Mamanay zany no tena nampianatra ah niteny rats tam kely e !

1. rangorivao96 ( 23/02/2009 22:28)
Malaza be ato am serasera mank oe mpiten rats be on za ,sady isak ze mten zan de maloto foan no mivoak n vavak , ka de ambarak ampahibemas eto zan fa de MAMAKO niterak ah mihits zan no nampianatr ah nten rats fony ah nanombok zaza vao 3taona zany , ka tiak be mo le izy re ol de natok ten fitenik andavan'andr mits e , sad za ko zan nanapa kevtr hiov AMF3FM miaraka amsatrobor zan e , iny zan no mb tiak satri mifankati be zahay 2lah ,fa aza iadivanareo ah fa 1/2Tim io an ,
2. diana ( 23/02/2009 22:31)
Ary tô tsy niten rats tsony?
3. salopard ( 23/02/2009 22:32)
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=471368

de ahoana io?
nihena mantsy hono ny mpanjifa,

mba efa nampidirina tao @ MAP ve ny plan hampitomboana ny mpanjifa @ izao?

izay anie hoa e! io MAP io tena tsy mamokatra ka!

tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy an'le bozaka aman'ahitra, sy rano sy ala any e!

sniff, tchouff...

4. rangorivao96 ( 23/02/2009 22:37)
diana ,mbol iten rats b x10 noh n taloh az ah fa mbol hilaza ity fanapahakvtr hivadk AMF3FM ty alo n tena antondiako eto zao hariv zao ,
Malaza be ato am serasera mank oe mpiten rats be on za ,sady isak ze mten zan de maloto foan no mivoak n vavak , ka de ambarak ampahibemas eto zan fa de MAMAKO niterak ah mihits zan no nampianatr ah nten rats fony ah nanombok zaza vao 3taona zany , ka tiak be mo le izy re ol de natok ten fitenik andavan'andr mits e , sad za ko zan nanapa kevtr hiov AMF3FM miaraka amsatrobor zan e , iny zan no mb tiak satri mifankati be zahay 2lah ,fa aza iadivanareo ah fa 1/2Tim io an , mbol itohy ny ompa be fataok ato s ny ten rats fa anio ian ah no mbol calm alo
5. rangorivao69 ( 23/02/2009 22:39)
raouioui> ary toa tsy miteny ratsy le rangorivao96 :-D :-D :-D
6. tafondro ( 23/02/2009 22:39)
diana:

Ary tô tsy niten rats tsony?


Aaouu ty ty !!rattsy sain !
7. rangorivao96 ( 23/02/2009 22:42)
mila teny ratsy anga hatao porofo ? tain'omby
8. rangorivao69 ( 23/02/2009 22:46)
raouioui> ho aiza eo elah hoa ,na hivadika paiso elah kobon"ol foana leity a,vao mipoitra fotsiny rangory d iny le kely endaka ty fa miforitra ,tsy anisy an-tena foana lessy zà fa mba mamanelah ndray :-D :-D :-D
9. rangorivao69 ( 23/02/2009 22:50)
raouioui>iza t@ zoulou notsetsafinelah reo leity io nampidrana anlah io ps klé,le nitsiky be iny ve ? efa an'i kalavao leity iny fa mifanaraha any tena isany :-D :-D :-D
10. rangorivao96 ( 23/02/2009 22:53)
Diana ten tiako sy talentak l ten rats fa mb sendr adinok fotsn zan taml za maik hipresenter tena aminle za hiova AMF3FM satri gay -ko iny hi hi hi fa aza miteniten diana oe gay ah an , fa i mamanay no tena nampianatra ten rats ah ,fa iz ko de yta sisa ts eny ambavan fa enjan ko mamanay hiten rats a , mifamp contre foan zahay mianak rehef harivriv tsis hatao in n andro
11. rangorivao96 ( 23/02/2009 22:59)
Hay ve ela ry le Rangorivao ts vanona ty ka ts menatra ny mivadika akory , eo elah miresaka tsara aminay de eo ialahy fa mivadika amf3fm sahady , tena sakaiza manody ialahy lety ry Rangorivao , tena mendrika ho faty in-3 ialahy fa mpandainga sy mivadibelirano sy tia tena fotsiny ,tsy mila anialahy koa lety ny TIM a, betsaka ko zahay no mbola tavela ato ra zay ko no tianialahy fa mandehana mande any ko , tsy ze ialahy Rangorivao kely vao omaly io akory no hampifilafila ny Tim eto , fa allez ,dehors, ouste, bande de voyou ,con
12. rangorivao96 ( 23/02/2009 23:02)
ary toa manopa tena ary ah zany kle , ts fantatr anga fa za ian no ompaik , fa aon ko ar no nampvadk n lohak teo ? SA LE MAINA BE LOATRA HOANIKO SY FOHAKO ANGAMBA KA SATRI ZA IANY NO MANOMPA AH IANY ?TEN BE LOATR MARN LE MAIN KL2
13. xxx ( 23/02/2009 23:08)
Ref miantso sy manirak anialahy zan ny mamanialahy Rangory de toy izao no fanirakany: O Rangorip...zanako a! avia vetivety ane ny zanap...ko mba hirahap...ko vetivety hiantsena itena fa taraikip... ny laokap....tsika e! haiganap.... ny zanap...ko an ! haingana letsy a! mitondrà matavip... an !! ndeha ny zanap...ko a!! hi hi ha ha he he tena nanaha dreny ialahy zany fa tsy nanahadray rehefa ataok ny analyz rehetr
14. rangorivao69 ( 23/02/2009 23:10)
raouioui96> jereo rabof nelah fa aza be taraina aty :-D :-D :-D
15. xxx ( 23/02/2009 23:14)
Ref miantso sy manirak anialahy zan ny mamanialahy Rangory de toy izao no fanirakany: O Rangorip...zanako a! avia vetivety ane ny zanap...ko mba hirahap...ko vetivety hiantsena itena fa taraikip... ny laokap....tsika e! haiganap.... ny zanap...ko an ! haingana letsy a! mitondrà matavip... an !! ndeha ny zanap...ko a!! hi hi ha ha he he tena nanaha dreny ialahy zany fa tsy nanahadray rehefa ataok ny analyz rehetr
16. rangorivao69 ( 23/02/2009 23:16)
raouiouixxx> tsy hitako zany teny ratsy eo ,maivana be :-D :-D :-D
17. xxx ( 23/02/2009 23:19)
aleo lesy hatory ah rangory fa mahafinaritra les ny miresak amlah ka !! tena vakin'ny hehy irery mits ah les amlah ty ! bn8 les ah ! rapits ndray ! fa izao alo ::tsy Andrywui araka ny eritreritrela ah fa Ralalaina ! ha ha ha ha ok an
18. rangorivao69 ( 23/02/2009 23:25)
ok lesy raleleine fa mapalahelo ndray zany raouioui e,lasa maneman ndray lery efa tsy fidina aza ny anaovan'izoulou anlery ao :-D :-D :-D
felah misehoa faza manao sarimbavy io kou alou fa zà tena bandy mamely direct :-D :-D :-D
19. andrywu ( 23/02/2009 23:25)
efa ato doly ny akolita an ,efa au grand compet eh hhhhh :-D :-D :-D bonne nuite doly ehh
20. xxx ( 23/02/2009 23:26)
Vizana ve ny tanana Rangory a ? ndeh matory miaraka nareo sy tafondro ar e! ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0479