Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
16/02/2009 16:21)
mitady hussier maika be pour demain rdv 10h
mitady hussier maika be ry tgv soa mba misy volontier pour dem1 fa tena very fanahy lery hangalana ny ministera fa midy ho ny trano...
tohiny
novalian'i kabota ny 17/02/2009 08:58
tovolahy007
(
16/02/2009 15:41)
Indreo eny fa nivoaka moramora ry AREMA
Miomana elahy ry Andry fa ho ataon'ny DEBA MAMAY. Elahy toa tsy hamono baolina nefa novidiana lafo, izao ny tompon'ny club tezitra. I DEBA efa te hiverina mafy, elahy nefany to sady tsy ihira no tsy h...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/02/2009 20:00
ainaheri
(
16/02/2009 15:31)
13ans lery d'efa rainjaza
Hita mitsy lery fa mbola ao anatin'ny fahazazana fa de oé natao d vita d tezaina zany ee http://www.koreus.com/modules/news/article7282.html...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 25/02/2009 12:41
bazylou
(
16/02/2009 15:25)
ho ela velona anie i tgv
aleo hanaovan'ny jeune azy rehefa tsy hisy apoaka ny antitra lany daty e
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/02/2009 16:06
ric12789
(
16/02/2009 15:02)
modia modia
de Tselonina...
tohiny
novalian'i maholisoa ny 22/02/2009 23:15
princ
(
16/02/2009 14:43)
NY MASTURBATION EO @VEHIVAVY
anontany ny hevitrareo aho momban'ny masturbation @ vehivavy. ny fomba anaovany azy, ilaina ve e, misy fiany ve e, mila valiny...
tohiny
novalian'i tinalalaiko ny 26/03/2009 10:00
princ
(
16/02/2009 14:27)
ITY NO TENA MAHAVARIANA FA ALIKA NO NATAO MARIAZY
Tena mapme sad mahatezitra no mapalahelo ny toe-tsain zareo kely maso satria tsy misy atao raha ny filaza azy. chien de salon roa no namasinin'ny môpera avec rob de marié ary nanao sonia ny alika t@...
tohiny
novalian'i fali ny 05/03/2010 09:32
Picsou
(
16/02/2009 14:25)
Miala dôly
Tsy aleo ve Zafy no atao eo fa lery mora miala rehefa misy grevy? sady lery mpiasa be voton'anatra. Mora miala rehefa tsy milay. :-D :lol: ...
tohiny
novalian'i molota ny 16/02/2009 18:42
Noue
(
16/02/2009 13:58)
"Ankinina @Andriamanitra ny dihantsika"
tsy oe resaka politika no tiako atao eto fa dia variana aho @ ity fampiasana an'Andriamanitra ity eee
zao manko no voalaza ee:
[b]Andry Rajoelina s'en remet a Dieu
Les mpiandry ( religieux ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 20/02/2009 17:47
xxx
(
16/02/2009 13:40)
Saobakaka ambody riana ihany koa ny vahoaka @ izao!
Ny mpanao pôlitika moa tsy laitra tenenina intsony na ny ara-dalàna na ny mpitady fahefana ankeriny.
Afa-nenina na ny ray amandreny ampanahy ,antokon olona na manao na tsy manao politika , na ire...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:36
boulki
(
16/02/2009 13:14)
Debat sur sur dago RFI omaly
Hitako tany ho any indray dia zaraiko ka izay liana dia: http://www.topmada.com/2009/02/15/emission-debat-africain-sur-rfi-dimanche-15-fevrier/...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 16/02/2009 15:51
Noue
(
16/02/2009 12:59)
3000 partisans d’Andry Rajoelina à Antananarivo
[b]3000 partisans d’Andry Rajoelina à Antananarivo : ça passe ou ça casse…[/b]
[b]3000 personnes environ se sont rassemblés aujourd’hui sur la place du 13 Mai pour soutenir la prise de po...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:58
Fanhaiky
(
16/02/2009 12:14)
Lasa aiza i Gal Dollin
Za aloha sady ts momba an'ny atsy no tsy an'ny eroa eh
fa ny mahagaga ahy de oe mba lasa aiza i Gal Dolin, hatramin'ny Sabotsy 07 Febroary 2009 zay nitarika ho eny Ambotsirohitra izy no hita sy heno...
tohiny
novalian'i Andribe ny 16/02/2009 21:54
tsinjo
(
16/02/2009 12:14)
IREO MINISTERA TSY NANANANA MINISTRA NO SAIKA HALAINA
mahagaga fa dia ireo ministera tsy nanendrena ministra no saika halaina androany ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 12:19
rataxx
(
16/02/2009 11:58)
"NY VOAY VE NO MASIKA, SA NY ALIKA TIA MORON-DRANO E?"
Efa nambara fa ZONE ROUGE daholo ny ministere rehetra, mbola entina any foana ny vahoaka.tsy omena tsiny ny vahoaka fa voafitaka izy ireo (Tern'ny tsy fananana dia araraotina)
Ra mba misy havanareo r...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:58
jira
(
16/02/2009 11:25)
Tsara hiafarana
Tiako io hira io hahatsiarovako ny teny ankatso tam 1990. Raha sendra mahita ity hafatra ity ilay olona niara-nihira io hira io tamiko tam zany dia mba valio ny hafatro...
tohiny
lemenakely
(
16/02/2009 11:14)
Lasa kilalao sisa ny fiainam-pirenena!....
Ny milàza azy ho ara-dalàna tsy mahafehy ny tsy ara-dalàna!
Ny tsy ara-dalàna manao toton'omby bory
Ny vahoaka lasa fitaovana
Etsy andaniny ny crise mondiale efa mamely
Ny olona noana sy ...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 17/02/2009 11:26
Noue
(
16/02/2009 11:07)
13H45 : Andry Rajoelina s'en remet a Dieu "
[b]13H45 : Andry Rajoelina s'en remet a Dieu " "Ankinina @Andriamanitra ny dihantsika" [/b]
dia ahoana io eee ??? dia avy eo hanao ny hadalany indray io tgvendrana io dia Andriamanitra no omena tsi...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:52
bozyboleta
(
16/02/2009 10:49)
Entina "haka" ministera indray ireto vahoaka
amin'izao ora izao rehefa avy norangitina mikasika ny zone rouge sns...
Dia asaina manao hiram-pivavahana ary ny "mpiandry" koa no asaina mialoha lalana satria ady amin'ny devoly hono no efa natao ha...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:51
tsinjo
(
16/02/2009 10:36)
kanosa!!!!!!!!
hahahahha , varavarakelin'olona misokatra avy ka mampiropaka azy kle , de forcena fotsiny le oul anakatona le izy tssssss
:-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:54
