Tsy TGV no ratsy toetra fa dia Ravalo e!

1. xxx ( 24/02/2009 06:41)
Efa ela no tokony ahatsapatsika ny haratsiantoetran ingahy Ravalomanana ity na tsy mbola teo @ fitondrana akory aza izy.Izay orin asa nifaninana t@ Tiko dia nanaovana toetra tsy zaka : Romanor , ny Aliva ,...

Izao nony nahazo fahefana vao maika Loza, fa izay mba orin asa malagasy ( tsipihiko ny hoe malagasy) mba miroborobo dia iniana kendaina tsotra izao , anaovana abus de pouvoir en plus.Isan izany ny INJET

Ka hoy aho hoe : mbola misimisy ihany ny 2012 ary ny tanana zatra nitsotra tsy afaka hivonkona fa dia Tohizo ny lalatsika , ary ny Tanjona dia ny fivorian ny OUA sy ny MAP , ary ny Foza orana...
2. orthon ( 24/02/2009 07:56)
Fa satri TGV Tonga lafatra an? Zao fotsin e refa tara aminy enao de tsory fa zao i TGV ane ka animateur streeptease eh.So de ts fatatrao ar zan ar vokarama hankorontana firenena
3. TEGEVE ( 24/02/2009 07:59)
marina aloha ny filazanao orthon,fa tsy izany no tokony hamalianao an'i xxx manjary hita vendrana loatra (l) (l)
4. xxx ( 24/02/2009 08:19)
orthon:

Fa satri TGV Tonga lafatra an? Zao fotsin e refa tara aminy enao de tsory fa zao i TGV ane ka animateur streeptease eh.So de ts fatatrao ar zan ar vokarama hankorontana firenena



Izao moa no mba toetsain ny gasy koa aiza no mba handroso , mauvaise interpretation sy polémiques !
Raha miaro ny savonnerie tropicale aho izany en tant que orinasa malagasy fa potehin i Ravalo dia lazaina fa tara @ Andre Ramaroson?

Raha miaro an i Ravalo indray dia tara @ Sarah na Lalao

N importe quoi!..
5. xxx ( 24/02/2009 08:36)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA AKORY NY MALAGASY

izay ihany bainn à.
6. rangorivao96 ( 24/02/2009 08:53)
salut les TEZEVE , akamako zany an , de aon on les ary ts de tena tazana eto ra tezeve nef akama milay an , alefas ny hevitrao sy ny fananaranao eto ary ry zanako fa anao ny sehatra :::faizo ze mafy loha , anaro ny tsy ampy saina , kapoy ny be famaliana
7. rangorivao69 ( 24/02/2009 12:46)
raouioui96> efa mideny lesy elah ry boy kely raha izao no @ndry zareo tim dia efe voaroaka elah,nedasin-dry zoulou tao ve tena no midelira be :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2711