Manana finoana hoy ny TGV fa tsy MINO FOTSINY IHANY

1. tsimati ( 23/02/2009 09:41)
Inona no mahasamihafa ireo fa ho ahy dia iray ihany ireo. Sa hafa ny an-dRA8 ? Sao mba marary saina ka ny tarehiny no jerena.
Nahavita dingana betsaka isiaka izao hoy ny TGV ka tsy dingana lehibe ve izany ?
Sao mianatra ny sasany ihany ?
novalian'i penguin ny 23/02/2009 14:53
2. penguin ( 23/02/2009 09:50)
Ravalomanana no milay no dikan'izany.
3. andrywui ( 23/02/2009 09:52)
Merci ra-pengui a !! efa hitako eo oa fa lasa akamako izy e!! mankasitraka bainnnn a
4. xxx ( 23/02/2009 11:00)
Nahavita dingana betsaka isiaka izao hoy ny TGV ka tsy dingana lehibe ve izany ?

Tsy azoko mintsy, nga misy tompony io teny io? Inona no tokony mahasolo an'io teny io rah nahatsapa fa nahavita dingana enao?
" Nahavita dingana" lehibe / betsaka sa nahavita grand pas? :-D
Rah miteny aho hoe , nahavita dingana lehibe izy roalahy (Ra8 et TGV), de maninona, sa teny tsy mahazo ampiasaina io?
tsy azoko mintsy. :roll:
5. ravatorano ( 23/02/2009 11:50)
inona avy ilay dingana lehiobe vitan dry zalah
-ny iray tononona fa nangorona harena tsy hita noanoa nandritry ny nitantananany ny firenena nanao ampihimamba ny bizinessy tokoy hataon 'ny operatera malagasy ary nahavita nanao sy nanatsara ny lalana teo madagasikara hatramin 'izay nisian'ny fanjakana teto izay.
-ilay faharoa lazaina fa mpikasoka kapila ary efa nahavita live maromaro ary koa izy rery no mba afaka nitokana ny vato fehizoro ny hampijoroana indray ny hotel de ville !

sa mbola misy hfa fa tsy hitako

manana finoana
ary minoa fotsiny ihany
mitovy fa tsy sahala
:D
:wink:
6. pengiun ( 23/02/2009 12:28)
aleo manàna finoana ravato a , fa misy ambadika be le oe minoa fotsiny ihany , mety hidona tampoka am poto io , fa le oe manàna finoana ianao no tomponandraikitra amin tenanao , ka aleo ihany Tgv fa gravy le Tim reto ravato ka ,mikifonifono be ny heviny ka ra tsy pilote tsara de midofotra
7. Noue ( 23/02/2009 13:14)
pengiun= mpisandoka tssss
8. xxx ( 23/02/2009 13:31)
MINOUE NOUE FOTSINY IHANY EH HHHHIIII
9. penguin ( 23/02/2009 14:53)
OK Noue. Takatrao avy hatrany fa mpisandoka io ary andrywui no tsy mahasoratra intsony satria tapaka làlan-drà ka ny solafany no ataony manoratra dia izy manonona ka ny penguin no nofiny dia nampifamadihany mba hisavorovoroana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1554