OMENA 15 ANDRO RAVALO HANGORONENTANA raha tsy izany dia.....

1. kidoropamba ( 14/02/2009 15:19)
Izao izy e: Mazava ny stratejia ato @ vahoaka tarihin'ingahy lehiben'ny fahefana Avon'ny Tetezamita, Andry Rajoelina: 15 Andro no nomen'i ministry ny fiarovam-pirenena, jeneraly am-perin'asa MAMPIANINA Rafenontsoa, hangoronan'ingahy Ravalomanana entana satria mitsahatra hatreo ny fahefany.

Mampitandrina ary izahay vahoaka an'ireo malagasy manakarama pokona hanatevindaharana ny hetsika môlimôly ataon'ny TIM, sy ireo mpamono sy mpifofoi ain'ny vahoaka malagasy, indrindra fa ireo mbola manohana azy ireo FA: LALàNA NO MIHATRA @ Izy ireo raha tsy miala an'io diktatera ravalon-doza io zareo.

MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA EFA TSY SOMONGA MIHITSY IZY ITY E
répondu par tovolahy007 le 15/02/2009 15:28
2. yuka ( 14/02/2009 15:24)
jeneraly iray ve de mba hoaiza OK! OK!OK!
OK! oh! RY SAKAIZAAA!!!
3. kidoropamba ( 14/02/2009 15:27)
hin!hin!hin!hin! Tena reven'i Koutity ity Yuka ity raha any Tisafahy. hin!hhin!:hin

15 ANDRO NO OMENA AN'ILAY RAVALON-DOZEA INY HANGORONENTANA FA RAHA TSY IZANY DIA Mussolini ery @ 13mai lkery dia ny lohany no aty ambany, ny tongony miatona ambony.

MIALA HOA ELA RAVALO FA TEZITRA NY POKONA ATO
4. xxx ( 14/02/2009 16:01)
tsy henonao angaha ny teny filoha fa tsy hiala eo izy raha tsy tapitra ny mandat any! voafidy ara-dalana izy ary 5 taona no fetrany!! d zay tsy mahandry aza manao politika tsony!!!
5. Noue ( 14/02/2009 16:01)
tairo aloha ny sary tao @ avenue du 13 Mai hitsara ny tantara eee ! dia tairo koa ny sary teny mahamasina ho hitantsika eo oe iza no narahin'ny olona androany eee ???
6. xxx ( 14/02/2009 16:55)
kidoropamba:



MIALA HOA ELA RAVALO FA TEZITRA NY POKONA ATO



ianao irery angamba no tezitra ato kou, donc zakao irery ny fahorianao fa izahay tsy miala amdra8 na maty any daholo ary ela sy ireo eo am13 mai ireo, vao maika tsara tsisy pandroba sy pamaky trano intsony :-P :-P
7. pimaso ( 14/02/2009 18:45)
ALOHAN NY HAKANAREO MINISTERA @ ALATSINAINY TONGA DIA AMPANDRENESO NY VALALAMPIANDRAY FASANA, NY FIANGONANA , NY HAVANA REHETRA HANOMANA NY VOLA METY HO LANY @ FANDEVENANA
FA I ANDRY TGV HONO TSY MANANA INTSONY FA BLOQUE NY FRANTSAY NY VOLA FA MITADY TSY HO VITANY NY MISSIONANY² HANALA ANDRA8
I RATSIRAKA AZA EFA DECU @ TGV FA LASAN NY MAHAMASINA DAHOLO @ IZAY NY KIL
TSY MISY FIARETANTORY
8. kidoropamba ( 15/02/2009 15:10)
TSY ILANA VOLA NY HANDEVENANANDRAVALO FA TONGA DIA DORANA.
MAKA AFOKASOKA ATSY ATSIMONTANANA ATO SY FAKO MAINA DIA VITA KABARY.

MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA HO RORAN'NY VAHOAK EO I TENA
9. tovolahy007 ( 15/02/2009 15:28)
hahahahaha, ity ilay tonga @ fiteny hoe VOVON'ALIKA ZANY HONY, TSY HERY FA TAHOTRA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0542