Andrywui sy ny resabeny
1. klitika
(
27/02/2009 03:27)
Vita io @ sabotsy eh
Hohitan'lisany eo ny fialan'io amin'ny talata eh
Efa nandalo sabotsy telo anefa no nilazana an'io, ary vao tamin'ny talata teo ilay hoe talata nolazaina, nefa tsy hita ihany izay vita fa ny ekipany indray no vitamatavy.
Dia hoy aho hoe, ry Andrywui toa manao resaka VIVA sy Antsiva fotsiny tsy miresaka afa tsy ny IVA, VY IVA eh, Antso IVA iva eh, Dia lasa iva daholo na ny vokatra azo aza.
Andrywui an miala amin'izay amin'io TGV io fa tsy mihoatra an'i Toamasina anie ny lalam-by eh, sao dia latsaka any an-dranomasina any ny farany.

novalian'i andrywui ny 27/02/2009 14:52
2. Andribe
(
27/02/2009 07:52)
lasa mpanandro daholo ny gasy talata vita io eee sabotsy vita io eee zoma 13 vita io eeee. Tonga de ozizy ambondrona SAMY VITA EE =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. andrywui
(
27/02/2009 08:52)
ha! ha! ha! mihirahirĂ tsar ato laisany ry Klitika sy Andribe fa ef eo amin fihirafn ny PA vao taitr eo !!!!!!
Klitika noheverk fa mb hiten les elah tam voaloan le frazy eo io oe Ravalo no ts ments vit am sabots !!!! kay mo lety tsiparifar !!!
Andribe de le vendredi13 ve no mampihidakidk be alah otrnio ?????
Klitika noheverk fa mb hiten les elah tam voaloan le frazy eo io oe Ravalo no ts ments vit am sabots !!!! kay mo lety tsiparifar !!!
Andribe de le vendredi13 ve no mampihidakidk be alah otrnio ?????
4. andrywui
(
27/02/2009 08:57)
be resaka otrn'Ambositra aho zany amlah les ry Klitika ??? ka iny anie les itanlah fa mb olombeln ian de nis tsy fetezan kel fa ny ten tanjon zan de le TITANIC rendrika iany ry Klitika ah !!! rehef dobo io ka vita ao anatin ao aby ny gvt de efa afaka mifandom-bera isik !!! sa aona les !!! fa na izany az les de mbol ao antn planinnn sy taktik zao sy ry klitika a !!!! andaso kely varavety
5. ngoiha
(
27/02/2009 09:33)
Fa toa GREVE GENERAL tsy mis fiafarany woa ny an'lisany ry wiwiwia mba menatra woa.Dia aza mitondra VATO sy HAZO ary VY ireny intsony fa tezitra eo indray anie ny emonat'eeeee he he he.Anaro tsara woa ny ZAZA DIA NY MBOLA KELY fa rehefa lehibe izy toa mitovy amin-dry WIWIWI SY NY TARINY.Ataovy ihany l'ty aaaaaa ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
6. andrywui
(
27/02/2009 09:40)
Tonga ve lets elah ry Ngohiade tsy mb miarahaba akory fa tonga de tsindro-paingotra lé !! aona les a! ary taiz elah no ela2 ts tazana tato !!?? ny Hazo sy ny Vy resahinlah ane les zavatr hitan boay kely teny fa ts netin av any atrano e!!
8. Devil
(
27/02/2009 10:16)
Ravalo tsy maintsy esorina,esorina eo @ fitondrana dia esorina eo @ birao mpitantana ny fjkm koa fa manala baraka.
Masina ny tanindrazana!
Masina ny tanindrazana!
9. andrywui
(
27/02/2009 11:15)
Devil ,batista marina !!! tena ok !!! manatsaina ! zaza hendry ! tohizo ihany ary ny Fananaranareo roalahy ato fa aza mikely soroka !! aza mandraraka ilo mby an-doha fa efa voasoratra ho lehilahy hiaritra ze vava latsaka ato isika
10. klitika
(
27/02/2009 14:43)
Vavan'iza indra ry Andrywui izany latsaka izany? Mety tatazana amin'ny folara mantsy izay izao.
Ra-8 anie tsy maintsy hiala eo, fa misy androny daholo. Ka ialahy isany aza ny sasany manao folara manga nefa ny sasany orange koa aiza ny olona no tsy ho gaga. Sa lany koa ny loko orange tao amin'ny INJET? Tena mampalahelo.

11. andrywui
(
27/02/2009 14:52)
eh eh eh klitika andaso kely aloha fa loko roa no ampesainay an !!! orange sy bleu fa tu anga mody fannnn sa vao vahiny beee !! zay no lokon'ny tgv hatramzay otrn'ny an'ny TIM iay letsy io a!!! loko roa koa :: vert sy bleu !! fa efa tsy malaza intsony le vert sy bleu zao fa tsy jeren'ny olona akory