ho samborina i tgv sy ra8

1. batista007 ( 22/02/2009 22:03)
araka ny vaovao azo taminy manamphefana ambony ao @ tafika dia misy izaony plan hampijoroana ny directoire militaire ary tgv sy ra8 dia hosamborina,tsy manaiky intsony ny tafika satria efa tena mijaly ny vahoaka
novalian'i xxx ny 23/02/2009 10:49
2. xxx ( 22/02/2009 22:07)
marina izany mila samborina any i tgv hita hoe miady seza sy tsy mieritreritra afa tsy ny vageance perso an'i ra8,ary ra8 dia magro sy tiko ihany, azy daholo gasikara raha vao misy tombotsoany ary iny air force one iny hanaovana busnes hijerevany hampandrosoany ny societeny,jereo ny societeny ra8 ihany no miroborobo nefa lazina fa en crise izao tsy mahagaga ve ,tsy ilaina inao ra8fa manao karena fotsiny an'n gasy afangaronao ny caisse de l'etatt sy ny societyenao
3. batista007 ( 22/02/2009 22:10)
efa maro ireo manamboninahitra no miteny an'io directoire militaire io vive la 4 republique sans tgv ra8,arema,sans padesm fahavalony firenena
4. xxx ( 22/02/2009 22:14)
tokony hisy alternance politika eto mada,tokony atao regime parlementaire ,ary io parlementaire io no mifidy ny president symbole toa ny any israel.fa ny premier ministre no mitondra.
5. Andribe ( 22/02/2009 22:27)
Tsy hiamboho adidy aho mo jeneraly toa tantara efa nandeha ihany ito mitady hiverina ito an. Raha misy maty ny voasambotra ny iray @ izy roalahy ireo de mety gidra be eto madagasikara. Tokony handinika tsara vao mandray hevitra fa tsy hanapatapaka sy hiazakazaka maika be eo fotsiny 8) 8) 8) 8)
6. xxx ( 22/02/2009 22:37)
raha io system electoral@ izao io izay nolazainy i ra8 t@ fa tsy mety fony izy maire tana no mbola hapetraka dia mbola ho lany ra8 voir 2017.Tokony ovaina ny system (regime parlementaire )mba hisiany alternance politika.Vive la 4em republique tsy misy tgv na ra8 na arema nany padesm fa ireo intelo gasy maro sy ny societe civil
7. batista007 ( 22/02/2009 22:39)
ra8 sy tgv c'est la meme combat tsy ilaina raiso ny fitondranary ry miaramila mijaly ny vahoaka ary ny arema sy forongony aza hampidirina ao vive la democratie a madagascar
8. gran ( 22/02/2009 23:38)
satria tsy maintsy miafara @fifidianana ny regime militaire, De mba iza hoy aho izany no tokony haroso hovidiana @ fifidianana ankoatra andra8 sy tgv mba ho tena demokrasia marina ny eto dago? sao de oe zafy na mayol eo, za manko mbola tsy afaka hilatsaka @ty fa tsy ampy taona fa sao de za no antenainareo eto ..... :?: :?: :?: :lol: :lol: :lol: :lol:
9. rixes ( 23/02/2009 04:50)
tonga ranga de sambory any i tgv sy ra8 , fa otran'i izy mitsamy fona no itadiavana solution eto @ tanana
10. antefisaka ( 23/02/2009 07:20)
ra ny amiko aloha tsy hidirako n y an'i tgv sy r8.fa ity Zafin doza ity tsy hay hoe inona ny objectifany.
satria izy sady tsy r8 no tsy tgv fa hafa mitsy ny zavatra ketrehiny.
niy vavan trondrony iny tsy mba hay mamody an'iny fa miapoapo ohatrany tsy nahazo rano.
ra ny ahy aloha dia efa nilaozany toetrandro ry Zafy eh.
tokony hipetraka tsara fa tsy zakany iny atidohan trondro ny pôlitika.
izay eh mazotoa :
11. batista007 ( 23/02/2009 09:21)
atao regime parlementaire toy ny any israel eh,dia misy ny alternance.Tsy misy firy intsony io ady seza lava io io hoe izahay sufrage universel ka afaka manao izay tianay na hividy boeing lafo aza izay tsy maninona.
12. mosabe ( 23/02/2009 10:00)
batista007:

atao regime parlementaire toy ny any israel eh,dia misy ny alternance.Tsy misy firy intsony io ady seza lava io io hoe izahay sufrage universel ka afaka manao izay tianay na hividy boeing lafo aza izay tsy maninona.



Eritrereo izay soratava vao manoratra
durée de vie 6 mois ve no tadiavina e ??? (Israel)

universel direct ihany ,en plus izay moa ingany no mahita solution ambony comptoir io ?

RA9 sa Ra10 ?
13. dasy ( 23/02/2009 10:15)
ha an'i batista007 , efa naheno ve ianao fa nisy tafika nampigadra ny filohan'ny repoblika ? tena tsy mahay lalàna mihintsy izany manam-boninahitra lazainao izany sa te hampinan-dalitra anao izy ?
14. xxx ( 23/02/2009 10:46)
mosabe:

batista007:

atao regime parlementaire toy ny any israel eh,dia misy ny alternance.Tsy misy firy intsony io ady seza lava io io hoe izahay sufrage universel ka afaka manao izay tianay na hividy boeing lafo aza izay tsy maninona.



Eritrereo izay soratava vao manoratra
durée de vie 6 mois ve no tadiavina e ??? (Israel)

universel direct ihany ,en plus izay moa ingany no mahita solution ambony comptoir io ?

RA9 sa Ra10 ?

marina izany aleo hanjaka ra8 sy ny taranany e ary aza mimenomenona rehefa hividy aire force one milay be izy ary ferme koa guel rehefa hofain'ny corean ny tany 99ans comme un cadeau,ferme koa rehefa lasan'ny daholo ny societe rehetra eto dago,satria izy lanimbahoaka

15. xxx ( 23/02/2009 10:49)
Isika ve tsy mahita fa fahefan'olo tokana no eto dago,an'i lery daholo ny affaire sy ny fanjakana ary aza gaga raha miroborobo be ny societeny ao anatin'izao crise mondial izao,afangaron'i lery caisse de l'etat sy caisse tiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364