Canal plus clair :DAGO
1. mosabe
(
22/02/2009 11:53)
Mandeha Dago anio alahady 22 febroary 2009 13H
répondu par xxx le 22/02/2009 17:15
2. raNeo
(
22/02/2009 12:03)
De mba zarao ny ambangovangony @ izay hitanareo fa zay tsy mahita Canal +. :D
5. Mirananirina
(
22/02/2009 14:32)
Tsy azoko ilay canal + clair:chaine firy izany,canal +:chaine 4 no haiko.
7. lemenakely
(
22/02/2009 16:18)
mosabe:
Mandeha Dago anio alahady 22 febroary 2009 13H
hitako ilay émission ary niresaka ny momba ny position n i LA FRANCE manoloana ny olana eto @ tanàna dia invité tao ingahy VILLEPIN izay mahalàla tsara ny olana depuis 2002 :!:
8. xxx
(
22/02/2009 17:15)
Andribe:
canal de pangalane :-D :-D :-D :-D :-D
nandeha tao amin'ny canal anriantany koa hono
:oops: :oops: :oops:
