lhl manambady mitady sipa hiarahana

1. mampahery ( 19/02/2009 08:36)
aza sasa miandry eo leisy papoose a.sao de miandry an'i poly eo a. :-D
novalian'i Lejoba ny 09/03/2009 14:20
2. xxx ( 19/02/2009 10:02)
bandy no misy any raha ok tu !! k'ahoana? ihinana sa hiandry laoka ?
3. mampahery ( 19/02/2009 12:34)
za lesy tsy pede ry bandy,fa sipa ra misy any ohatra oe ny ny an'là de tsy hiandry laoka tsony za fa tonga de tairiko.ary aza misy tezitra fa courage daholo e.
4. gabidemony ( 19/02/2009 13:48)
leo ny vadin'ny toi sahady nga de mitady jòba hafa
sa misy tsy amazavazava ò vadindra-zoky de mba mamalifaty :cry:
5. gabidemony ( 19/02/2009 13:49)
leo ny vadin'ny toi sahady nga de mitady jòba hafa
sa misy tsy amazavazava ò vadindra-zoky de mba mamalifaty :cry:
6. Mirananirina ( 19/02/2009 14:03)
Dia ahoana ny vadinao?Sao dia vadiko ary ianao io dia ato no mitady sipa dia tratrako.Ataoko mahamay an! :oops: :oops: :oops:
7. Lejoba ( 19/02/2009 14:33)
Leiry manambady, nefa sady tsy ampy sarma no tsy ampy lavaka dia inona ihany izany, toa fahavoazana be iray lavaka koa ny an-drangahy.
Sa inona ary no tena nanambadianareo an'izany sipa izany koa ? Sady tsy hihira izy izany no tsy hanao tsianjery, sa ny anareo, ny inona mihitsy no mijery?

:?: :?: :roll: :(
8. Papoose ( 19/02/2009 15:19)
lol mandeha ko ato ny krizin-dhl =)) =))
9. princesseN ( 19/02/2009 15:24)
nareo ngez ef tenenina fona oe inna ar no mamaika anareo anambady io :?: :?: zao ty mitady sipa amenoina ny banga mahereza eh! :-D :-D
10. Papoose ( 19/02/2009 21:08)
aleonay kely tsy miteny
11. mampahery ( 20/02/2009 06:14)
Tsy ianao ry i miranirina le izy fa hafa sa sao de mba ianao ary !ka izany rehetra izany no hitadiavana vaha-olana ry namana rehetra.
12. ari.malala ( 20/02/2009 08:01)
lhl manambady mitady sipa hiarahana


hiarahana hoaiza klou e! :-w sa hiarahana hanao in? :-P :-D :-D
13. Mirananirina ( 20/02/2009 13:04)
Tsy ianao ry i miranirina le izy fa hafa sa sao de mba ianao ary !ka izany rehetra izany no hitadiavana vaha-olana ry namana rehetra.

Ka iza moa no mahita raha ianao io no vadiko ,nefa ato ianao no mitady sipa!!
14. Papoose ( 20/02/2009 17:25)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. gabidemony ( 20/02/2009 17:49)
Manao fitiavana siligòma ko anie nareo zany eh!
rehefa lany mamy de atsipy @ tany :!: de zao mitady vao2 zao ndray.
Misy valiny anie io fa mitandrema tsara.
16. Papoose ( 21/02/2009 20:50)
dia mihinana siligaoma ray ndray raha mbola tsy reraka ny nangybe koo :-P
17. xxx ( 24/02/2009 06:55)
sipa fozaorana no misy raha mila eo ambany tonelina ambohidahy
inona koa no maha vady an'izany tsy aleo ariana raha ho ampirafesina? :°) :°) :°) :°)
18. mampahery ( 24/02/2009 08:21)
xxx a,enao zany mbola tsy nanao sipa zany oe mbola tsy nampirafy hatr'zay niainanao o?
19. peta83 ( 25/02/2009 11:02)
fa manina ko no mitady sipa hiarahana :p :p f'anga tsy sipa ny vadinao???
20. Papoose ( 03/03/2009 14:10)
ka mba tiny atao hoe ny sipany sipany ihany fa ny vadiny vadiny ko neee :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8412