Mandeha @ arte @ 19h00 ny crise dago

1. badboy ( 14/02/2009 13:03)
Mandeha @ arte @ 19h00 ny crise dago
novalian'i badboy ny 14/02/2009 22:52
2. salopard ( 14/02/2009 13:33)
aleo ho hitan'izao tontolo izao ny mpamono olona

ben laden FJKM
3. zakilinina ( 14/02/2009 13:42)
STOP ! Izay miteny ratsy ny Fanahy Masina dia tsy ahazo famelan-keloka mandrakizay.
4. lemenakely ( 14/02/2009 13:52)
Ok merci pour l info e...
5. salopard ( 14/02/2009 13:52)
Tsia ny FJKM, dia tsy fanahy masina; fiangonana io, vondron'olona roa na maromaro, tsy masina fa olon-tsotra

ary tsy ny FJKM rehetra no tenenina, fa hoe: misy BEN LADEN ao @ FJKM, olona iray ihany no lazaina eto



ny olona catholique
protestanta
pentekotista
evangelique
anglikana
orthodoxe.

Ianareo ihany no manandra-tena fa an'i Jesosy irery

Kristy tsy nilaza na antanin'anandrano, na FVPM, na katolika, na FPMA, na X na Y no egliziny

Mivavaha fotsiny, dia izy kristy no hilaza hoe: iza ny azy.

Raha tsy hoe i saint Marc RA8 angamba no mesia-nareo.
dia minoa fotsiny ihany ary e!
6. zakilinina ( 14/02/2009 14:06)
Tsy nisy nilaza mihitsy teo hoe Fanahy Masina ny FJKM.
Ny fidiabôlizéna ny FJKM kosa, izay fiangonana kristianina, dia fitenenana ratsy ny Fanahy Masina. Tandremo anaka fa tsy ahazoana famelan-keloka mandrakizay.
7. andrywui ( 14/02/2009 14:08)
zaklin tsy niteny oe fanahy masina kosa izy teo fa izaklinnn zao no nteny voalo teo !! fa aoka ary zay fa aza mteny azany tsony !! STOP
8. mosabe ( 14/02/2009 14:14)
salopard:

aleo ho hitan'izao tontolo izao ny mpamono olona

ben laden FJKM


Hay ve TGV indray e....

merci le mere cherie

9. andrywui ( 14/02/2009 14:23)
fa innn i salopard hatrmzay amlah !!!
10. news2dago ( 14/02/2009 14:23)
salopard:

Tsia ny FJKM, dia tsy fanahy masina; fiangonana io, vondron'olona roa na maromaro, tsy masina fa olon-tsotra

ary tsy ny FJKM rehetra no tenenina, fa hoe: misy BEN LADEN ao @ FJKM, olona iray ihany no lazaina eto



ny olona catholique
protestanta
pentekotista
evangelique
anglikana
orthodoxe.

Ianareo ihany no manandra-tena fa an'i Jesosy irery

Kristy tsy nilaza na antanin'anandrano, na FVPM, na katolika, na FPMA, na X na Y no egliziny

Mivavaha fotsiny, dia izy kristy no hilaza hoe: iza ny azy.

Raha tsy hoe i saint Marc RA8 angamba no mesia-nareo.
dia minoa fotsiny ihany ary e!

Tsy lavitra @ fanjakan'ny lanitra ianao rehefa tsy manaratsy olona intsony
11. tsinjo ( 14/02/2009 14:30)
new2dago :tena tsy misy androany ve any e? mba avohay eto e
12. andrywui ( 14/02/2009 14:42)
innn no avoaka ry le tsinjo reny olona 20.000 kely tsy nahafeno mahamasina reny ve ???? tsy mbola mihetsika ane zao ny tgv de zay no mahafalifaly be anareo ao io eee!!! mametraka ministra fa tsy manao fampisehoana hery ny olona aloha zao ry zaza a !!! fa refa tonga kosa ny andro hipoahan'ny hery an !!! de ho avy eo lay fotoana tena atahoran'ny tsinjo sy Noue sy Penguin sy molota sy ngoiha 26janv bis
13. patrick2002 ( 14/02/2009 15:02)
ny teo aza mbola tsy voaloa ny karama kou ,hitanay t@ TV5 omaly ,dia ny tena no menatra marina :oops: :oops: :oops:
14. ralalaina ( 14/02/2009 15:03)
tsy sahy namoaka sary ry nandra isany satria olona voakarama no betsaka
15. kidoropamba ( 14/02/2009 15:21)
MILA ESORINA HOA NY HILAN-TSOFINA HAVIAN'INGAHY RVALON-DOZA FA AO NO NANAFENANY NY ODY MAHERINY mahatonga an'ingahy Lala rasedrahasina manaiky atao andevo.

MIALA HOA ELA RAVALO FA TENA RORA BE NY @ TAVANAO RAHA MIZIRIZIRY EO I TENA.
16. heidi ( 14/02/2009 20:54)
12. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 14-02-2009 16:02:30
Lohateny : Re : Mandeha @ arte @ 19h00 ny crise dago
ny teo aza mbola tsy voaloa ny karama kou ,hitanay t@ TV5 omaly ,dia ny tena no menatra marina


menatra be ve anao tamini'lay sarin'i tgv nikabary,,,,,??????? :-D :-D :-D :-D :-D
17. badboy ( 14/02/2009 22:52)
Indro ilay rohy http://plus7.arte.tv/fr/detailPage/1697660,CmC=2441042,scheduleId=2415564.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0625