Fotoam-pivavahana
1. Noue
(
20/02/2009 20:09)
dia hisy fotoam-pivavahana lehibe ho an'firenena rahampitso eee ! fotoam-pivavahana ho an'ny MADAGASIKARA io ka mba handeha hivavaka ve ny tvgistes eee ??? :^) :^) :^) :^) :^)
novalian'i xxx ny 21/02/2009 09:21
4. fijo
(
20/02/2009 20:21)
aty amiko alef any rakitra,fa hoateriko an tanana any amin'andriamanitra ka.kozy io an
5. Noue
(
20/02/2009 20:37)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ary i ity fijo ity koa dia mahita lazaina manampatsinay foana aaa :-D :-D :-D
tsy dia tadidiko loatra oe aiza ilay izy fa nizapy radio aho dia henoko teo io eee !! kianja aiza moa izy zay ee ???
tsy dia tadidiko loatra oe aiza ilay izy fa nizapy radio aho dia henoko teo io eee !! kianja aiza moa izy zay ee ???
7. andrywui
(
20/02/2009 20:57)
an an an ka kianja ny bevalala le izy amin'ny 7h30 maraina vao teo aho nieno radio de ny Tim no mikarakara azy fa tonga de tongava any daholo rahapitso fa ny TGv zany tsy mahazo makany !! sa mahazo ve ny tgv ry Noue !! fa any Bevalala le izy a !! de eo Tanjombato misy fiara maimaimpoana ho an'ny olona rehetra !!
