HO AN'NY FILOHAN'NY MALAGASY
1. NyMisaina
(
23/02/2009 18:11)
(Tatitra):
Ho an'ny Filoha Marc RAVALOMANANA
Izao no izy:
Rehefa tsy ho samborin'ny Filoha sy ny Lalàna misy eo ami'ny Firenena Malagasy ireo mpanao ratsy rehetra tarihin'i tgv dia tsotra:
METY HO AN'NY NY FILOHA RAVALO NO MIALA AMIN'NY FITONDRANA DIENY IZAO ARY NY VAHOAKA NO HANATANTERAKA NY ANDRAIKINY HO AN'IREO MPANIMBA TANINDRAZANA SY MPAMPIHOROHORO NY MALAGASY.
SATRIA VE HOE "FIHAVANANA, FAHENDRENA" DIA MATINKEHI-MASO?
Tsarovy Andriamatoa FILOHA mbola tian'ny maro an'isa hatramin'zao aloha fa ny rahampitso no asa, fa ireo mpampihorohoro, mpandroba sy mpanimba ireo angaha nieritreritra an'izany hoe "Fihavanana, na Fahendrena" izany ami'ny fanatotosany ny tanjony?
Ka izay no hafatra, ny tena "Fihavanana sy ny Fahendrena" dia mihaino ny Vahoaka maro an'isa nifidy anao ianao Filoha Marc RAVALOMANANA, fantatrao tsara ny andrasan'izy ireo satria tsy misy hafats'izay "Ihany" no hitany,tsapany,iriny ary lalana tokana hivoahana amin'izao fahasarotana tsy manam-paharoa izao.
Raha tsy izay, dia miomàna ianao Filoha fa hivadika tsy ho ela ny rasa, satria leo ary madiva ho feno ilay kapoakan'ny vahoaka maro an'isa, ka dia ianao no ho diso fanantenana voalohany indrindra ary ny Firenena sy ny Mponina dia hiatrika ny vokatry ny tsy fihainona azy izao.
Tsory raha tsy hotratranao izay faritry ny vahoaka maro an'isa izay Filoha, hiainkinanay amin'ny Filoha hafa rahampitso satria tsy ta handre intsony ny tgv sy ny tariny ary tsy hiaina mangina mitebiteby tsy misy farany izahay.
Ho tahian'Andriamanitra isika rehetra.

novalian'i xxx ny 24/02/2009 07:23
2. Noue
(
23/02/2009 18:31)
dia ianao ve miheritreritra oe ho hitany zao lazainao zao eee ?? :^) :^) :^)
3. Noue
(
23/02/2009 18:32)
nahoana koa moa izy no hiala eee ??? izy anie lanim-bahoaka ho filoha eee ??? tsy zao dj tsisy anilaivana azy zao no hanao didy jadona kosa eee !!
4. Andribe
(
23/02/2009 18:53)
Noue:
dia ianao ve miheritreritra oe ho hitany zao lazainao zao eee ?? :^) :^) :^)
Sao de mba tonga kosa ny hafatra ko iza ny mahita. Sao de mba vadin dravalo kosa i Noue ee
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
5. Noue
(
23/02/2009 19:04)
Andribe nawak mahintsiny anie ilahy ity indraindray eee !! =)) =)) =)) =)) =)) =)) :^) :^) :^) :^) :^) klet'ieee !
8. xxx
(
23/02/2009 19:38)
Noue:
dia ianao ve miheritreritra oe ho hitany zao lazainao zao eee ?? :^) :^) :^)
ho hampitainao any aminy an eh ianao anga tsy tim
9. rangorivao69
(
23/02/2009 19:41)
ny asan'elah lesy atao raouioui fa tsy elah menatra2 eo ndray ,mamokivoky ery elah zany klé :-D :-D :-D
10. xxx
(
23/02/2009 19:45)
efa miteny aho hoe mangina ela :evil: :evil: :evil: hoavy eo rakidoro sy rabino an hihihi
11. diana
(
23/02/2009 20:10)
Zay kou lou zany tsy d ok loatra amle we avela samy amzao refa tsy hifanaraka e. Na ramose mampihatra ny maha filoha to-teny azy, ny maha-ray aman-dreny azy. Fa hono na tiana azan y zanaka tsy hitsitsiana rotsak’azo e! Ka aloe izay fa tsy tony oul voadona tamzay nahavodona azy tony no hanimba ny oul eto. Ra8 sy ny zanak’I tgv anie ka fa assurer ny avenir e! Fa ny gasy tavela eto ra tsy mahay. Tena tsy rarina ra zao vô ho lasa farany am pays les plus pauvres du monde, dray voalohany mantsy e! Shhhhhh. Ny tena mahamenatra d we, in no tena tsy mety an Dago. Tena tsy revenay ny fanjakana fa tsy manao ze revinay de ampahatranay fa zay menakavy assuré refa avy eo v reo tsy hanome ny tany an Daewoo ihany? Sy ny sisa e!
12. tafondro
(
23/02/2009 20:25)
diana:

Mial'any ko ny tai-parasy sy ny kongona ouzy ,té anao aminy eo ouzy dé avelao ao ouzy! reefa bikna ny kibo'nty dé mba apazoy any ouzy ny akam'ouzy,f'aza mody mitsara ivelany ouzy ,tena tsy taf'enao ra-dianaozoro ouzy !!!
13. diana
(
23/02/2009 22:08)
Ze filazanao azy mety fôna e. Fa zay lou reviko ana samirery io. Aiza le demokrasia e! Tsy misy idiranao ze mataf ah na tsia, ra tsy we enao mpanao ny tri eto am dinika forum eto. Fa nga refa tsy mitovy hevitra amnareo d tsy izy. Sô d'efa enao mitsy ary no tsy tafa. Lazaina fa wa3 nefa vô eto d mitranga lela kou ranga zany tafakatra invité du zoma kou tsy anahirana, ngamba mila asiana armure i Onitiana Realy fa mety ho pehan-drangah. Sady zao, na Arema enao, na TGV na TIM ra misy ny tsanga-kv ataoko angamba fa malalaka ny oul tsy hanaraka z tiana tsy voatery tsy maintsy we zao na zao. Penguin zao efa nlza fa izy d TGV d manin. Ka na dinausore ary a, tsy nangataka tany aminao lou hatreto e, ny nataoko fotsiny d nanohan ny hevitr ny sasan d ny mitondra ny hev izay mbola tsy hita zay naharatsy azy hatreto
14. pengiun
(
23/02/2009 22:12)
diana ,,fantatrao tsar ny lalankizork ankehitrio , tofok ah diana ,leo ah , rerak n saik manits lav ity filoh ity fa de ze tian ian no ataon ze met amin lohany ian , ka de nanapakevtr ah fa de ivadik ah diana ar de zao itanao tgv zao ah zao
15. diana
(
23/02/2009 22:18)
Sur wa, d'efa mlay refa manana foto-kv, eny fa na d nivadika palitao ary e!
16. tafondro
(
23/02/2009 22:33)
pengiun:
diana ,,fantatrao tsar ny lalankizork ankehitrio , tofok ah diana ,leo ah , rerak n saik manits lav ity filoh ity fa de ze tian ian no ataon ze met amin lohany ian , ka de nanapakevtr ah fa de ivadik ah diana ar de zao itanao tgv zao ah zao
Nnndan midôôdô rah droodrok ' thy alou ,f(éla ngah !!!! nitettiqua ny ¨Pilasn ni pR22SI PRESSSIDAKAAA A!/.,l ouzz léé mmasna ouuz ???? he h"he eh eh he /
17. rangorivao96
(
23/02/2009 22:45)
Rehaf ivadik ko elahy ry penguin de mandehan koa mande any fa ts mila anialhy ny aty e, za ko hijanon tsy hanao Tim tson ah fa AMF3FM ah manombok iazo fa tafondromolotra ve n mb akamak ato , azafad kel fa ts mil ol basivava fotsn ts mahay ninoninn ah
18. tafondro
(
23/02/2009 23:04)
Merde alors ,je ne suis d'aucune partie politique que ce soit ,mister rangorivao 96 ,ne mélangeons pas savoir connaître et savoir gérer les situation de tout instant , sachez quand même que vous rangorivao 96 ,penguin ,andrywui ,zama92 ,diana ,pengiun,andrywu ,vous êtes tous des mythomanes en manques d 'informations .Reconnaissez vous vous mêmes et le monde vous sera reconnaissant.A plus et je m'excuse pour les désagréments que mon fils vous ait raconter pendant mon absence . :idea: :idea:
19. xxx
(
23/02/2009 23:21)
aleo lesy hatory ah rangory fa mahafinaritra les ny miresak amlah ka !! tena vakin'ny hehy irery mits ah les amlah ty ! bn8 les ah ! rapits ndray ! fa izao alo ::tsy Andrywui araka ny eritreritrela ah fa Ralalaina ! ha ha ha ha ok an
MBOLA HOAVY NY ANJARANLAH TAFONDROVAVA FA ANDRASO KELY A MIANDRASA TANTANA FA TS MBOL ELAH ALO ZAO HA HA HA HA
MBOLA HOAVY NY ANJARANLAH TAFONDROVAVA FA ANDRASO KELY A MIANDRASA TANTANA FA TS MBOL ELAH ALO ZAO HA HA HA HA
20. rangorivao96
(
23/02/2009 23:27)
vizan ? nde atsoy i tafondro ary de matory miarak nareo roalah sao voan sovoka eo ha ha ha