Resa-tsinoa

1. xxx ( 25/02/2009 08:35)
Nindrana stylo tamin'ity sinoa mpampiasa azy ity mpiasa vavy iray
> Mba ampindramo stylo patron
de nomena lay stylo ary tsy nadeha ka naverin'ialy mpiasa tany amin'ilay sinoa
> Ty le stylo fa tsy manoratra
> Tsy manolatsa aona hoy ilay sinoa
Dia nanoratany ka nandeha dia hoy izy nimenomenona
> donjona mihitsy aona anolatako manolatsa koa anolatano tsy manolatsa

Sao misy sinoavavy ato kle zay vao alefany any amin'ny sambla eo
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i Fanhaiky ny 26/02/2009 13:31
2. ktsif ( 25/02/2009 14:24)
bilaginay tamin'izay mbola T5 io. Efa niara-nivoaka tamin'ilay ampio katsaka dada!!
Ndao tokoa hoe averina eto daholo ireny bilagin'ny ntaolo ireny. Inona no tadidinareo?
3. Fanhaiky ( 26/02/2009 13:31)
Izahay zao vao CM1 fa mba hitantarao ary eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0906