lhl manambady mitady sipa hiarahana

21. xxx ( 03/03/2009 15:33)
tsy izany fa tsy ampiampy problema izy io dia mitady problema e :-D
22. Papoose ( 04/03/2009 03:28)
sipa zany = ptoblema v???? :-D
23. mampahery ( 04/03/2009 08:08)
za koa aza saika hametraka question oe :ga ny sipa probleme.fa zao e,hoan'i xxx irery mbola tsy voavalinao le fanontaniako farany iny.de ny manaraka ndray a,ny fitia angalarina anie mamy be fa tsisy hitovizana @ ao an-trano e.tsy aiko kaloa fa za zao mbola vao mitady ,fa ny arak'iny fanadihadiako t@ zareo efa nanao de ny fitia angalarina hono tena hafa tokoa.
24. Mirananirina ( 04/03/2009 14:44)
de ny manaraka ndray a,ny fitia angalarina anie mamy be fa tsisy hitovizana @ ao an-trano e.tsy aiko kaloa fa za zao mbola vao mitady ,fa ny arak'iny fanadihadiako t@ zareo efa nanao de ny fitia angalarina hono tena hafa tokoa
=
rehefa ianareo lhl dia tsara,fa raha ny vhv manambady izao no manao toa izao an......makorela be,mangidihidy sns......
:( :( :( :(
25. mampahery ( 05/03/2009 08:02)
iza kosa no nilaza an'izany ry Mirananirina? izahay lhl rehefa manambady de olona manambady koa no matetika ilainay,noho izany de fitia sahala io ka tsy hifanomezan-tsiny.
26. rataxx ( 05/03/2009 08:15)
tsy matotra ela :twisted: :twisted: :twisted:
27. mampahery ( 05/03/2009 08:31)
tsy oe zany Rataxx a,fa ny fanotaniako de oe firy taona nareo zao?tsy izany mantsy fa sao de mbola zaza tsy nahita fiainana akory.ary raha izay de mbola hoavy @ nareo izany atsihoatsy.ary ra tsy zany de tena endry nareo ary tohizo fa mlay,izahay efa diso de courage foana.
28. BlackGasy ( 05/03/2009 08:47)
Andraso hilamina aloha ny tanana de mandehana eny Tsaralalana, de mahazoa maro ary mahaiza mifidy fa vola no amidy, fa @ zao aloha aza mbola mankeny fa samborin'ny EMMONAT eny fa mba mahareat kely dia hanana ny ...
29. ari.malala ( 05/03/2009 13:10)
de ny manaraka ndray a,ny fitia angalarina anie mamy be fa tsisy hitovizana @ ao an-trano e.
fa manin nefa ra le ao antrano no atao ze maha mamy anazy fa ts mitady any ankafa?
30. ari.malala ( 05/03/2009 13:21)
de ny manaraka ndray a,ny fitia angalarina anie mamy be fa tsisy hitovizana @ ao an-trano e.
fa manin nefa ra le ao antrano no atao ze maha mamy anazy fa ts mitady any ankafa?
31. Fanampy ( 05/03/2009 13:26)
ka mety ataon'lery aingo trano kosa ny aizy ao an-trano kle.TANDREMO RAMAMPAHERY FA TONGAVAN'OLO-KAFA AO NY ANTY FA.
32. Lejoba ( 09/03/2009 14:20)
ny vadiko vadiko ihany, fa ny sipako vadiko koa
io ny vadiko ivelan'ny trano, io ny vadiko iray faharoa ....

Izaho leity tsy mbola nampirafy izany fa tsy anenenako ah. Raha tia gâteau ialahy , aza andramana hohanina @ sakay na be aza ny milaza fa milay ny manisy piment @ fiainana. Avy eo samy tsy tian'ialahy intsony na ny gâteau tsara indrindra aza, na ny sakay satria iny no nanimba ilay revy manja be niaraka t@ gâteau teo. Dia mba andramo eritreretina kely fotsiny hoe raha io vadin'ialahy io hono no tapa-kevitra ny hanandrana any ivelany satria misy mampirisika dia ahoana?
Toa tsy ho tantiko, raha izao no ataom-badiko.....
:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4489