Efa azo vé ry TGVendrana. Efa mifona vé Zay é? Hehehehe
1. penguin
(
19/02/2009 09:18)
Toa mbola tsisy azo na Ministera iray aza ry TGVendrana a ? Ny vizana tsy han'asa indray no apetraka mamay vody eo nefa lazaina fa efa akaiky ny fandresena. Ny tolana no voa fa tsy ny rindrina vé ééé?
répondu par rangorivao69 le 20/02/2009 00:40
2. Noue
(
19/02/2009 09:20)
tongasoa indray leisy penguin aaa! i wiwiwi efa be menomenona ery fa oe nanjavona hono ialahy eee !!! :-D :-D :-D :-D :-D
3. tsoraka
(
19/02/2009 09:26)
Inona no azon'ny TGV ? Vao nilaza ho vonona haka andraikitra aza ny Miaramila dia lasa nitapy ny TGV isany ary nilaza fa ny tolon'ny TGV tsy alehany ihany hono no izy. Vizana eo ny TGV ary izy ihany no hohanin'ny olana eo.
4. penguin
(
19/02/2009 09:32)
Salut Noue an ! Tsy resy zany ny bandy é. Mampalahelo fotsiny ny mijery ireto olona efa vizana laindry zalahy fa handresy nefa mbola ho mpiasa mafy ady hatrany ary tsy mba soratandry zalahy ho Ministra folaitra sahala aminy. Efa mandray karama any @'ny 13 Mai na i TGV hanao Antsombé vé ry zalahy Ministra folaitra ireo ? hehehe
5. sivisma
(
19/02/2009 09:58)
Dia hoatran'ny mampandihy @ "LIVE" ihany marina ry Andry tgv manao an'ito tolona ito anAngamba bandin'ny thb tour sy oktoberfst mihitsy no ao ambadika ao? ry mc kreesan angamba a ?? Fiainam-bahoaka anie ity fa tsy affaire é?? Lery mandray 3 millions d'euros fa ny antsika zany inona lé??Fahoriana + tva 20%??????????
Za d'accord hoe Ra8 tsy mendrika ny ho eo intsony fa na dia zany aza tsy omeko boay kely voakarama hoatran'io ny ho avin'ny taranako ka!!
Lery kay efa sady manana trano ao Paris,ny vady aman-janany efa any,avec "la bonne" avec rafozana,élà sy ny renin'ialahy ataon'ny may ny hain'andro ery ampefitête ery fotsiny.
Raiso ry miaramila ny fitondrana dia aza atao misy milatsaka hofidiana ary tsy mahazo miresaka pôlitika eto @ firenena intsony ireto olona ireto :DEBA & Compagnie- RA8 -ANDRY TGV (raha ohatra)-RATSIRAHONANA-ZAFY-MARSON-Grl DOLIN- MONJA Roindefo-NDREMA & fils-Pierrot Rajaonarivelo-Tantely Andrianarivo-ray izay rehetra nikasika na lavitra na akaiky ny fitondrana depuis 1960.AOK'IZAY FA LEO ANAREO JIABY NY MALAGASY REHETRA.

6. andrywui
(
19/02/2009 10:09)
SALUT LESY PENGUIN !!! AHOANA LETY !!! nanahoana ny aretina efa mba niafana ve ?? tena efa ho herinandro latsaka letsy tsy hita teto elah le !!! efa namorona dinika saika hisaona anlah letsy zahay tato !!! ary elah vao tonga ato de mitabataba be an !! nga efa matanjaka tsara ?? efa vita ny pikira ?? tsy manisika sipozitoara tsony ?? TONGA SOA NDRAY LESY ZANY VELON'AINA SOAMATSARA A!:!! I LE RANGORIVAO NO MANOZONA ANLAH HO FATY FOANA ATSY AMBANY ATSY
7. xxx
(
19/02/2009 10:14)
mis dinik momb an pengun atsy ambn ats oe ts ita on enao ay enao tao ian fa mandaing fotsn i andrywi
9. rangorivao69
(
19/02/2009 14:29)
raouioui>ARY TOA MITSOKA TENA REFA MIALA ANY PENGIUN, HOAIZA EO ELAH E; TENA FOMBA FIADY DRY TGVENDRANA ,HITA FA TARANAKA VENDRANA :-D :-D :-D ,
10. andrywui
(
19/02/2009 14:37)
Tsy misy mtsoaka zany eo ry le be tabataba be ty a!! elah ane no io nataoko sorona asaiko pehan'i penguin io f'anga tsy azonlah le resaka !!?? elah ko variana mifotafota be amin vorombava romotra be ko tsy maha vaky teny tsara tsony !! hivern ho romotr be eo ndray zao dagà !! donto ko zany ra bandy !! tsy mis hainlery rah tsy ny manao tezitra sy romotra be fotsiny !! ha ha ha misy karazan'olona eto antany kah !!!
11. rangorivao69
(
20/02/2009 00:40)
raouioui> AZA HOETIM-PO DANGITRA EO ELAH FA SAO VIZAKA AMBONY IHANY
OAZAN'I PENGUIN EO ELAH ,IO IZY NOTADIAVIN TENA ,SA SARIMBAVY TOA TSY SAHY NDRAY KLE :-D :-D :-D
OAZAN'I PENGUIN EO ELAH ,IO IZY NOTADIAVIN TENA ,SA SARIMBAVY TOA TSY SAHY NDRAY KLE :-D :-D :-D