahana aman'olona.

Dia mba hanao ahoana ny zanaky rangah.

Mba lehibe ny tena ka aza manao fahateram-biby ka antitra vao misary gaigy.

Mba mahatsiarova tena é.
4. ari.malala ( 27/02/2009 06:02)
izaho efa nanao fanamarihana any @ momba ny serasera, fa ny tena mety angamba dia manoratra any @ hery na any @ ravatorano satria zareo no tompon'andraikitra voalohany ato.
5. xxx ( 27/02/2009 06:40)
Ilay rangorivao69 moa d araka ny taonany ao amin'ny profil dia teraka tamin'ny taona 1966 nefa dia mbola ohatra izany ve ny fomba firesahana aman'olona.

Dia mba hanao ahoana ny zanaky rangah.

Mba lehibe ny tena ka aza manao fahateram-biby ka antitra vao misary gaigy.

Mba mahatsiarova tena é.
:-D :-D Ilay taona aloha afaka manoratra izay tiana natao e; misy milaza fa vao 18 taona ary misy milaza fa efa 60 taona. Tsy izany anefa no zava-dehibe eto, fa ny fahaizana mifandray amin'ny namana na dia virtuel aza.

Na dia efa 90 taona aza ny olona iray ka tsy manana toetsaim-pivoarana dia mijanona eo foana ny ratsy fanaony e! Ny fomba fiaina dia tsikaritra eny amin'ny fomba firesaka eny foana matetika mantsy. Raha vao tezitra dia io teny ratsy io no hizestiavana avoaka eo daholo izao karazany rehetra izao.
Mitondra mankaiza anefa... 8O Inona no tena tombony?
6. ratavao ( 27/02/2009 06:42)
Tena marina mihitsy izany, tonga dia hita taratra avy hatrany ny fomba fiainany any amin'izay misy azy any. Taratry ny haratsiany daholo ny ataony rehetra: na manoratra zany, na ny fisainany, ny iantefan'ny safidiny rehetra,...............Mba lehilahy lehibe ohatr'ireny ihany anefa de manalabara-batanan, tsy mendrika ny hanome soso-kevitra amin'izao krizim-pitondrana izao ankory nefa de izany no anamparany ny teny ratsiny mba ho hitan'ny vahoka ato amin'ny foruim ato.

Mba menatra fa tokony halain-tahaka indray no manjary lasa mampiemotra:
7. Andribe ( 27/02/2009 07:43)
marina mihintsy izany eee esory koa ra 8 sy andry tgv fa manimba forum be =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. hery ( 27/02/2009 09:00)
Voasakana i rangorivao69

Misaotra anareo.
9. andrywui ( 27/02/2009 09:04)
Salama é

Mba angatahana mihitsy ny modérateur mba hanala an'ilay bandy manoratra teny ratsy ato fotsiny.

Amiko tsy maninona na hifanasa vangy aza fa ilay teny ratsy mba rehefa any amin'ny sisiny miaraka amin'ny namanao atao fa tsy ato anatin'ity site izay jeren'ny olon-drehetra ity.

Ity pseudo ity izao no tena efa tsy milamina mihitsy : rangorivao69. Mandehana fotsiny mijery any amin'ny article rehetra any dia ho hitanao fa tsy mila amariniko eto angamba.

Misaotra mialoha.



zay ny anlah Rangory fa bedy be mits elah fa angtahan olon afectation direct a Tsiafahy elah zan !!! ny tarehy rats ony no ts azo ovain les fa ny toetr rats kos de azo ovaina !!! ka alef ny tady ..bla bla bla zany Rangory a!!! na izan aza de akamak ato fon elà Rangory a !!! az esrn zan izy e!! :-D :snif: :snif: :snif: :snif: =D> =D> ^:^ ^:^
10. Noue ( 27/02/2009 09:05)
ekena eee !! =D> =D> =D> =D> tsy laitra mahintsiny manko ny teniratsy ataony eto eee !! sady tsy mba mety hatoro !!
11. xxx ( 27/02/2009 09:09)
Salama é

Mba angatahana mihitsy ny modérateur mba hanala an'ilay bandy manoratra teny ratsy ato fotsiny.

Amiko tsy maninona na hifanasa vangy aza fa ilay teny ratsy mba rehefa any amin'ny sisiny miaraka amin'ny namanao atao fa tsy ato anatin'ity site izay jeren'ny olon-drehetra ity.

Ity pseudo ity izao no tena efa tsy milamina mihitsy : rangorivao69. Mandehana fotsiny mijery any amin'ny article rehetra any dia ho hitanao fa tsy mila amariniko eto angamba.

Misaotra mialoha.


marina izany fa efa ela koa izahay no efa saika hiangavy ny hanesorana anilay oe RANGORIVAO69 ,ny antony dia olondehibe izahay ary mba te hifanerasera ato amin'ny resaka politique nefa vao miditra dia ompa reny sy teny mamoafady isankarazany no ataony ato



antso ho an'ny Mpikarakara sy Mr Hery
12. lemenakely ( 27/02/2009 09:11)
Noue:

ekena eee !! =D> =D> =D> =D> tsy laitra mahintsiny manko ny teniratsy ataony eto eee !! sady tsy mba mety hatoro !!



dia aoka izay fa efa voasakana izy ilay fandrangitana sy famendrofendroana koa anie no mahatonga ilay olana e
13. andrywui ( 27/02/2009 09:17)
7. Mpandefa : hery [ Valio ] 27-02-2009 10:00:17
Lohateny : Re : Esory le mpanimba forum sasany ireo
Voasakana i rangorivao69

Misaotra anareo.



tena resaka marina ve io ??? de tsy ho eto tsony ve zany Rangorivao ??
aleo izy rangah tenenina fotsin alo de omena fampitanremana fa aiza kosa de tong de !!! ny toetra rats ane ony azo ovaina e!! lazaina azy fotsin ze ts tokon hatao fa lasa mapalael be ndray le PS anlery sy ts misy azy eto !! aleo omena fananarana fotsiny izy ary ee !
14. xxx ( 27/02/2009 09:38)
lasa miova ps lery dia ny ataony ihany no ataony avy eo dia ahoana,sao dia izay koa aza no nahazo an'i rakidoro voan'ny ampamoaka tato tena grave mis dictature mihitsy ny serasera eh
15. hery ( 27/02/2009 09:46)
Alohan'ny handray anjara dia misy fitsipika nekena.
Ny fitenenana ratsy dia mahavoasakana fa tsy hoe ahazoana fampitandremana. Misy site hafa manaiky teny ratsy :-) Zavatra hafa no ilàna fampitandremana.

batista007> aza miteny ratsy raha tsy te hiharan'ny diktatiora :-)
16. andrywui ( 27/02/2009 09:50)
Andaso kely aloh ra xxx13 fa i Rakidoro tsy miteny ratsy an ?? aleo hazava le Bulldozer sy le teny ratsy fa tsy mitovy an !!! raha mivatravatra firesak tsy midika mits oe miten ratsy !!! sady hianareo TIM reo ko anie efa zatra le mihatsaravelatsih amnlé mody mpivavaka be sy lehibempiangonana sy Masina be de le resaka mody pasitera be nefa ao ambadika !! maty daholo ze mifanena aminy na de mbol eo amin'ny arabe aza defa vonoiny ho faty fa zone rouge ony !!!!! nefa iza no tompon'ny aina ??? izaho Jehovah ozy no afaka manaisotra ny aina !!! de iza izy zany nanala aina olona anjatony ?? tandremo fa manao Blasfemie 100% mihitsy zany satri azonao vakiana vetivety ity ery ambanimbany manao oe :: .....ny mpamono olona sy mpijangajanga rehetra dia hanana ny anjara asany ao amin'ny Farihy solifara mirehitra afo !! izany no fahafatesana Faharoa ...apok 21/8
tsy de mahay otran'ny Tsyafoi ah fa izay miits no voasoratr ao!!! de aona zany io famonoan'olona bediabe natao io???? ka sao de mba hiara ho voatono any amlay Farihy any nareo e!! satria ....izay miaraka amin'ny ratsy dia ratsy koa hoy Izy ....
17. andrywui ( 27/02/2009 09:58)
tena rahery marina io satria tonga de kobony ra -batista007 nanao xxx13 io oe lery !!! sady le sary gato anlery marina io !!! tena henjana zany !! de mandria ampiadanana lets Rangory a!! tombon-dalana ny alh les !! aza misosok alaelo tson ianareo ato am forum fa mitrakà e !!! mbol ho aiza ty lalana !! mbol lavitr Ankaratra !! ze lasa,lasa fa ny velona manohy ny dia ihany """ny vazah maty no mivokina ,fa ny sisa velona no mifandom-bera ..."""
18. hery ( 27/02/2009 09:58)
:-) rehefa hanao ratsy ihany dia manaova ratsy @ ara-dalàna... farafaharatsiny mba antsoin'ny olona hoe fetsy :-)

Raha sady manao ratsy no mbola tsy mpanara-dalàna dia ataon'ny olona hoe Vendrana :-)
19. rangorivao96 ( 27/02/2009 10:07)
Ity ah zany fa namindrana fo e, ka hianareo akamakiany no nanipy oditrakondro tamiko de mihomana fa hiova Tgv ah ! ka tsy maintsy tafita io tolona natao io fa ef be ny namoy ny ainy ary ef betsak ny fatiantokan'ny firenena , noho izany de ho mpanohana ny Tgv mafana eto ndray ah zany manombok izao
20. andrywui ( 27/02/2009 11:22)
ty ny dimy letsy Rangorivao a!! tena andao aloh zany asiana arozazy zay fiverenlah eto sady lasa TGV zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3474