Iza no nividy trano roa ho an'ny Misiona Malagasy any NY, US

1. xxx ( 24/02/2009 23:22)
Mba valio kely ange io aza fady eh
2. tafondro ( 24/02/2009 23:27)
Anontanio i Benoit 16 !
3. rangorivao69 ( 25/02/2009 00:32)
mivoaha tao elah xxx fa tsisy tai-bava nahafaty olona teto,
apetraho iza no henonao,sa alahelo saosy nen ity :-D :-D :-D
4. tafondro ( 25/02/2009 01:20)
Ndana mkisaka alou ry xxx sy rangorivao 69 ôôôô !!
5. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:23)
aleo klou pehana lesy lery a :-D :-D :-D
6. tafondro ( 25/02/2009 01:29)
Maimbo be fa dé mba mkôzy a zay !!
7. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:31)
aizay elah rangorivao96 miandry doly e ny kil :-D :-D :-D
8. tafondro ( 25/02/2009 01:47)
Akombony @ zay ny vava alou ry zandry a!
9. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:50)
ary toa mianake le tafondro moullée,ao asiko ny tafondroko ny vavany maman ty =)) =)) =))
10. xxx ( 25/02/2009 03:15)
Naninona no tsy novaliana hoe iza no nividy ny trano roa an'ny mission Malagasy izao?

Rehefa tsy hay ilay zavatra dia mangina fa tsy be vava ery an'anona ery nefa tsy mahay ny lohany sy ny voodiny akory
11. rangorivao69 ( 25/02/2009 11:37)
raououixxx>apetraho hoa ny fahitanao azy ,ary aza miafina fa tgvendrana :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0832