Manomboka mitsambikina @ TGV ny lohandohan ny mpisorona
1. xxx
(
20/02/2009 17:51)
Raha ny zavatra hita dia manomboka miàla tsikelikely ireo lohandohan ny mpisorona ao @ TGV , tsy hitahita ohatra ingahy DOLLIN, io koa fa miàla pà ingahy ROLLAND RATSIRAKA , ry palitao gris ,ry ZAFY lasa manao sitin any TOAMASINA toa lasa FIASCO koa ...Na ny olona eny @ 13 mai aza hita fa miha mihena tsikelikely .
Ny an ny miaramila koa dia hentitra , ny hamerenanana ny laoniny sy fiarovana ny fananan ny olona
Porofo ve izany fa mihatonga saina IHANY fa diso làlana ilay TRAIN
Nefa asa?

novalian'i fijo ny 20/02/2009 20:34
2. xxx
(
20/02/2009 17:58)
dem aza adino ny mitondra vatsy eny @ 13mai ,fa ho lava ny lalana haleha,i tgv en personne no hitrika ny manif ho eny iavolaha ou mahazoarivo
3. Noue
(
20/02/2009 18:01)
k'ita fa na dia ny camp-zareo aza efa be no nanjavona tampoka teo eee ! ny vondron'olona moa dia efa mihena andro aman'alina eee ! tonga saina ny olona fa natao sorona eee ! tsss ! aiza koa no hisy an'zany oe mpiandry no atao sorona eee ?? dia hita fa tsy nandaitra dia ny ankizy indray no natao sorona ??? tena tssss ! efa hita zao fa miala tsikelikely ny mpanara-diha aminy eee !! dia iza sisa no mba nataony tao oe nahazo ministera ?? =)) =)) =)) =)) =)) =)) saiky tsy tonga saina aho oe oayyy klet'ieee fa inona ity ??? :-D :-D :-D :-D :-D
4. Ravalomarc
(
20/02/2009 18:06)
Tsy mila ze miaramila intsony aho ry reto a,aleo hande hiala amiko any daholo ireo miaramila ireo fa tsy mahatoky anireo tsony aho ,fantatro tsara fa nomeny an'ny tgv mihitsy le minisitera omaly iny de mbola sur zao fa homeny azy foana ireo amin'ny manaraka ,tena tsy faly aminareo aho ry miaramila a, tsy faly aho oaeéé ,tena tsy faly aminareo aho oaeééeeee,
5. klitika
(
20/02/2009 18:45)
xxx:
diso làlana ilay TRAIN
Nefa asa?
Ka izy nandeha arabe koa, efa tenenina hoe lalam-by no tokony andehanany
6. andrywui
(
20/02/2009 19:01)
hoy ravalomarc oe :
Tsy mila ze miaramila intsony aho ry reto a,aleo hande hiala amiko any daholo ireo miaramila ireo fa tsy mahatoky anireo tsony aho ,fantatro tsara fa nomeny an'ny tgv mihitsy le minisitera omaly iny de mbola sur zao fa homeny azy foana ireo amin'ny manaraka ,tena tsy faly aminareo aho ry miaramila a, tsy faly aho oaeéé ,tena tsy faly aminareo aho oaeééeeee,
hi hihi hi !!! :-D :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> =)) =)) =))

7. xxx
(
20/02/2009 19:54)
andrywui:

Dé tena mivadik'ondana mihitsy anie lay aka 'ty ka dé ! dé izy ihany hono no mamaly ny fanontaniana apetraky ny vavany.Tsssss Asio moly kely dé afaka io ry tsamy à !! ary aza varina manenji-body tsony ...hin,hin hin hin
=D> =D> =D> =D>