Sanga lava taritin'ny olona na fahanana vao mandeha ny TGV
1. penguin
(
24/02/2009 08:55)
TGV haingana dia haingana nefa sady tsisy làlan'ny TGV aty Madagasikara no lava sanga ka taritin'ny olona ny andriny. Fahanana vao mandeha ka manimba zavatra satria mandeha ho azy ary mandeha mamotika ny fananan'olona. Fahafan'ny Malagasy no resahin'ny TGV nefa daboraraka no arosony.
novalian'i ngoiha ny 25/02/2009 12:06
2. rangorivao96
(
24/02/2009 09:01)
Tsy aleo ve TGV mande ho azy toy izay ty ataondra8 mandroba fananan'olona eran'ny Faritany ,mitety zay Faritra be harena de trongisina antsokosoko any , mibodo irery ny fandraharahana ka izay manao eo gadraina ,mpanao didy jadona sy tsy mitsahatra mampisitra olona amponja ,ratsy vava , be taim-bava amin vahoaka ,mpanao ody ratsy , ZA ALOHA RAPENGUIN EFA TSY NAMANAREO amizany a efa ela aho no AMF3FM ndray a
3. karavasy
(
24/02/2009 09:02)
Ny mpamahana koa na sesi-tany mamahana avy lavitra na Ministra na mpitondra niala tia hiverina fa manina ny fampiasana fitaovam-panjakana.
4. rangorivao96
(
24/02/2009 09:08)
marina zany karavasy fa mbol te hitaingina force one sy ny force two syny delta force zao no mbol mampidongy be an'ny prezidatsik ts met hiala io fa ra ny logique n'ny politik def tokon hiala izy fa efa nihoatra ny 10 ny olona matiny lalàna ny UN zany
5. rangorivao96
(
24/02/2009 09:16)
fa elahy ko pengiun aza mampiresak be loatra zavatr ts mtomb fa ny olon ane ts adala les , TIM TIM io no mahafaty anlahy fa ts hainlahy ny politik ten politik marn , mianara al elhy politik vao miteniten fon am vahoak eto ,ok zokibe a
6. karavasy
(
24/02/2009 09:26)
Ny akamanay penguin fa tsy pengiun. penguin miakara aminay mi-karavasy TGV tsy hamokatra. Marina ny azy fa tsy mbola nametraka làlana handehanan'ny TGV ny mpanamory andry.
7. rangorivao96
(
24/02/2009 09:44)
akamanlahy ahoana ary penguin ? zahay ary les ef nian Tim daoul fa nanao TGV faelahy rery ane zao sisa io mimenomenona be eo io e
9. tafondro
(
24/02/2009 10:00)
R 8 is the best , rangorivao96 sy pengiun dé fopla bé ,ndana dray alou mlelalel'eo @13 mai nareo mtsam ,maka inspiraka fa lany bala ,ppfiuuutt,alé ,ialao tany ouz ny masna !
10. andrywui
(
24/02/2009 10:07)
Andraso kely aloh !!! ts oe ts azoazonay anie le Ravalomanana fa ny voany no hamantarana ny hazo e !!! raha tsy nisy voa ratsy nivoaka taminy tsy nitroatra ny olona !!! ny antony !! tsy misy olona hanohitra zan raha hitany fa efa mande tsara ny fiainany !! miditra aradalana sy ampy ny ho enti-mananany ao antokatrano !! indrindra ny sakafo ampy sy feno ara-dalana ho an'ny Malagasy tsirairay !! fa ny marina arak'ialay diniky le ranaman iray ao ambony ao de izao :: -- rehefa lasa Filoha ny olona iray de lasa manana ilay complexe de sup. izany oe efa milaza ny tenany fa tompon'ny Madagascar izy !! ka azo hanjakazakana daholo ny " sehatra rehetra " tsy azony aneritreritra fa toerana nampindramina no nampidiran'ny Malagasy anao teo ,fa lasa jamba ny sasany,,!! lasa be marenina be ny sasany ,!! ...raha taloha tam andron'ny Mpanjaka de marina zany oe anah mitsy Madagascar zany satria afaka manapa-doha mihitsy sns... fa aminizao vanin'andro izao ra mbola avern izay de ts mety intsony !!!! satri a ny vahoaka no nametraka sy nanome fitokisana anao teo !! ka tsy tokny atao z'inona ny momba azy!:!!!! fa matoa nifidy anao ho eo ny malagasy de mba nitady ny sitrany ahay teo amin fiainany sy ny ampy izy!!!
11. BOYSGOSS
(
24/02/2009 10:15)
rangorivao96:
marina zany karavasy fa mbol te hitaingina force one sy ny force two syny delta force zao no mbol mampidongy be an'ny prezidatsik ts met hiala io fa ra ny logique n'ny politik def tokon hiala izy fa efa nihoatra ny 10 ny olona matiny lalàna ny UN zany
Ary ato dia misy olona mirediredy mints, misy mshita zany lalanan'ny UN tampoka zany ndray
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Dia ahoana le tany Zimbabwe farany teo mbola ny filohany ihany no filohany.
TSY NY VOAY NO MASIAKA FA NY ALIKA NO TIA MORONDRANO.
Voalavo sasatry ny miaina ka saka matory nalam-bolombava. Nihevitra angamba fa tsy hitifitra Rafanja fa noheverina fa malemy. Tadidio fa
Andriamanitra ary mbola naniraka ny Anjeliny nitondra sabatra hamono ny voalohan-teraky Egypte. :-D :-D :-D
12. rangorivao96
(
24/02/2009 10:20)
ha !!! Ravalomanana zany Andriamanitra ?? aza manao tenimpahotana eo ianao ry zanako fa handé hiditry ny helo direkta ianao ra mbol averinao zay zanako ka mitandrema am sisa tsy manao intson fa mifonà ianao amin'A/tra satri tsy mety ny zavatr noteneninao zanako
les AMF3FM
les AMF3FM
13. BOYSGOSS
(
24/02/2009 10:26)
rangorivao96:
ha !!! Ravalomanana zany Andriamanitra ?? aza manao tenimpahotana eo ianao ry zanako fa handé hiditry ny helo direkta ianao ra mbol averinao zay zanako ka mitandrema am sisa tsy manao intson fa mifonà ianao amin'A/tra satri tsy mety ny zavatr noteneninao zanako
les AMF3FM
D ahoana raha nisy UN t@'izany andro zany hoe no tiako ambara fa ny tenanay ry frera tsy manao blaspheme tahakanareo.
Ny lakilen'ny helo efa any @-nareo ka izay manao ny marika V no hanjaka sy hiditra aho DONC tsy ny tenanay zany
:lol: :lol: :lol:
14. xxx
(
24/02/2009 10:34)
D ahoana raha nisy UN t@'izany andro zany hoe no tiako ambara fa ny tenanay ry frera tsy manao blaspheme tahakanareo.
Ny lakilen'ny helo efa any @-nareo ka izay manao ny marika V no hanjaka sy hiditra aho DONC tsy ny tenanay zany
o ry zanako tena hiditra any aminio helo io tokoa ianao fa mafy loha be
15. andrywui
(
24/02/2009 10:35)
Inona ary ity resaka ato ity fa tena fanina aho klé !!! aleo mipitsik miala tato fa resaka afobe ndray no ato !!!
18. tsiafoi1
(
24/02/2009 10:55)
:D :lol: :o :) :-D
Romana 6/23 :
"Ny FAHAFATESANA no tambin'ny OTA",
1Jaona3/4
ary "Ny "OTA no FANDIKAN-DALANA"
Romana 6/23 :
"Ny FAHAFATESANA no tambin'ny OTA",
1Jaona3/4
ary "Ny "OTA no FANDIKAN-DALANA"
20. tafondro
(
24/02/2009 11:49)
kay r' zareo Tena Gisa Vositra ngé no papanjedak'ola sy tena pvarotra tanindrazan' eto reefa tena jerena ,mialà pà any andrywui ,rangorivao96 ,ratavao ,tsy manja lisany ,ola tsvanona ,ADIKY !! MBAY TANY !!!! :twisted: :twisted:
