Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 14/02/2009 08:35)
HO HITA ANIO EO NY MPOMBA TS HATANTY KA HANAFIKA
Ny TIM ALOHA IZAO NO HITA FA MAIMBOMAIMBO RA ZANY DAHOLO LE VITSY KELY TONGA AO REO !! ... tohiny
novalian'i tsinjo ny 14/02/2009 08:59
ainaheri ( 14/02/2009 08:14)
Kohlanta le retour des héros
Mba nanaraka hatr@ farany aho fa nandreraka ahy ny toe-tsain'ilay philomene,d hoy aho oe,d zay marina ve ny toetsaina refa maizina?? Nefa i Jade tsy nitazona alahelo azy t@ izy nanapaka flechen'i Jade... tohiny
novalian'i ndenn ny 21/02/2009 18:34
xxx ( 14/02/2009 08:06)
Iza no tianareo akia @ izy roa vavy ireo?
[img]http://img101.imageshack.us/img101/7314/izaireoxc0.jpg[/img]... tohiny
novalian'i vale ny 15/02/2009 18:05
xxx ( 14/02/2009 08:02)
Fifidianana MISTER ao Tanà
[img]http://img291.imageshack.us/img291/1431/andryportraitne6.jpg[/img]... tohiny
novalian'i vale ny 02/03/2009 10:22
xxx ( 14/02/2009 07:56)
Lalao baolina kitra
[img]http://img18.imageshack.us/img18/7186/r8tgvow0.jpg[/img]... tohiny
novalian'i xxx ny 25/02/2009 06:03
xxx ( 14/02/2009 07:52)
Film vaovao
[img]http://img442.imageshack.us/img442/337/leconlabruteletruandgp2.jpg[/img] [img]http://img442.imageshack.us/img442/9850/moneytrainju2.jpg[/img]... tohiny
novalian'i sarobidy ny 10/04/2009 13:47
xxx ( 14/02/2009 07:40)
Hono oa
[img]http://img244.imageshack.us/img244/9128/8310jesusprotegemoiaffikf7.jpg[/img]... tohiny
novalian'i fanogasy ny 03/03/2009 13:30
xxx ( 14/02/2009 07:31)
st valentin
Mba aleo @ izay hifankatia fa efa be izay e [img]http://img19.imageshack.us/img19/8518/stvalentin2sw3.jpg[/img] :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 17/02/2009 17:18
bonbongasy ( 14/02/2009 01:18)
Saina Malagasy ho an'ny tanindrazana
Ry mpiray tanindrazana, Malagasy izahay ary mirehareha amin’izany tanteraka. Raha miombon-kevitra anay ianao dia mitsangàna mba haneho : - ny fitiavana ny Tanindrazana - n... tohiny
novalian'i kotiwa ny 14/02/2009 12:52
sitlo ( 13/02/2009 22:01)
Aza makeny Mahamasina, Marc Ravalomanana en particulier
Mbola milaza ihany aho hoe raha kely anaka dia aza mankely eh. Ankatezero eo ny adva fa vao maika misy korotana eo. Mbola manontany tena foana aho amin'ireto lohandohany ao amin'ny TIM ireto. Tsy nah... tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 07:38
lemenakely ( 13/02/2009 21:56)
Hay ve azo anaovana politika hatramin ny K......e!
Dia mahavariana mihintsy ny filalaovana politika eto @ tanàna fa hatramin ny trano fisainana aza dia azo anaovana politika Mila casques na haut parleur na baffles http://www.tvmada.net/webrep... tohiny
novalian'i maronibe2 ny 14/02/2009 07:58
xxx ( 13/02/2009 21:40)
fety be fanohanana ny fanjaka tandala eny mahamasina
fety sy fifaliana eny mahamasina,miaro ny fanjakana tandalana eny isika no manao st valentin miaraka an'i ra8... tohiny
novalian'i Oay ny 14/02/2009 07:12
soanja ( 13/02/2009 20:50)
FFKM afaka hitondra ny firenena ve?
Asa fa mba zavatra nandalo tao an-dohako tato hoe; Efa somary leo an-Ra8 ny olona rehefa dinihina. Tsy manana olona mendrika hitondra eo anefa isika ka vonona handray an-tanana eo no ho eo raha ny... tohiny
novalian'i sipagasy ny 14/02/2009 08:56
zandikely ( 13/02/2009 20:36)
Police tany Zimbabwe manoloana ny mpanao fihetseketsehana
La police a commencé à tirer en l'air et a amené des chiens pour essayer de disperser des centaines de sympathisants du MDC qui ont encerclé le poste de police à Mutare", écrit le parti dans un ... tohiny
Noue ( 13/02/2009 20:29)
aiza ry andrywui aaa
aiza ny sary sy ny chiffres androany ry wiwiwi aaaa ! nefa tsy avy anie ny orana eeee! :^) :^) :^) sa tsy nahazo kil dia tsy ni-wiwiwi tato androany eee ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i Noue ny 14/02/2009 10:58
xxx ( 13/02/2009 20:15)
madagate sy assidu de madagascar
gaga aho raha mba namaky an'ireto gazety ireto roa ireto ny fomba fijeriny ry zareo ny zava mitranga any mada,asa hoe mba nianatra nanao deontologie ny fanaovana gazety ve sa dia propagandy trotra iza... tohiny
novalian'i maronibe2 ny 14/02/2009 08:22
Razouzou ( 13/02/2009 19:20)
tout intérêt français doit être coupé
Ary maninona raha tapahina ny fiaraha miasa am lafrantsa de vita eee!! araka ny fanazavany ny akambihazany olona nanontaniako de hoe frantsay no ambadikio fa hoe misy petrol am madagascar de tianireo... tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2009 16:41
pimaso ( 13/02/2009 18:45)
MADAGASIKARA be mpitsiriritra erantany...
Nahoana isika no mbola miady antrano foana, ny hafa aza milaza fa '' nous nous asseyons sur une mine d'or'' ka tsy aleo ve mihavana @ izay daholo e! mifamela heloka, satria tsy misy olona tonga la... tohiny
novalian'i pimaso ny 14/02/2009 07:16
Noue ( 13/02/2009 18:09)
L’assainissement de la capitale a déjà commencé
Suite à la décision du Conseil d’Etat, le PDS Randrianarisoa appelle au travail Le Conseil d’État a débouté vendredi Michèle Ratsivalaka. Cette décision conforte le poste du PDS Guy Rivo... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2009 00:10
lemenakely ( 13/02/2009 18:00)
Izay rehetra nikasa hanao 13 mai dia nosamborina na...
Misy zavatra hafahafa ihany ity raharaha ity satria izay rehetra nikasa hanao 13 MAI dia na nogafian ny olona na nosamborina!... Nefa i ANDRY dia nojerena fotsiny mandrak izao ....May sy potika ny ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9506