GADRAINA TGV SY NY TETEZAMITANY , MPANONGA MPANJAKANA
21. andrywui
(
19/02/2009 18:05)
molota !!! vavan'ny maty andrano sisa !! hi hi hi hi ny ministera rehetra ho vita hatram sabotsy !!! :-D :-D :-D :-D :-D
23. vale
(
19/02/2009 19:15)
....tsy mimenomenona erakiny forum intsony izany i andrywui fa nahazo ministera!! :-D :-D :-D :-D
mitanisa an'ilay izy indray izao no ataony, draisssss misy azy ery!! hahahaha
Ary zay aza ampihorohoroana amin'i Rakidoro fa zay tsy matahoatra ny Rakidoro, vava fotsiny no betsaka!! :^) :^) :^)
mitanisa an'ilay izy indray izao no ataony, draisssss misy azy ery!! hahahaha
Ary zay aza ampihorohoroana amin'i Rakidoro fa zay tsy matahoatra ny Rakidoro, vava fotsiny no betsaka!! :^) :^) :^)
24. fijo
(
19/02/2009 19:46)
de inona nef ahono no atao ao amin'ny alina e???ngah amisy miasa alina ao??sa horobaina indray de dorana?
25. Noue
(
19/02/2009 20:09)
ka zay ihany no mba zavatra hainy eee !! handoro , handromba, hamaky sy maka ankeriny tsss :^) :^) :evil: :evil: :evil: :evil:
26. fijo
(
19/02/2009 20:15)
de miandry ny vaovao rahampitso ,fa rah ambola mitoy ny toa izao,dia ny fitondran ano tena adala sy manaiky ,ka aleo hoao
27. xxx
(
20/02/2009 08:10)
Ra8 rain'i adala t@ 2002, tsy hainy fa misy adala noho izy ny 2009.
resaka adala io fa aleo zah hipitsika.
resaka adala io fa aleo zah hipitsika.
