GADRAINA TGV SY NY TETEZAMITANY , MPANONGA MPANJAKANA

1. molota ( 19/02/2009 16:57)
SADY MPADORO, MAMPAGALATRA, MAMPAMONO OLONA, MAMPAHORY OLONA TSY MANARAKA LALANA = MIGADRA TGV SY NY TETEZAMITANY
novalian'i xxx ny 20/02/2009 08:10
2. kidoropamba ( 19/02/2009 17:02)
GADRAO RAHA SAHY SATRIA NY ANDRAVALO NO ROVITRA PATALOHA SY MISY MIARAMILA MIALA PA FA TSY ANAY.

HANAO MPIAMBINA FONJA HOA IZAHO MBA HANARAHAKO MASO AN'ITY VADINDRAVALONDOZA ITY FA TENA TSY HAMELAKO IO E.

MANDOSIRA HOA ELA RAVALO RAHA TSY HANDOHALIKA EO @ 13 MAI IZANY.

MAZAVA?
3. andrywui ( 19/02/2009 17:05)
Hi hi hi hi ataonRakidoro fesona eo elah ry molota ra mianakendry hamaly azy eo !! biby ane io e!! aleo elah mifona aminy de miala pitsika tsilemilemy teo vita ketsa soamantsara eo elah sady petsainy tsis ho raisina eo !! hafa aho mba mipitié anlah foan teo fa rakidoro tonga de bulldozer no hanitsahany anlah ry molota !! ny akamanlah zao efa niala pitsika daholo vao nahita anlery fa elah mbola miandry petsa eo foana !!! ???
4. xxx ( 19/02/2009 17:07)
andywui ra kidoro manao vavan'a??????????????? aleo tsy hotohizako fa tssssssssssss anjaranao no maminany
5. Noue ( 19/02/2009 17:08)
molota:

SADY MPADORO, MAMPAGALATRA, MAMPAMONO OLONA, MAMPAHORY OLONA TSY MANARAKA LALANA = MIGADRA TGV SY NY TETEZAMITANY
EKENA EEE !!!!! GADRAO TGV !!!GADRAO TGV !!!!

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/8990/20090211mahamasina12ja2.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img26/20090211mahamasina12ja2.jpg/1/][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/20090211mahamasina12ja2.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]


6. kidoropamba ( 19/02/2009 17:16)
HIN!HIN!HIN! ireny zany le bandy sahirana nomendry zalahy vola hankany mahamasina.

Toa i balita sy magloira io mitazona banderole io? Bandy ao Isotri*y ao ry zalahy ireo mpifoka rongony miaraka aminay TALOHA no mpamaky trano malaza. tsssss!

EFA VITA E. Raha topmada TSY SAHY MANOHANA ANDRAVALOMANAN DIA VITA IZANY NY AZY E.

MANDOHALIA HOA ENAO RAVALO FA ALEFANY ANY TSIAFAHA NY VADINAO AN. MAZAVA??????????
7. Mirananirina ( 19/02/2009 17:23)
Ireo ihany ilay netin'i tgv dia leo ,dia nalandra8 indray avy eo e :lol: :lol: :lol: .
Tsy nomeny tvg toerana sy vola ary vary hono dia nivadika :lol: :lol: :lol:
8. Noue ( 19/02/2009 17:29)
kidoropamba:
HIN!HIN!HIN! ireny zany le bandy sahirana nomendry zalahy vola hankany mahamasina.

Toa i balita sy magloira io mitazona banderole io? Bandy ao Isotri*y ao ry zalahy ireo mpifoka rongony miaraka aminay TALOHA no mpamaky trano malaza. tsssss!
ary ireto mpanaraka an'tgvendrana hono mba bandy inona eee ????

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img222.imageshack.us/img222/5826/raw0174gf5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img222/raw0174gf5.jpg/1/][IMG]http://img222.imageshack.us/img222/raw0174gf5.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]


9. andrywui ( 19/02/2009 17:30)
Noue sy Mirana aa !! fitiavako anreo no hitenenako fa ho ataonRakidoro fesona eo elahisany ry Noue sy Mirana ra mianakendry hamaly azy eo !! biby ane io e!! aleo elahisan mifona aminy de miala pitsika tsilemilemy teo vita ketsa soamantsara eo elahisany sady petsainy tsis ho raisina eo !! hafa aho mba mipitié anlahisany foan teo fa rakidoro tonga de bulldozer no hanitsahany anlahisany !!potsitra soamatsara eo !! ny akamanlaisany zao efa niala pitsika daholo vao nahita anlery tonga teto fa elahisany mbola miandry petsa eo foana !!! ??? efa niteny ah zay ah !! sao de miantso vonjy at amik eo fa za tsy miaro an !!!
10. Noue ( 19/02/2009 17:34)
tssss ! tsisy matahotra zay kidoro leisy ry wiwiwi eto aaa !! izy no ho tapaka lalandrà @ tsinapany oe eee !! izaho koa leisy tsy hiantso vonjy any @ lahy aaa ! tsy taitra tsy maika oa ialahy eee !!! na dia vavy aza aho mitazona foana ny hevitro ary tsy any @ camps adverse leisy no andehanako hitarainana sy hilaiko vonjy aaa ! :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
11. molota ( 19/02/2009 17:35)
IZA NO MATAHOTRA NY RAKIDORO RATSY HOé ANY BEFANDRINA IZY TY KO ETO TANA TSIK ZAO TSY MIALA AMN'LAH NY ATY MAZAVAAA :-D :-D :twisted:
12. Mirananirina ( 19/02/2009 17:37)
Izy mi-menace anay indray ve no atahoranay,azafady ..........Tany misy fanjakana ny anay
13. andrywui ( 19/02/2009 17:38)
Defa mikozy ary aho zay fa mafy loha loatra elah ry Noue ka miala aho !! biby ane oa i Kidoro io ee!!! ataony tsy mahita tory eo laisany fa manonofy ratsy azy eo foana !!!
14. molota ( 19/02/2009 17:41)
aza matahotra elà ry Noue ah!olona antitra be io ve :-D :twisted:
15. andrywui ( 19/02/2009 17:44)
ha ha ha mbola rangitinlah amzany antitra be zany ndray lety i kidoro efa mba nitonitony io !! mahazo mafimafy eo ndray elah androany ry molota !! milaza aho zay fa ataovy eo iany !!
16. molota ( 19/02/2009 17:49)
ra tsy wiwi ohatran'là za kou ampitahorin'là eo!tairo zé tairina eh! :-D :-D :twisted:
17. Noue ( 19/02/2009 17:51)
molota:
aza matahotra elà ry Noue ah!olona antitra be io ve :-D :twisted:
ny atahorana @ ireny antitra be ireny oa dia ny sao dia ho tapaka lalandrà @ tsinapany eo eee !!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. molota ( 19/02/2009 17:55)
marina lesy zany Noue ah! :-D :-D :-D :-D
19. andrywui ( 19/02/2009 17:57)
an an an diso zany tsy hitanareo anga reny sinoa antitra be reny fa kung-fu be tena mahery be !! de mety otrireny kung-fu be sinoa reny angamb zany i kidoro io ka !!
20. molota ( 19/02/2009 18:03)
elà oa aza mampihorohoro olona eto ry andrywui radomelina a!be vava anefa tsy mbola anareo akory ny fahefana :-D :-D :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.05