HO AN'NY FILOHAN'NY MALAGASY
21. rangorivao69
(
23/02/2009 23:35)
raouioui96> mamanelah no pehako io lesy ,mbola mavoa be klé =)) =)) =))
22. xxx
(
23/02/2009 23:41)
mbol tapatsinay at fon ane za rangorivao e,,, donto marn ny Tim ka ,, adin fir ah nianatr n fomb fitenin andrywui tet ,,, katen tsara fika e ! bn8 daoul les a ha ha ha > > > :-D :-D :-D ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D> =D>
mapanaelo be Rangorivao miady am aloka bn8 e!
mapanaelo be Rangorivao miady am aloka bn8 e!
23. rangorivao69
(
24/02/2009 00:14)
elah efa kobo na hiafina ho aiza eo e ,ataoko mamay tsaratsas=ra ty :-D :-D :-D =D> =D>
24. ratavao
(
24/02/2009 06:35)
Ka iza ary no heverinao no hosamborin'ny R8 eo, he ireny efa nodradraina fa hisambotra 'ni Le Roland Ratsiraka, Le ............. inona no antony tsy nisamborany an'ireny: tsy hita izay aniliana de ireo olona ireo no tondrotondroina. De mazava ho azy fa fa ny olona akaiky azy ihany ireo mahatonga ny fandrobana ka ahona no hisamborany an'izany ozy enao io. I R8 anie efa tonga saina amin'izany e, tsapany hoe izy daholo no mahatonga ani'zao ka sarotra aminy ny hisambotsambotr'olona fahatany na eo aminy aza ny fahefana didijadona. Noho izany izay hitazomana ny seza ihany no tanjona fa sao voahongan'ny sasany eo de zay!
25. xxx
(
24/02/2009 07:23)
Ho ahy ndray aloha an , tiako raha avela haneho hevitra eo am`13 mai foana i TGV rehefa tsy ho samborina ihany fa ireo mpandroba kosa , tratrarina ambodiomby dia ampidirina am-ponja na amboarina avy hatrany zay tratra fa ny fandrobana no tena fanetriben`ny firenena eto . Tsy maintsy miara-miasa ny vahoaka ( Ny Vahoaka = maro an`isa tsy momba ny atsy sy ny aroa , tsy te-hokorontanin`iza n`iza amin`izay fatina politika tsisy dikany ary) sy ny EMMONAT hisamborana an`ireo Mpandroba ireo na iza naniraka azy na iza . Fa minoa ahy ianareo , fa rehefa voasambotra ireo Mpandroba ireo , milamina tsikelikely isika mianakavy . Ny zavatra azo atao ohatra ny maka sary ireny fandrobana ireny ary aparitaka ny sary ahafahantsika rehetra mahita owe iza ireo olona ireo ka handraisana ny fepetra momba azy .
