kanosa!!!!!!!!
1. tsinjo
(
16/02/2009 10:36)
hahahahha , varavarakelin'olona misokatra avy ka mampiropaka azy kle , de forcena fotsiny le oul anakatona le izy tssssss
:-D :-D
:-D :-D
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:54
4. yuka
(
16/02/2009 12:07)
hay ve nisy anizany ndray tao ee!
efa hitapy lay TGV io efa ampitaorin'ny maina angamba :-D :-D :-D

6. belaza
(
16/02/2009 14:06)
tsy misy valerany hoa io DJ io na tsy samborina aza, ny farany izy sy ny minisitrany irery sisa no hilahatra eo am 13 mai :-D :-D :-D
7. xxx
(
16/02/2009 16:39)
tsinjo:
ny filohan'ny eo am 13 mei ko :-D
hay ve misy filoha ny 13 mai eh!! izaho izany filohan'ny 14 mai
8. xxx
(
17/02/2009 10:54)
"Marina daholo zany ramalagasy !... tsy mendrika hitsimpona izay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao...nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy!!!"
"Izaho no lalana sy la farine ary menaka,tsy mahazo mikaly raha tsy amin'ny alalako irery ihany" (Marka 7,77)
"Tiava ny namanao ary gadrao zay manenjika anao" (1Tim 7,77)
"araraoty ny andro azo hanangonam-bola fa miharatsy zao fiainanaizao" (2Tim 1,77)
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an'Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ny miaramila miaro ahy raha misy mitady hitifitra na
hamono ahy,ny fiangonana kosa mampianatra ny olona tsy hamono ahy fa hivavaka hoahy sy hankatoa ny fahefako lehibe.
Ho ahy irery ihany anie ny voninahitra sy ny fanjakana
ary fiadanana hoan'ny olona ankasitrahako!
de nandray ny dibera tiko izy de hoy izy:hano, ity ny dibera vitan'ny omby vavy be ronono nafarana avy any afrika atsimo zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo,,de toy izany koa ny ronono:raiso, ka sotroy, ity ny màna milk,zao no ataovy ho fahatsiarovana ahy refa lasa adala any @hopitaly ianareo ......
Raha misy olona roa na telo mivory tsy amin'ny anarako dia sambory izy!
---------***************---------------------
"Ny fanananao dia vokatry ny vintana fotsiny ihany, fa tsy nohon'ny fahaizanao akory"