Sanga lava taritin'ny olona na fahanana vao mandeha ny TGV

21. penguin ( 24/02/2009 14:02)
Izaho no mibaiko ny Ministera rehtra hoy lava sanga TGV ka inona fa mandeha ny asanay ary tsisy baiko avy amin'ny olona entin'ny sasany amin'ny sangany. Izao indray milaza hoe hoy ny vahoaka satria notenenin'ny sasany hoe prezida prezida dia nibohaka avy eo nahitsin'ny sasany hoe lazao VAHOAKA aloha fa elah ry lava sanga.
22. ngoiha ( 25/02/2009 12:06)
Ka prezidan'ny 13 MAI kosa anie izy e,sady mba ainy ery no miteny hoe VAHOAKA, Tsy homena tsiny izy satria taranaky ny jamba ,tsy hitany ny ol mba manaraka azy.Vao jerena ny olm-bitsy zakany dia hita sahady ny toetrany.Tsy m'kozy bobakah fa efa hitam-poko ,hitam-pirenena ny nataony
zay eeee,bye
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593