aiza ry andrywui aaa

1. Noue ( 13/02/2009 20:29)
aiza ny sary sy ny chiffres androany ry wiwiwi aaaa ! nefa tsy avy anie ny orana eeee! :^) :^) :^) sa tsy nahazo kil dia tsy ni-wiwiwi tato androany eee ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i Noue ny 14/02/2009 10:58
2. xxx ( 13/02/2009 20:36)
firy sisa ny akanga nanamborana teny @ 13 mai eh, ireo taolamporohana sisa tsy may t@ fandorana rnm,magro,ny ambohitsorohitra e sy mbola hoavy e :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. Noue ( 13/02/2009 20:37)
miandry sary sy chiffres oooo :^) :^) :^) :^)
4. xxx ( 13/02/2009 20:51)
nisy 2500 ve ny akanga sisa nanamborana io,ireo tapaporohana sisa tsy may e
5. xxx ( 13/02/2009 20:58)
lasa natory ry andrywui fa vizana lery teto @ serasera foana lery 8h du matin a 19h,eto sisa no hanalany ny fony ,aza matahoatra ianao ry noue fa tonga masika eo lery dem1 hilaza ny olona eny mahamasina hoe mpamono olona sy marary kibo ny orana :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 13/02/2009 21:04)
vao lasa notairina t@ torimasony i andrwui fa mety hoavy ary tonga masika ny maherifontsika tgviste minisitry ny serasera sy kolontsaina an'i TGV :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
7. ravol ( 13/02/2009 21:13)
Ohatran'ny mangingina mifono misitery ny rahampitso izany, sa ahoana hoy nareo ? koa mitandrema e! ny ao ambadiky ny "moniteur" aloha mety tsy haninona fa ny eny an-dalana no mampieritreritra. :?: :?: :?:
8. xxx ( 13/02/2009 21:16)
eny mahamasina feno polisy miaro ny vahoaka raha ho eny ianao
9. Noue ( 13/02/2009 21:21)
k'aiza koa ry madamakely aaa ! firy ny kil tao eee :^) :^) :^) :-D :-D :-D
10. xxx ( 13/02/2009 21:27)
reraka teto daholo ireny androany totolo andro efa deprimé dia miteniteny foana :-D :-D :-D :-D :-D
11. Andribe ( 13/02/2009 21:45)
vive les ra8istes vive les tgvistes migidra foana aloha nareo fa izahay manao biziny a coté :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. xxx ( 13/02/2009 21:45)
ny vaovao azo farany androany alina momba ny minisitry ny serasera andrywui
mbola natory izy ho tonga masika eo izy dem1,hamoaka decret vaovao ny momba ny filaharana teny mahamasina,omena anao ny fitenenana andriamatoa minisitry ny serasera an'i tgv :-D :-D :-D
13. ngoiha ( 14/02/2009 05:17)
Slt ry akama isany a!,ka i andrywi anie mbola nandeha nijery ny fahavoazany eo amin'ny 13mai e.Toa woe tsy tonga hono ny ol nikaramaina rehetra handeha ho eny fa lasa nirohotra any Mahamasina nanaraka ny ara-dalan'eeeeeeeeee.Ka vola adala tompo ho e
14. Oay ( 14/02/2009 07:08)
ngoiha:

Slt ry akama isany a!,ka i andrywi anie mbola nandeha nijery ny fahavoazany eo amin'ny 13mai e.Toa woe tsy tonga hono ny ol nikaramaina rehetra handeha ho eny fa lasa nirohotra any Mahamasina nanaraka ny ara-dalan'eeeeeeeeee.Ka vola adala tompo ho e

Aza miampanga tena ngoiha a! Ceux de la place du 13 mai ne sont pas assez riche pour pouvoir payer des centaines dr milliers de gens.
_D eny @ 13 mai koa tsy misy spektakla hojerena.
_Ary efa rendray izao fa nanaovana ankeriny ny olomboafidy miaraka @ vady amanjanany nandeha nitsena ny filou teny Ivato iny.
_Mbola averiko fa raha tim-bahoaka marina io filou io ao Antananarivo d tsy tokony holany maire teo i ngahy Andry Rajoelina.
_Tadidio fa ry paiso petankorina sy ry gisa kely no tao @ CUA tamin'izany an, zany hoe ambany be ny fisainanareo raha hilaza ianareo fa nisy hala-bato tao.

15. ngoiha ( 14/02/2009 07:55)
D eny @ 13 mai koa tsy misy spektakla hojerena,FA MISY JAMBA TATANANA

Fa in zany reny vola ireny,kay v mbola sandoka koa e,mba misy ordi ihany eo ambanin'ny masonao eo dia ataovy oa le kajy fa ny 44% n'ny vahoaka teto tananarivo ihany anie no nifidy e,ary ny 60% n'io no azony,fa ny an'ny FILOHANAY 53% N'NY VAHOAKA TETO MADAGASCAR NO MAKASITRAKA AZY dia AONA.Aza sahirana miady seza woa fa tsy ho lasa mihintsy na handeha ambanin'ny LOHA AZA. ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
16. xxx ( 14/02/2009 07:59)

Tsy taitra ianao fa io ny mpanakanto e!

:lol:
17. Noue ( 14/02/2009 10:58)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) dray dray ity endrika klet'ieeee =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0752