Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
14/02/2009 19:58)
solution final ny resaka crizy dago
Ny president ra8 sy tgv samy milaza ho prezidant daholo,hampiavanina tsy mety mihavana ka hoy aho hoe
maninona raha mafy be tgv dia tokony ho samboriny i ra8 na i ra8 misambotra an'i tgv,dia vita ...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 15/02/2009 15:28
kaiky1
(
14/02/2009 19:53)
Taonan'ny DEMON STRATION marina
[b]Bold text[/b]Dia mahagaga sy mahavariana ny seho mitranga eto aminy Mada aminizao.Angamba tsy nisy nihevitra ny tsirairay fa izao no ho hita amin'ity 2009.
Toa hoe taona ny fampisehoana hono izy i...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 20:31
zama91
(
14/02/2009 19:26)
ALEO HAZAVA LE RESAKA E
Tsy izay 10.000 nilahatra teny @ 13mai no handeha hanosihosy ny safidin'olona il ya 2ans nifidy an'i ra8 55pourcent ny vato mankery.Tsy misy intsony izany firenena eto ambonin'ny tany hoe haka fanjaka...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 14/02/2009 19:39
Noue
(
14/02/2009 19:19)
« président de la Haute autorité pour la transition »,
fa nahoana no lazaina fa [b]« président de la Haute autorité pour la transition », [/b] i TGV ee ??? nga Madagasikara fanjakan'ny baroa no afaka manao an'zany izy eee ??? Madagasikara dia firenena...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 14/02/2009 21:36
pimaso
(
14/02/2009 18:21)
Sary eo @ viva sy tv + tsy ovaina mihitsy fa archive foana..
Mahagaga fa tsy misy mise à jour intsony ny sary @ viva sy tv + fa izay olona sy akanjo sy ensemble de mouvement hitanao andavanandro dia iny foana no hanaovana matraquage
Mihena foana le isan'olona...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 15/02/2009 15:29
lemenakely
(
14/02/2009 17:30)
TOLONA hono ka hoe .....
1947 : TOLONA
1972: TOLONA
1991 :TOLONA
2002 :TOLONA
2009: TOLONA
Ny zavatra tena hita sy tsapa toa arakaraka ny HIADIANA ny TSY RARINY @ ity resaka TOLONA ity , toa vao maika MILEN...
tohiny
novalian'i Noue ny 14/02/2009 19:09
Noue
(
14/02/2009 17:11)
30 000 vs 10 000
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img15.imageshack.us/img15/7128/ravalomanana140209jk1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img15/ravalomanana140209jk1.jpg/1/][IMG]http://img15.imageshack....
tohiny
novalian'i lemenakely ny 14/02/2009 19:35
klitika
(
14/02/2009 16:17)
za androany variana nanao tornike teo amin'ny 13
za androany variana nanao tornike teo amin'ny 13
fa tena mba nilay satria rehefa milalao fotsiny dia nahazo saosy. Dia natsoiko ny bandy akama mba nandeha teo sitrany ahay aloha kaly herinandro k'l...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 16:57
kidoropamba
(
14/02/2009 15:19)
OMENA 15 ANDRO RAVALO HANGORONENTANA raha tsy izany dia.....
Izao izy e: Mazava ny stratejia ato @ vahoaka tarihin'ingahy lehiben'ny fahefana Avon'ny Tetezamita, Andry Rajoelina: 15 Andro no nomen'i ministry ny fiarovam-pirenena, jeneraly am-perin'asa MAMPIANIN...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 15/02/2009 15:28
ralalaina
(
14/02/2009 14:00)
za dia anisany nokaramaina ho eny mahamasina
voaporofo fa notambazana vola ny olona tonga teny mahamasina anisany izany ny tenako izay nomena 100 000fmg,ankoatra izay misy guichet tao mahamasina nanomezana ireo olona avy lavitra,mbola filaharana...
tohiny
novalian'i Papoose ny 15/02/2009 02:20
Noue
(
14/02/2009 13:40)
Inona indray ny tetika manaraka eee
[b]Le doute s’installe dans le camp d’Andry Rajoelina[/b]
io aloha dia efa niaraha-mahita fa tonga saina ny olona fa natao sorona eee!
[b]16:00 - Andry Rajoelina peinerait à recruter au s...
tohiny
novalian'i Noue ny 14/02/2009 17:27
badboy
(
14/02/2009 13:03)
Mandeha @ arte @ 19h00 ny crise dago
Mandeha @ arte @ 19h00 ny crise dago...
tohiny
novalian'i badboy ny 14/02/2009 22:52
Mirananirina
(
14/02/2009 13:01)
lasa daholo ireo vahiny tokony hampihavana,fa leo???????????
Lasa daholo ny vahiny hampihavana ny samy Malagasy,mampalahelo fa tsy nahvita na inona na inona fa mbola mitohy ny gera,dia isika ihany sisa no mandamina.
Zarao 2 rangahy i Madagasikara dia samy mana...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 20:35
xxx
(
14/02/2009 12:27)
Fanontaniana mipetraka ho an ny GVT LEGAL?...
Mahafeno ny kianjan ny MAHAMASINA,milàza azy mbola ara-dalàna ,....Nefa ny tsy ara-dalàna etsy ankilany aza TSY VOAFEHY !mandrak izao ...
Dia mipetraka ny fanontaniana : ho atao sorona firy vol...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 14/02/2009 23:41
catalyn
(
14/02/2009 11:05)
Fiterahana aty an-dafy.
Salama daholo tompoko.Mba te hametraka fanontaniana aho ho antsika vehivavy gasy monina sy efa niteraka taty an-dafy: mahatsikaritra aho fa to tsy mifana izany ny tera-bao aty an-dafy . Vao teraka roa...
tohiny
novalian'i welie ny 26/03/2009 16:36
bozyboleta
(
14/02/2009 10:44)
Mahamasina: tonga ao ny Filoham-pirenena
lanin'ny vahoaka maro an'isa t@ alalan'ny fifidianana natao manerana an'i Madagasikara tamin'ny taona 2006 ary mbola amperinasa araka ny lalàna velona misy eto @ tany sy ny fanjakana.
...
tohiny
novalian'i zama91 ny 14/02/2009 19:05
andrywui
(
14/02/2009 10:39)
ATO IHANY AHO FA MBA NIKAROBAOVAO E!!
Ngah moa de afaka ho aiza fa mba miodikodina rehefa mba tonga eto amin'ny tanana e!!! miakatra etsy de midina aroa !! fa inona foana kou no hiamorsen'i Noue ahy hamoaka sary hatramin'ny alina tsisy ...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 16/02/2009 10:10
tsinjo
(
14/02/2009 09:26)
LASA AIZA NY MINISTRA NY SERASERA E
toa tsy hita tsony ny ministra ny serasera ? i ANDRWUI ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 14/02/2009 13:39
sipagasy
(
14/02/2009 08:54)
JT VENDREDI 13 FRANCE2 henoy anie e!
mitatitra fotsiny aho ann, henoy anie e! eo à faha 24min40sec eo ho eo no ahenoana azy. http://jt.france2.fr/20h/ .
Mihainoa finaritra aza e! :-* (l) :-* ...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 15/02/2009 17:20
tafita
(
14/02/2009 08:37)
Bonne fete e
Zavatra iriko hoanareo mpifankatia
mba haharitra ho doria
rehefa mahatsiaro fa hay misy fety
tena tsara sady mety
ary hiara-hankalaza le 14 fevrier,
efa nisy ela be
Arahaba daholo , samia manka...
tohiny
