Kidoropamba

1. xxx ( 20/02/2009 19:18)
AVOAY KIDOROPAMBA E. Sa mbola manao andrimasompokonolona eny Anosy lery?
Tsaroako izy nilaza we hanao mpiambina fonja iny. Ngamba manao gardien ministera fa tsisy saosy tsony.

KIDORO MIVOAHA WA ELAH FA MALAELO NY VAHOAKA ATO hin. hin. hin
KIDORO MITENENA. RAHA TSY IZANY..... HIN HIN HIN
répondu par Optik le 20/02/2009 23:01
2. andrywui ( 20/02/2009 19:23)
Ikidoro ndray tsy mivoaboaka fahatany eto zany !! fa rehefa misy alerta be ka misy mila faizina mafy eto vao alefa eto izy de mitsoaka be teo daholo nareo vao miseho fotsiny iny volombavany iny !! torakovitra latsa pipi daholo !! iMirana kely moa de nandraiki nanavy mihitsy norahonany kely fotsiny !! iNoue ndray saiky tsy nahita varavarana !! iletsinjo sy penguin moa de nila vonjy taty amiko daholo oe tazony io ra- andrywui sao mamoatsapona a!!
3. klitika ( 20/02/2009 19:24)
Mbola nindramin-dry zalahy niandry ministera alina ilay KIDORO tompoko, ka tsy haiko na naverin-dry zalahy na tsia. Fa ny kilaotiko aza saika tsy tafakatra raha tonga tampoka ny rasil alina.

Tena nataoko fa ilay tary hanatitra kafe, kay ...
4. klitika ( 20/02/2009 19:25)
Kay efa io izy ka
5. andrywui ( 20/02/2009 19:26)
iza no io ?
6. barry ( 20/02/2009 19:26)
Mety mbola nosoloana angamba ny sesika fa nandrehetandry zalahy afo t@ andruymasompokonol ny sesika e! fa toa hoe nidonaka fotsiny hono fa mando be le bozaka ko :°)
7. xxx ( 20/02/2009 19:27)
vita teny anaosy hono kidoro,may aby ny sesikodoro ,bozaka jiaby noheveriko hoe vta foam,mivoha ilahy le tapaporohana sisa tsy may tia mivoha :-* :-* :-*
8. xxx ( 20/02/2009 19:29)
andrywui:

iza no io ?

Io no izy é éla ty ve efa mitapy sa voan' ny tromba é?

:twisted:
9. andrywui ( 20/02/2009 19:29)
MAZAVA TSARA ANGAMBA ITY TENY ITY OE :
Ikidoro ndray tsy mivoaboaka fahatany eto zany !! fa rehefa misy alerta be ka misy mila faizina mafy eto vao alefa eto izy de mitsoaka be teo daholo nareo vao miseho fotsiny iny volombavany iny !! torakovitra latsa pipi daholo !! iMirana kely moa de nandraiki nanavy mihitsy norahonany kely fotsiny !! iNoue ndray saiky tsy nahita varavarana !! iletsinjo sy penguin moa de nila vonjy taty amiko daholo oe tazony io ra- andrywui sao mamoatsapona
:evil: :evil: :evil: :snif: :snif: :snif: ^:^ ^:^ ^:^
10. klitika ( 20/02/2009 19:32)
Andrywui:

Aza fady fa klitika kely loatra ny masoko, no sady mbola setrok'ilay entona alina dia lasa ilay lohateny indray no hitako fa tsy ny mpandefa
11. fijo ( 20/02/2009 20:26)
ary nareo tokoa ry andryyyy toa tsy mahavita miambina tanana an?sao tsy ahazo saosy ao rah atoa izao kle
12. gran ( 20/02/2009 21:38)
Tena io ary oa le efa nampoiziko, hay i Andrywui refa mivadika horera ihany nomody oe Kidoropamba, tsisy akama mitsy lery de oe kidoro aho oe kidoro. mody mapatahotrabe kay kidoro maimboampy.lol :lol:
13. Optik ( 20/02/2009 23:01)
zah koa maharaka n'io ry gran,
lelika io ihany no mod misolosolo eo fa tsisy akama!!
Bebe mitsy ny pseudo entin'io eto!!
Araka elah!!
HIN HIN HIN!!
HIN HIN HIN!!!
HIN HIN HIN!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0429