eo amin im-8 hoy tsipolitra nefa impolo ambifolo !
"olona" ====-1/voninahitsy(maintirano) 2/pety(fianara) 3/zakahely(mananara) 4/Gal Fidy(DGsecren) 5/Bolo(SGpoliceNle) 6/Ravolomaso(rugbyman) 7/Yvon(ambohibao) 8/Officiers5lahy67(caporalnivadika)...
"fitaovana"===-1/helico-ny saika nipoaka 2/saika harefotra tam bazooka ny force1(fidybani) 3/torakagrenade tao Faravohitra 4/matsoTamin2006 ... bedebe fa ze mahalala de soraty eto amin diniky xxx eto zany!!! (aza mamorona fa mba isaina ny saika naha daitra azy e) fa ny azo lazaina de efa sisam-paty le Rangahy iny !!! hi hi hi :-D :-D :-D :-D