Ravalomanana no Filohanay fa TGVendrana tsy ilainay.
1. penguin
(
24/02/2009 07:17)
Rehefa tsy azoazonareo dia lazainareo ratsy toetra kanefa ny toetra asetrinareo azy dia vao mainka hatratsian-toetra. Mpiasan'ny Radio VIVA izao no manambara hoe Tranon'olona mapiahiahy fa mandraisa fepetra ry 13 mai isany. Tonga ny vahoaka hamonjy nefa rehefa nosavaina dia tsisy inoninona. Koa raha doran'ny olona ny tranon'ny sasany dia ahoana. Tsy nisy fialana tsisy akory ny VIVA fa ny mamafy fampisavorovoroana no atao. Ravalo ihany no anay. Tsy mila TGVendrana.
novalian'i ngoiha ny 25/02/2009 11:51
2. xxx
(
24/02/2009 07:50)
reveo eo ny revinao fa ny olona samy @ raha tiany de aza tonga saina fa tohano @ hevitra botolo fotsiny eo izay tianao . nga ny firenena azo atao an'izany hoe rehefa ty de ty fa tsy misy raisonnement ary aza manavendrana olona izany fa mahatsapa angaha ianao fa tena faratampony @ fahaizana sy tena tampitroatra ka sahy manamaivana olona sahala @ izany ? amiko ianao no tena vendrana satria tsy afaka manohatra fa manaiky be fahatany :evil: :evil: :evil: :evil:
3. TEGEVE
(
24/02/2009 07:55)
tsy tokony izany no famalinao xxx fa ento zay fomba fanohananao ny tgv (l) (l)
4. rabingogilabanga
(
24/02/2009 08:35)
Ravalomanana no Filohanay fa TGVendrana tsy ilainay.
De izao titre hoatran'zao foana no miverimberina eto
na hoe :
I TGV no izy fa Ravalondoza zero
de mamerina an'ireo i Noue, na i andrywui, na i tafondro, dia misy variante kely (ny mot no miova fa ny hevitra eo ihany, fohy dia fohy)
dia ny resaka toy itony no be mpamaly, le resaka mifanasa-vangy.
Or ianareo ireo, isika ireto no atao hoe: avara-pi, de izay no tsy mampandroso an'i gasikara
ny hevitra fohikely sy mifandrangitra no betsaka
5. penguin
(
24/02/2009 08:45)
Izaho aloha tsy avara-pi sahala anao rabôgôsy tsy gila tsy banga ka asakasakao izay tokony hamoaka hevitra avo mba ho valianay amin'izay fahazoanay azy eo. Ny resak'i xxx kosa dia mbola diso ihany satria fanaratsiana ny Ra8 hatrany no haseho ento ka mba mamaly kosa izahay fa tsy manaratsy nialoha na mandeha ila akory. NOho izany TGVendrana io.
6. rangorivao96
(
24/02/2009 08:51)
Tsy elahy mitsy ko ry Pengiun no miseho be vava be eto am forum isanandro eto a, hita fa hevi-botolo no ataonlahy fa tsisy mitobina sy matotra , ataovy tena misy heviny tsara azo raisina fa sy hevitra fozaorana foana , fa ataonay sy rabilabingo vita matavy ialahy lesy
7. karavasy
(
24/02/2009 09:23)
Mbola mifangaro indray ny penguin sy pengiun. Tsy mitovy fijery ireo fa mitovitovy solon'anarana. Ny akamanay penguin ary manampy azy tsy mankasitraka TGV koa ny tenanay ary karavasianay mihintsy. OK penguin.
8. rangorivao96
(
24/02/2009 09:46)
Zahay ko anie akamandra -Pengiun e, sam akamanay zan isik ko , fa ialahy isan no vendrana fa aty ambadik i Pengiun akamanay fa eo imasonlaisany eo izy mody manao akamanareo ,
9. tafondro
(
24/02/2009 09:53)
Ka nena refa zay dé zay rabingogilabanga ,araky ny kozy avoka ny vava no itsarako ny filin ,fa ts zé reflo a la manky zao dé ekeko daôl ,n'vava afa fa n' saina afa kou ouz le masna .
10. andrywui
(
24/02/2009 10:06)
Andraso kely aloh !!! ts oe ts azoazonay anie le Ravalomanana fa ny voany no hamantarana ny hazo e !!! raha tsy nisy voa ratsy nivoaka taminy tsy nitroatra ny olona !!! ny antony !! tsy misy olona hanohitra zan raha hitany fa efa mande tsara ny fiainany !! miditra aradalana sy ampy ny ho enti-mananany ao antokatrano !! indrindra ny sakafo ampy sy feno ara-dalana ho an'ny Malagasy tsirairay !! fa ny marina arak'ialay diniky le ranaman iray ao ambony ao de izao :: -- rehefa lasa Filoha ny olona iray de lasa manana ilay complexe de sup. izany oe efa milaza ny tenany fa tompon'ny Madagascar izy !! ka azo hanjakazakana daholo ny " sehatra rehetra " tsy azony aneritreritra fa toerana nampindramina no nampidiran'ny Malagasy anao teo ,fa lasa jamba ny sasany,,!! lasa be marenina be ny sasany ,!! ...raha taloha tam andron'ny Mpanjaka de marina zany oe anah mitsy Madagascar zany satria afaka manapa-doha mihitsy sns... fa aminizao vanin'andro izao ra mbola avern izay de ts mety intsony !!!! satri a ny vahoaka no nametraka sy nanome fitokisana anao teo !! ka tsy tokny atao z'inona ny momba azy!:!!!! fa matoa nifidy anao ho eo ny malagasy de mba nitady ny sitrany ahay teo amin fiainany sy ny ampy izy!!! :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$ :-$
11. BOYSGOSS
(
24/02/2009 10:21)
xxx:
reveo eo ny revinao fa ny olona samy @ raha tiany de aza tonga saina fa tohano @ hevitra botolo fotsiny eo izay tianao . nga ny firenena azo atao an'izany hoe rehefa ty de ty fa tsy misy raisonnement ary aza manavendrana olona izany fa mahatsapa angaha ianao fa tena faratampony @ fahaizana sy tena tampitroatra ka sahy manamaivana olona sahala @ izany ? amiko ianao no tena vendrana satria tsy afaka manohatra fa manaiky be fahatany :evil: :evil: :evil: :evil:
Misotroa enao rano mangatsiaka fa sao maty tampoka eo. Zany ilay demokrasia ary nareo zany anie tsy matanty e ooooouuuuuhhhhh
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
12. andrywui
(
24/02/2009 10:28)
xxx1 marina ny teninao !!!! mankasitraka e!!! ekena mitsy !!!! de ampihinano mafimafy ao mihitsy le penguin vrai io fa mafy detety be
reveo eo ny revinao fa ny olona samy @ raha tiany de aza tonga saina fa tohano @ hevitra botolo fotsiny eo izay tianao . nga ny firenena azo atao an'izany hoe rehefa ty de ty fa tsy misy raisonnement ary aza manavendrana olona izany fa mahatsapa angaha ianao fa tena faratampony @ fahaizana sy tena tampitroatra ka sahy manamaivana olona sahala @ izany ? amiko ianao no tena vendrana satria tsy afaka manohatra fa manaiky be fahatany
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>

13. tsiafoi1
(
24/02/2009 10:28)
DEMOCRATIE ozy Ingahy Andry TGV izay, de ze safidin'ny besinimaro ihany zany no izy e! : Ravalomanana no safidin'ny maro an'isa t@'ny élection présidentielle farany teo, izay teo ambany fanaraha-mason'ny solontenan'ny firenena mikambana. Sady légal no légitime.
Andraso ny fifidianana manaraka de eo hiaraha-mahita. Raha tsy andry zay de anticipéo fa vao maika ny score mivandraka.
Andraso ny fifidianana manaraka de eo hiaraha-mahita. Raha tsy andry zay de anticipéo fa vao maika ny score mivandraka.
14. andrywui
(
24/02/2009 10:30)
xxx1 marina ny teninao !!!! mankasitraka e!!! ekena mitsy !!!! de ampihinano mafimafy ao mihitsy le penguin vrai io fa mafy detety be
18. TEGEVE
(
24/02/2009 13:02)
ALEO LAZAIKO ANAREO FA EFA TSY MEMBRE ATO @ INTSONY IO andrywi IO ,MANALA BARAKA TANTERAKA NY TGV ?EFA TGVOAROAKA IZY IZAO
imposture andrywi=pengiun(ilay tsy izy)=rangorivao96(ilay tsy izy)=ralalaina)=andyw (l) (l)
imposture andrywi=pengiun(ilay tsy izy)=rangorivao96(ilay tsy izy)=ralalaina)=andyw (l) (l)
19. penguin
(
24/02/2009 14:17)
Bébé rangory jereo fa mivoaka daholo ny solon'anarana vaovao ary tsy ampy roa andro akory. Averiko fa izaho penguin efa 3 taona latsaka kely no niaro ny Fitondrana Ra8 fa tsy taitaitry ny hetsika entin'ny sasany amin'ny sangany ka hamorona anarana andrywui avy eo mikitika pengiun tsy hita hoe ahoana.
20. ngoiha
(
25/02/2009 11:44)
Marina lets zany ry penguin a reveko ny ahy rehefa manana hazondamosina ,zany ka kof'mlay.TSY KOZY FA TONGA DIA ACTION ,izany no atao hoe Teknisianina mahay,Fa tsy ohatry ry TGVoooooo mihinana amam-bolony.Hany ka tsy maha-levon-kanina hi hi hi