Mitady tononkira

1. essera ( 25/02/2009 12:15)
:D :D :D

Iza ry reto nareo no manana tononkiran lé oe :

"NDAO APIO DÉDÉ RATSIRAKA
MBA ANATATERAK ILAY
FITENY MAMY OE...

:D :D :lol: :lol:

Dia ian ko mba tadiaviko

SAMY MAFOAKA :) :) :lol:

Ary faran dia mtad tononkira manomboka am MISY OE TGV KO AAKO

Misaotra mialoha ry reto a
novalian'i xxx ny 26/02/2009 13:07
2. Lejoba ( 25/02/2009 12:50)
Ao anaty boky mena no titre
Ampidiro ary @ dinika artista sy hira fa sûr aho fa misy mahay an'io, ny tadidiko dia hoe : "ndao ampio Didier Ratsiraka hanatanteraka ilay fiteny mamy hoe : Madagasikara hatr@ izao, mijoro fa tsy mandohalika"
3. essera ( 25/02/2009 13:09)
Ary misy hira ko ve hoe :

AO ANATY "MAP"

Merci davansy
4. Andribe ( 25/02/2009 13:12)
misy hira koa hoe ao anaty tgv =)) =)) =)) =)) =))
5. Rafahafahana ( 25/02/2009 13:12)
essera:

:D :D :D

Iza ry reto nareo no manana tononkiran lé oe :

"NDAO APIO DÉDÉ RATSIRAKA
MBA ANATATERAK ILAY
FITENY MAMY OE...

:D :D :lol: :lol:

Dia ian ko mba tadiaviko

SAMY MAFOAKA :) :) :lol:

Ary faran dia mtad tononkira manomboka am MISY OE TGV KO AAKO

Misaotra mialoha ry reto a

TOA TSY HAINAO AKORY AZA NY MANORATRA AZY ZANY KOA.

6. essera ( 25/02/2009 13:20)
Ka za zao efa vendrana be nandritra ny 25 taona nahateo an'lé raikalahy ry

D mbola vao miha niadondrona taminy famelabelarana ny MAP

D efa manomboka tsy mahay manoratra koa

:lol: :lol:
7. Andribe ( 25/02/2009 13:26)
misy hira koa hoe ao anaty tim =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. essera ( 25/02/2009 13:45)
>>>> Rafahafahana

Ary Rafahafanana mbola kely dia efa diso mahay manoratra a. Jeroe agé le sary eé. Ôntôlanéééé
9. rangorivao69 ( 25/02/2009 13:56)
essory> ka tena ihany no milaza tena fa vendrapouur sy dondrompouur eo :-D :-D :-D
10. ifiona ( 25/02/2009 13:57)
SAMY MAFOAKA: tsy Jerry Marcoss sy Mima ve zany?

Samy mafoaka, i o i o
tsisy mitsoaka, i o i o
...

vita tompoko! :lol:
11. essera ( 25/02/2009 14:27)
4. Mpandefa : Rafahafahana [ Valio ] 25-02-2009 14:12:40
Lohateny : Re : Mitady tononkira
Hoy i essera:

Iza ry reto nareo no manana tononkiran lé oe :

"NDAO APIO DÉDÉ RATSIRAKA
MBA ANATATERAK ILAY
FITENY MAMY OE...

Dia ian ko mba tadiaviko

SAMY MAFOAKA

Ary faran dia mtad tononkira manomboka am MISY OE TGV KO AAKO

Misaotra mialoha ry reto a

TOA TSY HAINAO AKORY AZA NY MANORATRA AZY ZANY KOA.

Hay kosa Mme Rafahafana mipetraka any amin'île de France. Tena tsy omena kosa aloha ianao fa aiza moa no ahitanao le FAHANTRANA MAIMBO RAIKINA BE ATY AM TANANA.
Tsy efa mandimandin'ny produit grande surface ve Madame é.

Mampamangy an am ramose vazah be. :lol: :lol: :lol:
12. mion ( 25/02/2009 14:29)
AO ANATY BOKY MENA
MISY TOROLALANA
DE NY LALAM-PIRENENA

NDAO AMPI DEDE RATSIRAKA MBA
HANATANTERAKA ILAY
FITENY MAMY OE
MADAGASIKARA HATRAMINIZAY
MIJORO FA TSY MANDOHALIKA

ifiona >> zay ihany no tadidiko fa asaivo ampin'zalà tsikelykely eo tsy ho feno ve io
13. rangorivao69 ( 25/02/2009 15:00)
essory< gasy foana leity refa rà gasy a,n'aiza n'aiza misy azy,ary mapiseho zay heviny daholo ny zava-mihatra @ tanindrazany,fa elah afaka miseho hoe madagasikara nefa any guantamo no tena tanindrazanelah :-D :-D :-D
14. xxx ( 25/02/2009 20:19)
Mion !!! aza mb Ifiona letsy no omena dika vilana otranio a!!sady tsy mila miresaka amin\'ifiona elah !! izao no marina Ifiona a!!!

AO ANATY BOKY MENA
MISY TOROLALANA sori-dalana
DE NY LALAM-PIRENENA :* :* :* :* mpandresena ! sy ny Fahafahana

NDAO AMPI DEDE RATSIRAKA MBA
HANATANTERAKA ILAY
FITENY MAMY OE
MADAGASIKARA HATRAMINIZAY
MIJORO FA TSY MANDOHALIKA

Marobe ny fahavalo
sy mpanakorontana
isika anefa tsy himalo
ny tsy mitovy saranga harodana

MBA MARN NY REF ZANY E !!! fa na izany aza tsy ilaina mi-charcharme amin \'i IFIONA mihitsy fa tsy tiako !!!! ifiona
15. xxx ( 25/02/2009 20:19)

16. rangorivao69 ( 26/02/2009 01:05)
za leity raouioui hatrehana raha lahy elah fa tsy miafina xxx ao ,na elah io na tsy elah :-D :-D :-D
17. ari.malala ( 26/02/2009 07:07)
=)) =)) =)) =)) essera, neveriko diso dinika toi hay kay =)) =)) =)) =)) =)) ndao ampio dede =)) =)) =))
18. xxx ( 26/02/2009 07:44)
AO ANATY TEGEVE EEE
MISY IREO PEDE EE
DE ETSY @ 13 MAI EEE
EO NO MIMEMEME EEE

NDAO APIO RAVALOMANANA
HAMONO IREO IZAY TSY MANANA
FA DEDE RATSIRAKA HATRAMIN IZAY
MIVANITIKA SADY TAPATSINAY

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
19. Rafahafahana ( 26/02/2009 09:04)
essera:

4. Mpandefa : Rafahafahana [ Valio ] 25-02-2009 14:12:40
Lohateny : Re : Mitady tononkira
Hoy i essera:

Iza ry reto nareo no manana tononkiran lé oe :

"NDAO APIO DÉDÉ RATSIRAKA
MBA ANATATERAK ILAY
FITENY MAMY OE...

Dia ian ko mba tadiaviko

SAMY MAFOAKA

Ary faran dia mtad tononkira manomboka am MISY OE TGV KO AAKO

Misaotra mialoha ry reto a

TOA TSY HAINAO AKORY AZA NY MANORATRA AZY ZANY KOA.

Hay kosa Mme Rafahafana mipetraka any amin'île de France. Tena tsy omena kosa aloha ianao fa aiza moa no ahitanao le FAHANTRANA MAIMBO RAIKINA BE ATY AM TANANA.
Tsy efa mandimandin'ny produit grande surface ve Madame é.

Mampamangy an am ramose vazah be. :lol: :lol: :lol:

Maka visa dia tongava aty fa malalaka ny tranonay 3 mianaka é.

20. rangorivao69 ( 26/02/2009 12:24)
fahafahana>i essory bandy efalivreur tany an-dafy tany dia tratra tsisy paps nody boriny nefa efa nanindry ny akama taty mada ,interdit d terittoire nedala minana ny amannnnny refa fopla =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0713