Vaovao farany momba an’i kidoropamba

1. gran ( 22/02/2009 21:03)
Vaovao farany momba an’i kidoropamba,

Araka ny vao2 voaray farany dia teny anosy no nahitana farany an’I kidoropamba. Raha izy votonkafaliana hoe azon’ny TGV iny ny ministera dia faly tokoa ny lehilahy ka nangataka borika sigara tamin’ny mpitolona akamany.
Noho ny tasy2 fotsy2 sy noho I kidoro maimbo ampy anefa dia nirehitra i kidoro raha vao nandray ilay borika sigara. :@ :@

Nifamonjena ny famonoana ny afo: :miam: :miam: :miam:
Novoina nokapoina mafy t@ lamba sy ravinkazo ny afo fa e! e! ehhhhhhhhhhhhhhhh!
Notobasana vovoka sy fasika fa e! e! ehhhhhhhhhhhhhhhhhhh!
Novelesina t@ extinktera fa e! e! ehhhhhhhhhhhhhhhhhhh!
Nantsoina ny pompier fa e! e! ehhhhhhhhhhhhhhhhhhh!
Niala maina daholo e! :^) :^)

Soa ihany fa inteligent ny mpitolona TGViste ka refa afanenina ela loatra dia hoy izy ireo hoe: “alatsaho ao @ farihin’Anosy mba ho faty ny afo”
Nobaotin’ny le garde corps ny mosa Roindefo mafy be ny derieran’I kidoro ka nidona mafy nanao bisou ny anjelymainty I kidoro vao nitotona nilatsaka tao @ farihin’anosy.
MATY IHANY NY AFO, :-P :-P :-P
Mafimafy ihany anefa ny fahavozana:
Ankoatry ny fofonampy, ny tasy2 sy ny karazany dia niampy loton’anosy ndray ny voretran-drakidoro
Banga tanteraka I kidoro taorian’ny bisous t@ anjely mainty
Anaky 8 sisa ny isan’ny volombavan’I kidoro avotra, ny sisa kila
Ny minisitera kely azo vototra
Ary ny tena loza dia tsy mampatahotra tsony I kidoropamba fa lasa mapalaelo: solaloha bangabe misy volombava anaki8
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif:

@zao fotoana iresahatsik zao, dia tsaboina miaraka hefitra @ le Tanora Goaka Vody voatifitra ny basy teny Ambotsirohitra iny ny vodiny, I kidoro eny @ HJRA, 8em etage chambre n8 raha hamangy eny isika.
Vaovao maripototra voaraiko tandroany io ry andrywui sao de hoe pandainga andro alahady eo za an! Noho ny fitiavako anareo eto dia zaraiko foana aloha.
répondu par rangorivao69 le 23/02/2009 14:37
2. xxx ( 22/02/2009 21:06)
:-D :-D :-D :-D
3. andrywui ( 22/02/2009 21:13)
ha ha ha ha !! eny e !! manaova tsara elah ry Gran an !! fa amin'ny andro iray ahazahoan'ny Kidoro anlah eto alou de tsy haiko tsony ze hanjo anlah !!
fa tena efa miotry ny loha mihitsy ny anaovanlah an'i Kidoro lety e!! de hoe may kila lery! de oe tsy mety maty ny afo taminy !! ra hitan kidoro alou io de asa ze hanjo anlah fa de miteny ah !! tena ozona direct sisa tsy notenenilety klé aza !! tena efa tafahoatra ny mety io !! sangy miohatry ny loha !! ka mila valiny haingana fa maharary be !!
4. Andribe ( 22/02/2009 21:49)
Anjenesssta o aza hitako ka voan izany any koa i andrywi raha miboaboaka any ivelany any fa tsy mijanona eto @ serasera eto. tandremo a andrywui fa misy goudron sy volomborona mandende hono any an :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. tafondro ( 22/02/2009 22:49)
gran:

Vaovao farany momba an’i kidoropamba,

Araka ny vao2 voaray farany dia teny anosy no nahitana farany an’I kidoropamba. Raha izy votonkafaliana hoe azon’ny TGV iny ny ministera dia faly tokoa ny lehilahy ka nangataka borika sigara tamin’ny mpitolona akamany.
Noho ny tasy2 fotsy2 sy noho I kidoro maimbo ampy anefa dia nirehitra i kidoro raha vao nandray ilay borika sigara. :@ :@

Nifamonjena ny famonoana ny afo: :miam: :miam: :miam:
Novoina nokapoina mafy t@ lamba sy ravinkazo ny afo fa e! e! ehhhhhhhhhhhhhhhh!
Notobasana vovoka sy fasika fa e! e! ehhhhhhhhhhhhhhhhhhh!
Novelesina t@ extinktera fa e! e! ehhhhhhhhhhhhhhhhhhh!
Nantsoina ny pompier fa e! e! ehhhhhhhhhhhhhhhhhhh!
Niala maina daholo e! :^) :^)

Soa ihany fa inteligent ny mpitolona TGViste ka refa afanenina ela loatra dia hoy izy ireo hoe: “alatsaho ao @ farihin’Anosy mba ho faty ny afo”
Nobaotin’ny le garde corps ny mosa Roindefo mafy be ny derieran’I kidoro ka nidona mafy nanao bisou ny anjelymainty I kidoro vao nitotona nilatsaka tao @ farihin’anosy.
MATY IHANY NY AFO, :-P :-P :-P
Mafimafy ihany anefa ny fahavozana:
Ankoatry ny fofonampy, ny tasy2 sy ny karazany dia niampy loton’anosy ndray ny voretran-drakidoro
Banga tanteraka I kidoro taorian’ny bisous t@ anjely mainty
Anaky 8 sisa ny isan’ny volombavan’I kidoro avotra, ny sisa kila
Ny minisitera kely azo vototra
Ary ny tena loza dia tsy mampatahotra tsony I kidoropamba fa lasa mapalaelo: solaloha bangabe misy volombava anaki8
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif:

@zao fotoana iresahatsik zao, dia tsaboina miaraka hefitra @ le Tanora Goaka Vody voatifitra ny basy teny Ambotsirohitra iny ny vodiny, I kidoro eny @ HJRA, 8em etage chambre n8 raha hamangy eny isika.
Vaovao maripototra voaraiko tandroany io ry andrywui sao de hoe pandainga andro alahady eo za an! Noho ny fitiavako anareo eto dia zaraiko foana aloha.


mbola vel zan le tary ka ,ts iverin'eo ve izy ano ny gidra fanony ,ary aiz lé copain Jentlisa zany amizao ?so dé mis maita ?

6. andrywui ( 23/02/2009 09:01)
IRajentilisa ane nahasokatra blaogy any ambadika any de variana amin'ny azy any lery de tsy te halala eto tsony
7. tsimati ( 23/02/2009 09:47)
I andrywui tapaka lalan-drivotra ve efa manoratra ? Toa re koa fa mijery fotsiny ny vaovao eto dia ny ankizy no asaina mitapitapy masissisinnnnn mamaly bontana satria mikaikona. hahahaha =)) =)) =)) =))
8. xxx ( 23/02/2009 11:57)
Gran > i gran ngamba niaraka taminy foana nahita an'zany reetra izany ka. de enao zany @ chambre 18?
9. pengiun ( 23/02/2009 11:57)
aza haratsianareo i Kidoropamba fa efa akamako iny zao e , nareo no tena vendrana daholo izao fa tsy i kidoro na i Andry wui intsony, efa andron'ny fiovana izao ,efa TGV aho izao
10. rangorivao69 ( 23/02/2009 14:37)
raouioui>ATAOVY LEITY NY AVIS D RECHERCHE SAO TSITA RAZANA TY IZY
FILAZANA

SEXE; SARMIBAVY (VAVY MISY VOLOM-BAVA)
AGE; EO HO EO @VALO AMBIFITOPOLO TAONA
SITUATION; CELIBANY
ASA; MPIAMBINA MINISTERA VOAROBA

MARIHINA FA TETSY ANOSY NO NAHITANA AZY FARANY,IZAY MANOME NY MOMBAMOMBA AZY DIA HIANGAVIANA HAORATRA ANY @ raouioui, OMENA VOLA BE ZAY MAHASABOTRA AZY NA VELONA NA GLY ;

MISAOTRA

PS;AZA MBOLA TAPAHINA NY VOLOM-BAVANY FA HO ALAINA SARY AVOAKA GAZETY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486