FANDROBANA MAGAZAY GUADELOUPE = 0 Morts

1. salopard ( 17/02/2009 19:20)
http://fr.news.yahoo.com/4/20090217/tts-france-guadeloupe-ca02f96.html

vao omaly izany no nitranga,

fa ahoana no 0 Morts ny ao guadeloupe,
ary 100 Morts ny ao Madagasikara (Rotaka fandrobana Magazay 26/01/09)

sa izay le hoe raha tratranareo ny mpangalatra dia dory (ravalomanana, 2004)

répondu par mosabe le 18/02/2009 08:37
2. xxx ( 17/02/2009 19:42)
aza ampitovina ry salopard ny tsy mitovy an!! sa ianao izao ialy gasy mitomany ho vazaha?
3. salopard ( 17/02/2009 19:45)
xxx:
aza ampitovina ry salopard ny tsy mitovy an!! sa ianao izao ialy gasy mitomany ho vazaha?


hazavao ny hevitrao sy ny pseudo-nao ry andriamatoa xxx

sa hevitra
4. xxx ( 17/02/2009 20:36)
faizina amin'izay fanafaizana mendrika azy ny tsy valahara rehefa manao habibina e! na dorana na trobarana ny hazo marinatra hitako any amin'ny vaovao any fa ireo mpandroba tratran'ny olona dia notsondromina tamin' ny hazo marinitra nitrobaka taty ambadika fa leo ny olona, ka nahatratrarana vola sy volamena maro be norobaina tamin'ny olona tao antanàna izany....
Mitady hanao fankakan'ny baroa sy ny mafy ihany no manjàka di aleo ampiarin amin'ny maha mety azy avy hatrany e! na mpitolona mpandroba io na mpandroba mpanararao-paty!
5. naughtyboy ( 18/02/2009 03:27)
io le nolazaiko tany aloha oe azo ialàna tsara ny vono olona ,fa matoa nisy de te hitomany hitovy @ pol pot sy ny khmer rouge ngambany le8,ratsy iraka reny.Tsy @ fotoana mihotakotaka iny ihany akory vao mihomana anzany fa efa voafona tsara ireo foloalindahy sy ny tafika raha sendra izany(crisis management)
6. xxx ( 18/02/2009 04:16)
naughtyboy:

(crisis management)

Mahay miteny Angle Isy indray i isin-dre? ty an
7. xxx ( 18/02/2009 04:48)
aoka kosa mba ny lohahevitra sy ny tsaok'hevitra manaraka azy no traitena fa tsy ny fahaizan'i anona sy anona angalisy na farantsay e
8. xxx ( 18/02/2009 05:46)
salopard:

[quote=xxx]aza ampitovina ry salopard ny tsy mitovy an!! sa ianao izao ialy gasy mitomany ho vazaha?


hazavao ny hevitrao sy ny pseudo-nao ry andriamatoa xxx

sa hevitra
9. tarzand ( 18/02/2009 06:17)
ny maty t@ 26/01/09 de aoka hazava tsara fa mpandroba fananan'olona ireny. Na ny havany aza mba menatra ihany teo an-tanàna hoe maty nianjeran'ny vary ny havany. Ny toe-tsaina te hanankarena tampoka tsy misasatra no mahatonga ny olona handroba. Heloka eo anatrehan'Andriamanitra daholo na ny mangalatra na ny mamono olona. Mamono olona tsy hoe izay nitifitra ihany, fa ireo nitarika koa. Anjarantsika no mandinika sy misaina tsara @ sisa fa misy lesona azo raisina avokoa ireny mba tsy hiverenany intsony.
10. mosabe ( 18/02/2009 08:37)
De toute facon ,hatramin'izao aloha dia tsy mbola nisy niteny hoe ndao ho any @ Elysée e!

izay no tena differences.

Resaka economique ny an'ny Guadeloupe fa tsy misy hoe ndao halainany ministera ...

Manomboka miakatra ny fandrobana any Guadeloupe izao, ho hita eony tohiny,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0461